MAHAKASIKA NY HAFATR’ i DONALD TRUMP @ FILOHA AFRIKANA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 3 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 94

  • @rosiamamy4387
    @rosiamamy4387 27 хвилин тому +1

    Tena marary ❤ mintsy maheno sénégalais na marocains sns rehefa nationalité die mody any antanindrazana, mandeha mipetraka any satria karama ny zareo any hono mahavelona an zareo. Malagasy tsy hafaka hanao an'izany mintsy raha tsy efa manana volabe angamba, raha tsy zay mnm any Madagascar 😢

  • @nirinayvonrandriamiarisoa1141
    @nirinayvonrandriamiarisoa1141 5 днів тому +9

    Mafy ré n mahazo anay aty Madagascar koto à,tena olona i Donald Trump, ❤❤❤❤❤

    • @herihaja5415
      @herihaja5415 5 днів тому +2

      courage Izany gasy voaroaka tany USA izany izao mafy koa ny mahazo azy !!!!

    • @bebyandrianaivosoa2220
      @bebyandrianaivosoa2220 4 дні тому

      Ataony akaman.ny Rajoelina mahatra ny malagasy managombola izy hividiana n'a vato mba hanamarina ny toerany aiza Ny Psd aiza ny Arema izany ny hiafarany vonimboasary ao aorina tsy hifatinyvolomboarary tsy ho élastique manao an.Andriamanitra tsy misy Ny maire manzo jupe couleur drapeau français tsy miafina ny tarif
      ANDRY Rajoeiina fa olon.ny.frantsay ry zareo

    • @NadiaLambalove-hg5ex
      @NadiaLambalove-hg5ex 3 дні тому

      Tenin.i Tromp
      Isika MALAGASY non matanty jaly

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 День тому +2

    Tegna marigna ra mbola ravalo take mety mba hafa2 Madagascar raha tsy iteny lafiny fianaragna amjo tegna potika ntanteraka 😢😢😢

  • @tefyrandry6634
    @tefyrandry6634 5 днів тому +9

    ZAHAY aty @ la côte mtsy no vendra--po ..... TSY mba mitolona hoan'ity tany ty fa miandry TANA fô , nefa Zay vahiny Tonga Mada eto mijotsoa mi vivre aty JIABY , olo. aminay aty mahita KARANA vazah comorien Sinoa ka rah mahita ZAGNAHARY , kanefa reo no mangalatra ny tany aty , manano SARISARY GENTILLE , ampiadian-dreo @ BORIZANO Dia lasako reo mi VÔVÔ ...Miandry TANANARIVO hy tolona fô , watawata fo mbola hainy
    Mila MITAMBATRA MALAGASY JIABY'. , IZY KOA TR HO AFAKA , k'aza ankinina @ TANANARIVO. IRAIKY TOLONA TY ,

  • @tahirytafaone1967
    @tahirytafaone1967 3 дні тому +3

    Iza le tena mba niandry le fanehoankevitrao 😂😂😂😂

  • @IaryOndra
    @IaryOndra Годину тому +1

    IE avelao ho roasiny any iaby

  • @laurerasou1457
    @laurerasou1457 5 днів тому +10

    Misy farany io koto a, efa tsy ho ela, eto antsika mahita azy.

  • @ramamonjisoamanase-b4h
    @ramamonjisoamanase-b4h 4 дні тому +2

    Mankasitraka Koto nizara sy nanazava ny tena misy tu a raison frerot

  • @ClestineDama
    @ClestineDama 4 дні тому +3

    Tena marina !
    Nefa indro kely mbola antsika gasy fona mifidy sady maiky .
    Mila raihina ny gasy .
    Ho anareo Panohitra Arapolitika :
    - Olona iray(1) fona atolotranareo fa anareo isaky antoko no membres raha tianareo marina i Madagascar...... ect

  • @Hugopetit-w3e
    @Hugopetit-w3e 4 дні тому +1

    mila miraihina isika Malagasy tsy ankanavaka tsy misy anivontany na cotier fa Malagasy iray isika ,andao atambatra ny hery mba hanarina an'ity Nosy ity

  • @rasoloniainamarieegypyienn6021
    @rasoloniainamarieegypyienn6021 5 днів тому +3

    Tena mahalelo ny tena maheno zany satria zava misy sy marina avokoa 😢

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE День тому

    Tena marina loatra ireo tenin’i Donald Trump ireo.

