Bravo monsieur le député A.Cristian continuez toujours sur le chemin de la vérité et,ns vs admirons pour votre franc parler et denoncer tous les magouilles, merci,bon courage
Salama Mr Le député, maro Raha mandalo @ tanàna,fa ça me manque tellement moshipa kara à Toliara igny, taloha fa asa amizao mbola misy ve fa tena tiako ary efa maro raha miova any aminjo ty eh
raha mitohy ny fomba fijery nao io .manohana anao izahay io no tadiavinay mangarahara ata vitsiky mandalo mila fatantra mangarahara vola vahoaka io fa tsy nany commenter
Ny tanana I Mahajanga Dia ny Maire sy ny komina no Mila tenenina@ Izany Ary any @ ministera mpiandraikitra ny kominy no anaovana Requette na question parlementaire na enquete parlementaire sns, mampaneno lakolosy rehefa Tsy hanao ny Conseil municipal sns
Naodin dr rajwel indray ny vola panjakana. Devoly be miaraka à caractéristiques n'ny devoly be rehetra. Tokony ho menatra izay vadiny. Rà izao no hoe ny famonoana olona à n'arivony no mbola itazomany ny fah afahany mangalatra, dia vonoiny tsy misy ambaamba. Le rajoelina est un mafieux, qui présente peu de qualités humaines. A partir d'ici, ce sera rajwel. C'est un voleur, menteur, manipulateur. C'est un mec de peu de savoirs, peu de connaissances. Un mec méchant, très méchant : démon; mais pas démoniaque ! Il ne fait pas bon d'être sachant à ses côtés, sinon vous êtes mutés. Il faut le laisser déblaterer de ses grossières erreurs de sortes diverses. le mec est juste une façade de faux semblants. Il est de notoriété qu'il est subalterne à Ravatomanga; qui vole et détourne pour rajwel. Les méfaits de rajwel sont inombrables, allant de racquets non seulement aux entreprises malgaches et internationales. Voir l'affaire Romy VOOS. Les détournements de tout l'or du pays. les saisies par la force, pour ses bailleurs étrangers, des terres centenaires. L'or stocké dans les ministères se transforment en fer, sans suite. le détournement des fonds d'origines internationales, FMI, PNUD, UE, ... Le détournement de la caisse des retraités, Je m'arrête. Je m'arrête là, j'en ai marre. Toutes les élections a été volées. Je dis bien toutes. Le résultat de rajwel est que le pays porte la lanterne rouge du train du monde ; et le rajwel n'en a que fiche. Pour quoi le peuple reste passif ? Rajwel a créé un état quasiment fasciste, pour une dictature, qui terrorise désormais.
Bravo monsieur le député A.Cristian continuez toujours sur le chemin de la vérité et,ns vs admirons pour votre franc parler et denoncer tous les magouilles, merci,bon courage
Bravoooo Meusieur raha otranao aby ny olona solombavambahoaka de tena handroso madagascar
Mankasitraka zalahy JAOLAHY BE,,Zory @ fahamarinana ny fitantanana... Force à
toi grand!!
Continue sur le chemin de vérité
Prend courage
Mankasitraka zandry tohizo ny tolona, mila anao ny faritra Mahajanga 🙏🙏🙏❤
Salama Mr Le député, maro Raha mandalo @ tanàna,fa ça me manque tellement moshipa kara à Toliara igny, taloha fa asa amizao mbola misy ve fa tena tiako ary efa maro raha miova any aminjo ty eh
Merci aminao MADELA
raha mitohy ny fomba fijery nao io .manohana anao izahay io no tadiavinay mangarahara ata vitsiky mandalo mila fatantra mangarahara vola vahoaka io fa tsy nany commenter
Bonne année bon santé et longue vie bonheur atsika jiaby, misotra aminao Monsieur député tonga aminao any message ranadahy Luc Hervé ravoravo zahay mahita anao sy mahazo nouvelle tanana, azafady député photo nolo aminy clemba aminy loha io ambarao azy hasorony fa tsy vahiny izy clemba io tsy olo karaha izy mihitsy manao clemba karaha io fa magala baraka ,merci beaucoup député continue carte sur table , tena mbola manta mihitsy M gouvernementa tsy misy androny masaka mbola manta mihitsy cerveau ny zahay tsy mila reo mihala reo fa tsy vahiny amindreo mihitsy mandahy fanjakana sy vahoaka ,c'est toujours comme ça député olo miteny la vérité ça blessé les gens io mahatonga reo manao bevava io satria magnafify raha nataondreo fa mbola misy androny fona la vérité bola hiboka eto zahay député vonona miaraka aminao zahay ❤❤❤❤
Mbola Misy olona marina ihany
bola tsy hitako ary tsy fantatrako aminy fiainana aiza na finoana aiza milaza fa zavatra azonao aminy halatra manjary jamais et à jamais. ataovonareo aminy fahamarinana tsipy dalao fa mandroso isika .aminy lafiny rehetra atao madio ..
