Mahavoa antsika gasy anie vetivety manadino raha, antsika masiaky, mahasesy resaky, vava ro rahalahy fa mora manadino. Raha isika tsy manadino zavatra fa izay manao ny tsimety dia atantsika mahita faisana dia tsy manao koa ny afara, ohatra fotsiny Ravalomanana maro anie ny zavatra tsy mety nataony sy ny ekipany nefa io izy
Bravo mon frère barabasy 👏👏💪💪👍👍👍
Bravo ,io la banane io ratsy sora sady ratsy jery , mamy Ravatomanga olo manambola tena tsy manjary jery @donia manerany vazan'tany efatra.
raha vavabe sy ompa no nampandroso de efa lasa lavitra madagascar
tsy mampihontsona volomporindreo ompa zany
Ilay razana aleo hatory fa aza ompaina. Hahita loza ianao tôt ou tard.
côtier no nifidy amboalambo ka aza be konetaka eh
Mbola hifaindreo agny android agny
Misaotra anao zokinak 😂
🤫 Koragna mandany gasy, tsy mampiova raha, tabataba tsisy dikany isan'andro, mila action. RÉVOLUTION, LA GUERRE ! ☠️
❤️❤️❤️👏👏👏👍👍👍
Security ao nosy be tsy vitandreo
Mahavoa antsika gasy anie vetivety manadino raha, antsika masiaky, mahasesy resaky, vava ro rahalahy fa mora manadino. Raha isika tsy manadino zavatra fa izay manao ny tsimety dia atantsika mahita faisana dia tsy manao koa ny afara, ohatra fotsiny Ravalomanana maro anie ny zavatra tsy mety nataony sy ny ekipany nefa io izy
izy nahavita tragno koa tsy kolikoly
HENON ANDRIAMANITRA TSARA NY TENY RATSY MAMOAFADY NATAONAO!!!NY TENY AVOAKAN NY OLONA DIA TSY MAINTSY MIVERINA AM IZAY NANAO AZY !!!! mahandrasa !!!
Izy nahavita Trainor koa tsy alatra abaisa fo Giovanni fitondrana io
Kkkkkkkkk
depitay hoy aho fa tsy dépité. ny ompa tsy aprouveko fa maro resaka marina ambarany somaila io . potika potika potika madagascar babandreo sy renindreo iov
🇲🇬🇲🇬🫶
Ts milamign zoky Ty. Anao rats b io mahita olo rats. Ts intéressant raha koragninao zegn
feuille de goyave 7 pièces ampagotrana dia sotroina 3 fois par jour. fanafody diabète
@@coolman3322 teneno @ravatomanga
Parlez du député Irene