  • @ChristopheTiakavana
    @ChristopheTiakavana 5 днів тому +3

    Tsara be zan explication zany !

  • @arylantovoahangy8002
    @arylantovoahangy8002 4 дні тому +2

    tokony efa manan kambo amizay ny mpitondra amin' io hafatra manambany be io

  • @jaoericmatanjaka2923
    @jaoericmatanjaka2923 4 дні тому +2

    T'as raison sur ces idées

  • @AlbertRandrianasolo
    @AlbertRandrianasolo День тому +1

    Modia aty an-tanàna kosa àry ianao milaza fa hendry, noho izahay mijanona aty io e.
    Raha tena hendry ianao, maninona tsy mba nozaraina ho hanin' ny Zaza Malagasy "tsy mihinan- kanina eto ny vola nividiananao billet d'avion (aman- tapitrisa) naloanao hankanesana any an-dafy kanefa mety mahavoky Malagasy vary => 4 000 000 Ar / 4000 Ar par kg de riz = 1 000 kg = 1 Tonne

  • @SizaNirisoa-vu9or
    @SizaNirisoa-vu9or 5 днів тому +4

    ❤ merciii Koto

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo 2 дні тому +1

    Fanahim-biby no efa ao àmin' ny filoha Afrikàna

  • @jessicaandriantsoa
    @jessicaandriantsoa 5 днів тому +5

    Efa biby mitsiny reo e na biby ary mbola misaina nohon reo.
    Nohon fitiava.bola sy fitiavatena tafahoatra matongany zany .
    Aleo anao fa karma miandry anizy mianakavy.

  • @d31d-c7t
    @d31d-c7t 5 днів тому +2

    MAZAVA BE ZANY RESAKAO ZANY RAMOSE AN, ANJARANTSIKA MARINA NY MANDINIKA

    • @JusticiaRazafihanaka
      @JusticiaRazafihanaka 3 дні тому

      Oui atsika manan-karena f tsy mahay manangona harenatsika . président Zay eo magnararotra daholo

  • @RobertTombosoa
    @RobertTombosoa 5 днів тому +2

    Tsy manana olona intègre n'y Malagasy . Na dia bado aza raha intègre tsimaninona. Doctorat nefa tsy intègre tsy ilaina

  • @faralahycomptable
    @faralahycomptable 5 днів тому +2

    mafy le fitiavambola , fa be koa ireo tampina ny masony, ny manampahefana tsy mahatapaka intsony fa jamban'ny vola,

  • @RavelojaonaJacquinot
    @RavelojaonaJacquinot 5 днів тому +1

    Marina n'y teninao.marionnette prezida

  • @d31d-c7t
    @d31d-c7t 5 днів тому +1

    Tena misaotra betsaka ano Atoa Koto marina loatra io zavatra lazainao io, nefa dia mbola maro ireo Mpiray Tanindrazana tsy mahatsapa an'izany. Maro ny efa nampahorian'ny La France ary maro koa no mbola hampahoriany amin'ny ho avy raha tsy tonga saina isika Malagasy.

  • @livaandriakoto539
    @livaandriakoto539 5 днів тому +4

    Ny tena loza miantso an'Atra foana ry leirony eny fa na ireo miaramila aza anefa mamono

    • @rianar5191
      @rianar5191 5 днів тому

      Aleo handrevirevy fa mbola tsy mahita ny rambony ireo !

  • @RatiandrenyArisoa-l1l
    @RatiandrenyArisoa-l1l 3 дні тому +1

    Potika ny ho avin'ny taranaka raha tsy miala amin'ny Lafrantsa isika. Mila fongorina any ry Rajoelina sy ny mafia namany fa efa tena maty eritreritra reo

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 5 днів тому +3

    N' snou, s" ny karan' ihany koa arh ireo vahiny hafa ,f" tsy ny frantsay irery ihany.