Ratsy qualite no Tsy Misy enttretien ny lalana
Aoka hampiditra investisseur vahiné hanome asa n'y vahoaka madinika
tsy mino aho satria misy cercle mafia bouclé investissements eto dago .sady tsy misy entimanana no tsy tia mampanana ilay toetsaina égoïste centrique izany
Ny tanana I Mahajanga Dia ny Maire sy ny komina no Mila tenenina@ Izany Ary any @ ministera mpiandraikitra ny kominy no anaovana Requette na question parlementaire na enquete parlementaire sns, mampaneno lakolosy rehefa Tsy hanao ny Conseil municipal sns
Nareo maro an Isa ao @ parlemanta no Hanainga ny fifidianana ny governera sy ny fifidianana isambaratongany
fanjakana Madagascar moa jamba tsy nahita vidéo jiaby regny témoignages draka gendarmerie sur place regny moa fanjakana karahakory reo tsy nahita raha jiaby nandalo regny tsisy henatra koa gendarmerie reo 😮😮afabaraka éééé Majunga sy fanjakana santoka jiaby jilamboto tsisy raha marina amindreo regny 😢😢😢😢 jiaby mpagalatra mpikatramo vahoaka misy farany raha jiaby halahelo vahoaka sy fampijaliandreo vahoaka zagnahary misy hangovo nolo haky nolo tsy mandahy reo la vitra tsy porte bonheur amindreo tany boribory misy farany raha jiaby inchallah amine dre reo fa boka vintagna aminy fikatramoa dreo vahoaka mihina vola ny halatra 😢😢😢😢 ary silamo karaha Hachimo kely tableau korohany afara ny lambosiny izy mitantara vady mikasiky ksbary nadalo taminy mois de Mai draka kabary nadalo taminy fifidianana iny le 11/12/2024 iny soubouhana llah astahafirou llah ambarao reo milevina velo fa tsisy henatra tsy mavozo zagnahary karaha koriky reo 😢😢😢😢
Zagnahary manampy anao député aza matahotra anao fitiava nao vahoaka zagnahary manampy anao inchallah, hitanao baraka nahazo reo taminy le 11/12/2024 raha mbola tsy tonga jery reo tsy misy androny ho tongava dreo jery, député regny olo regny tsy olo mety hatao draha tsy olo mety hikambanana regny tsy olo mahay megnatra zahao fo fomba dreo karaha olo tsy nampianary rayamandreny éducations raha olo nahazo éducations tsy manao fihetsika karaha io ,fitiavany Mahajanga misy fihinanandre ao fikatramoana ao vola fanjakana jiaby anatiny poches dreo tsisy henatra c'est pas la peine madeha mikosoaly reo draka magataka Douan fa mbola hifotra amindreo tompiny roho ratsy dreo inchallah dre mampagaroharo mizaha reo franchement .
Zahay tsy mila jilamboto mihala reo fa tsy mila zahay député tsy mila miara miasa draka reo atsika tsisy raha mety atao aminy dreo hario aminy jagoany reo koumani reo draka koumagnoko, tsy mila mitambatra draka reo zahay député non olo ratsy regny député tsy olo mety himpetrahana tsy mila zahay tsy mila reo tsy musulmans zany reny , Madagascar tsy mahay manavaka atsika jiaby mitovy olo jiaby mitovy fa regny 😮😮😮😮 tsisy henatra tsisy fanajana, non député tsy mila reo atsika avelao any regny tsisy raha mety hatao amindregny reo iny anarany fo olombelo fa tsisy henatra ,aza mandoto religieuse tompoko ary aminy politiques aza hampidirana religieuse merci beaucoup Monsieur le député ❤❤❤❤
Naodin dr rajwel indray ny vola panjakana.
Devoly be miaraka à caractéristiques n'ny devoly be rehetra.
Tokony ho menatra izay vadiny.
Rà izao no hoe ny famonoana olona à n'arivony no mbola itazomany ny fah afahany mangalatra,
dia vonoiny tsy misy ambaamba.
Le rajoelina est un mafieux, qui présente peu de qualités humaines. A partir d'ici, ce sera rajwel. C'est un voleur, menteur, manipulateur. C'est un mec de peu de savoirs, peu de connaissances. Un mec méchant, très méchant : démon; mais pas démoniaque ! Il ne fait pas bon d'être sachant à ses côtés, sinon vous êtes mutés. Il faut le laisser déblaterer de ses grossières erreurs de sortes diverses. le mec est juste une façade de faux semblants. Il est de notoriété qu'il est subalterne à Ravatomanga; qui vole et détourne pour rajwel. Les méfaits de rajwel sont inombrables, allant de racquets non seulement aux entreprises malgaches et internationales. Voir l'affaire Romy VOOS. Les détournements de tout l'or du pays. les saisies par la force, pour ses bailleurs étrangers, des terres centenaires. L'or stocké dans les ministères se transforment en fer, sans suite.
le détournement des fonds d'origines internationales, FMI, PNUD, UE, ...
Le détournement de la caisse des retraités,
Je m'arrête.
Je m'arrête là, j'en ai marre. Toutes les élections a été volées. Je dis bien toutes. Le résultat de rajwel est que le pays porte la lanterne rouge du train du monde ; et le rajwel n'en a que fiche. Pour quoi le peuple reste passif ? Rajwel a créé un état quasiment fasciste, pour une dictature, qui terrorise désormais.