Luc Hervé - HAFATRA MIVANTANA HO AN’ i AFAKANDRO CHRISTIAN DÉPUTÉ MAJUNGA : EFA VOAVIDY VOLA VE ?...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 21

  • @RALAISOLOMARCEL
    @RALAISOLOMARCEL 5 днів тому +3

    Miarahaba anao Luc Herve tratry taona vaovao

  • @MaurilleChristianCharlesRatsar
    @MaurilleChristianCharlesRatsar 5 днів тому +2

    Ampio ny dose Luc ah!

  • @EmileAndriamiandrisoa
    @EmileAndriamiandrisoa 4 дні тому +1

    Tena maro raha tsy hainao mikasika an'i Député Afakandro sy ny FIRAISANKINA (antoko mpanohitra) Mr Luc Hervé.

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 5 днів тому +1

    Tsy adala akory ny vahoaka izay mijaly nohon'ny fahantrana! Izay hitokisany no fidiany! Basy

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 5 днів тому +1

    Satria i Christian AFAKANDRO no lany😅😅😅😅matoa izy tsy miteny

  • @michaelrakotobe5653
    @michaelrakotobe5653 4 дні тому +1

    Teny anakiray miverina in 100.… makaleo b ah... Mijanona am essentiel d in 1 teninao fa tsy averimberina impiry teninao... Mandany andro pour.ecouter 1 truc

  • @izao123
    @izao123 4 дні тому +1

    o ry vendra-pory ity a !APAMOAKA no fiteny a!

  • @marieranorovola-h7p
    @marieranorovola-h7p 5 днів тому +1

    Tratriny jaly

  • @balimalalachou9625
    @balimalalachou9625 5 днів тому +1

    Hi hi hi !

  • @sandracapon8959
    @sandracapon8959 4 дні тому +1

    100mille euros

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 3 дні тому +1

    ity bandy ity ngamba nasin olona amle hoe Borizano fa ohatran ts matin lolo mihitsy! saika marina ihan le zvt tenen fa le misy resaka foko no ohatran tsy mlay an!

  • @Fatouma-u3p
    @Fatouma-u3p 5 днів тому +1

    Bonne année anao marina raha resahy nao depuis le 11 /12/2024 tsy regny Afakandro Christian ino hatony olo jiaby manontany hoe tsy hita traces Afakandro Christian, zahay mila explications ino hatony tsisy tohiny resaka fifidianana taminy le 11/12/2024 olo jiaby nahita vidéo iny tsisy raha marina jiaby raha nadalo taminy fifidianana iny , iny natao hoe Discriminations positives même gendarmerie jiaby teo sur place nahita raha marina nadalo sy vidéo jiaby regny témoignages azafady tompoko aza fitahy nao zahay Afakandro Christian fa zahay tsy maneky zahay mila mahay kabary mandalo, ary tsy hekenay mihitsy hoe Dady dro haday tanana Majunga tsy vahiny olo karaha Dady mandahy vahoaka sy tanana Majunga zahay tsy mila jolamboto mahamenatra mihitsy zavatra nandalo taminy le 11/12/2024 iny ôh leroa raha tsy vahoaka tsisy jery hifidy olo karaha Dady

  • @FernandoBasile-o9r
    @FernandoBasile-o9r 4 дні тому +1

    Bla bla bla mandany crédit

  • @PhilippeJeanclaudeRAKOTONIRINA
    @PhilippeJeanclaudeRAKOTONIRINA 5 днів тому +3

    Be resaka ela fa modia any Madagascar ra sa ela

  • @perlinesarely936
    @perlinesarely936 2 дні тому +1

    Ny toaka sy ny rongony hoano fa tsy hainao politique izany .na ny mijery anao aza mampadoha

  • @herpinDaniel
    @herpinDaniel 5 днів тому +3

    Rivo ndro lany fa Christian zany efa tsy tianay fa rivo ndro tena lany

  • @coolman3322
    @coolman3322 5 днів тому +1

    anao ty misy jery bokaeo mahita lavitra.

  • @MaurilleChristianCharlesRatsar
    @MaurilleChristianCharlesRatsar 5 днів тому +1

    🤣🤣🤣