  • @amijymebonneluk8330
    @amijymebonneluk8330 5 днів тому +2

    Bonsoir daholo faly mihona eto indray tena mahafinaritra be mihitsy hilay teniny Donald Trump. Rohay daholo ny vahiny, fa handeha contaminé anjareo eo fona e! 😅

  • @mibe1212
    @mibe1212 5 днів тому +1

    Ireo be basy👮‍♂️ mpamoritra vahoaka ireo n tena olo tsivanona mpamadika tanindrazana.
    Afabarak tsar Rajoel potsirin Trump n marary azy😂
    Merci Koto a

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 5 днів тому +4

    EFA TS olombelona tsisy Coeur malahelo ny madinika😢

  • @albertvalentinrakoto6022
    @albertvalentinrakoto6022 5 днів тому +1

    WAIT AND SEE. Fa etotsika hahita ny tohiny fa ho ratsy fiafara daholo izy mianakavy ireo.

  • @ChiaraRazai-yr2ry
    @ChiaraRazai-yr2ry 3 дні тому +1

    Vive monsieur le président Trump

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 5 днів тому +3

    Marina n zavatra lazainy ry Koto a.

  • @angeliquemalala-ds8tc
    @angeliquemalala-ds8tc 4 дні тому +1

    De GAGA ITEGNA SADY MALAHELO

  • @rafahnarindra6309
    @rafahnarindra6309 4 дні тому +1

    Zany tena marina zoky nakahy

  • @emilerabarijaona8724
    @emilerabarijaona8724 5 днів тому +1

    Marina n’y lazainao Koto a. Rajoelina tsy te hahalala

  • @RavoniarisoaFaneva
    @RavoniarisoaFaneva 5 днів тому +2

    Tena marina nama zany a😢

  • @gasy72
    @gasy72 4 дні тому +1

    Marina 👏🏼

  • @walteregosson4833
    @walteregosson4833 5 днів тому +2

    fanamarihana kely: Efa voamarika ho vaovao tsy marina io resaka io
    fa izany akory tsy midika hoe diso ilay zavatra, marina tena marina ilay voalaza

  • @paranyfid8564
    @paranyfid8564 5 днів тому +1

    mihinan'ny amaniny mihitsy 🤐

  • @sardonyx7777
    @sardonyx7777 4 дні тому +1

    mba omeo lien an'io vidéo nalefanao eo afara io azafady

  • @d31d-c7t
    @d31d-c7t 5 днів тому +1

    TSARA BE ILAY FOTO-KEVITR'ATOA TRUMP AN, lalina be izany raharaha izany satria iankinan'ny ho avin'ny Taranaka any aoriana. Variana mampadihy vody , sy mihaino speaker vita sinoa eny rehetra eny ny Gasy nefa ny harenantsika lasan'ny vazaha, sinoa, arabo sns any ambadika fotsiny any.

  • @TokyNyAina-g6y
    @TokyNyAina-g6y 5 днів тому +2

    Fohy kely kalanoro, 😂😂😂

  • @SizaNirisoa-vu9or
    @SizaNirisoa-vu9or 5 днів тому +1

    Marina zavatra lazaino Donald Trimp harena tsisi mana atsika gasy no voalohani manana azy de bola minana ni amany

  • @leamarie1971
    @leamarie1971 5 днів тому +1

    Tena marina mihintsy ny lazainao i Koto aaa!!!

  • @genizafindrabe9013
    @genizafindrabe9013 5 днів тому +1

    Tena bad tokoa moa malahelo antegna 😢

  • @rianar5191
    @rianar5191 5 днів тому +4

    Hay ve hiaiky ihany fa favy i Ravalomanana e !!! Plus que les yeux pour pleurer maintenant ! Ho an'ireo nandrora t@ Ra8 ireo: hohano @ izay izao ny t.... t-shirt sy kovetanareo 🙄😒

    • @rosiamamy4387
      @rosiamamy4387 33 хвилини тому

      Mbola fotonany fandatsana ve zao ry MALGACHE vendrana??
      Andao mba hiray hina amizay fa zany ny antony be mbola tsy mampahavotra an'i Madagascar. Efa ampelatanany Mafia atsika izao ka mbola tsy mahay miray hina sy hifanaja amizay ve?

