Sady tsisy hilanazy raha fahaizana tena diplôme kolikoly no nahazoany général niveau CM1 kkkk manalabaraka n'y malagasy io Rangahy io kkk mahamenatra niveau T2
mandritra ny vahoka Malagasy mihinana ny tsy fihinana de zareo mividy zay tiandreo aty Frantsa bien mal acquis ao andamosiny Malagasy no anaovandreo izany fanondranana harena ao Madagascar .Mihomana zareo hilefa aty refa gidraka ny any
Marina zany Koto 👏👏👏
Marina 100% ny fanehoankevotr'i Koto
Marina izany.
Merci Mr Koto ,makasitraka ❤️💪🙏🙏
Dory velona le général io
Jeneraly Rakorontambÿ 😂
Tsy Rakotom-by Koto fa RAKORONTAM-BY 😂😂😂😂
Vomangamanga endrika rangahy lejeneraly
Sady tsisy hilanazy raha fahaizana tena diplôme kolikoly no nahazoany général niveau CM1 kkkk manalabaraka n'y malagasy io Rangahy io kkk mahamenatra niveau T2
Niveau firy koa è 😂😂😂😂
Kkkk maty atsika ty eeee gagnant gagnant kkkk
Merci M. Koto et Vonona Jonaslin Mihevitr'azy ho intelligent Ra bomba Bien fait pour sa Gueule
Aleo ndray ary le prezida n senat ilay teo aloha !
Tu as raison Koto:Ils sont nuls pour diriger Madagascar.
Io general mal fini, voahozona h@ taranany
Ataovy mamay Koto a sady manambany no manandevo antsika miasa andafy 😂
C’est le clown du service de tgv!😂😅😅😅😅😅😅
😅😅😅 Vonantodi vaki kkk
Mpanohitra no niteneniny fa tsy vahoaka samy hafa izany
mandritra ny vahoka Malagasy mihinana ny tsy fihinana de zareo mividy zay tiandreo aty Frantsa bien mal acquis ao andamosiny Malagasy no anaovandreo izany fanondranana harena ao Madagascar .Mihomana zareo hilefa aty refa gidraka ny any
👋👏👏👍
Kindreninao enao ry Koto
Toa Ratsy tarehy bé ilay korotamby Anareo @ ilay fitafiana mena Io , tanteraka ilay Firenena hoe ratsy fanahy mpitsetsitra ny madinika./.
Kkkkk
Mba aza asiana gros mot azfady rah mety. Msaotra
Nanam-pitaovana ve ny Mauricien nitaky ny nosiny t@ Angilisy ka nahazoany ny azy?
m.ua-cam.com/video/6lg0FDAFsaM/v-deo.html
Vao ny fiakanjon'iny Risara iny t@ 2010 dia efa koboko fa fotaka sy dedaka ary very jery lery. Izao izy ity lasa adalan'ny fahefana.
😂😂😂 maty zh @ tokiky koto