  • @niriantsoafahendrena4811
    @niriantsoafahendrena4811 5 днів тому +1

    Tena ataovy antso avo fa tafalentika aminy fahantrana lotra.
    Tena misaotra anao

  • @marcellineNOMENJANAHARY
    @marcellineNOMENJANAHARY 5 днів тому +2

    Tena marina zany

  • @LeoncinePatricka
    @LeoncinePatricka 4 дні тому

    Marina tokoa zany fa rah ohatra ka ts miala @ Frantsay atsika de mahantra tsy velona eto fona

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 4 дні тому +1

    Vita Madagascar e 😢😢😢

  • @TokiniainaHarinjaka
    @TokiniainaHarinjaka 5 днів тому +1

    tena marina ny anao mr KOTO an,

  • @rijarz3255
    @rijarz3255 5 днів тому

    iza mo ity.. fohy kely ty, ... Kalanoro ty 🤣🤣

  • @Kennedy-g3g
    @Kennedy-g3g 5 днів тому

    De enao koa aza miandry ho roasina avy any @ ze misy anao any fa avy atrany de mitongava aty mba hitolona eeeeee

  • @DomoinaRamavoarisoa
    @DomoinaRamavoarisoa 5 днів тому +2

    Tena marina loatra ,

  • @bemabemolos3426
    @bemabemolos3426 5 днів тому +1

    Ibrahim Traoré nasain’i DT fa nolaviny.

  • @ManampyMaximinRANDRIANJANAHARY
    @ManampyMaximinRANDRIANJANAHARY 4 дні тому +1

    Potika Madagascar e😢😢

  • @DatooToot
    @DatooToot 5 днів тому

    Lavitra an’i Confucius rain’ny CONFUCIONISME:
    « chacun à sa place et à sa fonction”
    * Les ministres servent;
    et non se servent”
    Henoy raha on-damosiko hii

  • @angelivienneravelosonrazaf5709
    @angelivienneravelosonrazaf5709 5 днів тому +1

    😢😢😢😢

  • @rafahnarindra6309
    @rafahnarindra6309 4 дні тому

    Ry naivo raolidine

  • @jelsafro
    @jelsafro 5 днів тому +1

    Tena marina ka

  • @naharisoar7928
    @naharisoar7928 5 днів тому +1

    Tegna marina zàny mR koto

  • @leonardorandrianatoandro3464
    @leonardorandrianatoandro3464 5 днів тому +1

    Si non on est un pays de merde

  • @LalaoJeannine
    @LalaoJeannine 5 днів тому

    Ary le pays anglophone vr vendrapo ..''sa milelaka an frantsa ko le anglophone fa n'y anty efa ts tia frantsay mits

  • @bonheurboutique5830
    @bonheurboutique5830 5 днів тому

    Maty elah ry kialanoro😂😂😂

  • @dahalural4379
    @dahalural4379 5 днів тому

  • @rasamy-j3b
    @rasamy-j3b 5 днів тому

    Ianao aza manaratsy frantsa izany fa ianao aza minono mivelona any frantsa 😅

    • @rosiamamy4387
      @rosiamamy4387 38 хвилин тому

      Any suiss izy fa tsy en france
      Ianao no vendrana, tsy mahay andafy raha tsy en france
      Tsy mahay vazaha raha tsy français 😂

  • @kalasoa1
    @kalasoa1 5 днів тому

    Ka isika aty no tadiavin dreo hanao ny révolution ndreo. Avelao ao rehefa tsy hihetsika. Idio mihitsy ny fo

  • @andriandambonavalonjakaarm5912
    @andriandambonavalonjakaarm5912 5 днів тому

    OK Mr Donald

  • @LalaoJeannine
    @LalaoJeannine 5 днів тому

    Tsis idirany zan frantsa zan nonts itiava' i Donald Trump satria mis pays anglophone ko aza ts tiany ..fa trump não mits no raciste ar ts tia mainty fa na n maity ai aminy aza tsis tiny ...

  • @RandriaTsilavina-c2w
    @RandriaTsilavina-c2w 5 днів тому

    Efa manemaniny re ry koto a

  • @bigmadagascarbobasakoa1616
    @bigmadagascarbobasakoa1616 5 днів тому

    Fa Ibrahim Traoré mbala chef

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 5 днів тому +5

    Salut i Koto sy ny mpanaraka ny pejy !!!!! humain ve ireo Pdt AFRIKANA mividy harembevava antany milamina toa ny la frantsa sns @ vola azony @ kolikoly ao @ taniny dia hanorenany ivelany ???? volambahoaka no hamoretany azy !!!!! Olona maniamaniny tsisy jery jereo nefa ny tany tatsinana iray manontolo Vietnam Thaïlande Singapour sns e!!!!

  • @MC_Kwadrat_1849
    @MC_Kwadrat_1849 5 днів тому

    Aiza ny source originale fa toa video AI ilay izy ry Koto ah??? Ataoko hoe tena nisy io video sy ny zavatra nolazain'i Donald Trump io dia hitako hoe hypocrite be lery. I Koto ohatr'ingiahy POTUS mahalala tsara fa misy ary manjaka tokoa izany hoe "WORLD ORDER" izay misy nanomboka tany amin'ny taona 1945 tany mankaty. Na i Rosian'Ingiahy Poutine [hery nokleary lehibe 1 eran-tany] aza tsy afa-niala sy tsy afa-manoatra amin'ny ankivy ara-tribonaly, ara-toekarena, ara-bola ary ara-teknôlojia tandrefana hika farany nataon'ny sasany izay mafy kokoa noho izy, ka izay firenena afrikanina [anatiny ny firenena malagasy] tsy misy lanjany eran-tany ve afaka haninona na tia tanindrazana ohatry ny inona aza ny mpitondra misy eo an-toerana. Raha ny vahazoako ny dikan'io "WORLD ORDER" io dia ny hoe: Misy lamina eran-tany efa nifanarahan'ny be sandry hifehezan'izy ireo an'izao tontolo izao amin'ny lafiny sy ny endriny maro samihafy. Ataoko hoe olona tsara saina, mazava fo, manam-pahaizana, ampy mpanolo-tsaina ary ampy traikefa daholo ny filoha sy ny governemanta aty amin'ny tany "nampahantraina/tsy mahazo miavo-tena samy irery amin'ny alalan'ny fitrandrahana sy fampiasana ny harena misy ao amin'ny fireneny avy", moa ve manana fahalalana feno sy tanteraka hisitraka ny fananany ny vahoaka amin'ireo "firenena lavatay/masom-pory/lava-body" araky ny voambolana diplaomatika avo lenta 🙂nampiasain'ity filohan'ny Etazonia-n'ny Amerika ity? Misy an'izay Boky nosoratan'i Henry Kissinger mitondra ny lohateny hoe "WORLD ORDER" izay any. Maro ny zavatra voatanisany sy voatantarany ary voazavany ao, izay manampy amin'ny fahazoana ny fandehan-javatra misy eran-tany eo ambany fiandrianan'ny ampira anglôamerikanina izay mandidy sy manapaka tokana erak'izao tontolo izao...hatreto aloha. "Plus rien ne m'étonne " hoy i Tiken Jah Fakoly.

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 5 днів тому

    ssss, iny ndray mampiditra sy mamoaka. mety ndray le trump, nefa teo hoe blabla

  • @rianar5191
    @rianar5191 5 днів тому +2

    Ho voafitak'i TRUMP daholo ianareo fa ataovy koa ary !!!

    • @TokyNyAina-g6y
      @TokyNyAina-g6y 5 днів тому +1

      Voafitaka ahoana moa. Efa fantatra nge ny ataon'zalah. Fa tsy ilay miseho ho namanao ve no tokony hatahorana.

  • @cunely2001
    @cunely2001 5 днів тому

    O ry Koto mba magnanova recoupement ianao fa video aminy You tube sy Facebook no ataonao fa niteneny ingia TRUMP.Soyez professionnelle svp c'est pas digne d'un influenceur de relater des informations fausses.

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву

    Omeo hevitra hanavotana an Dago fa critique critique. Apiasao ny lohany le koto a

  • @leonardorandrianatoandro3464
    @leonardorandrianatoandro3464 5 днів тому

    Fa ngah tsy anisany nitaky fanovana i Koto t@ reny 2009 reny?

  • @DatooToot
    @DatooToot 5 днів тому

    Lavitra an’i Confucius rain’ny CONFUCIONISME:
    « chacun à sa place et à sa fonction”
    * Les ministres servent;
    et non se servent”
    Henoy raha on-damosiko hii