Oatra ny resaka adala, vazivazy iray an-dalana marina fa tsy azoko izay tena nianaranao , fanakianana toy ny rehetra ihany, naninona raha mba nilatsaka é ! maha te hiteny ratsy, aleo hajaniko. Efa miha- mandroso izao fa aza be resaka ary raha Malagasy mitenena teny Malagasy rano iray.
ny filankevitra momba ny "fihavanana" (CFM) izao, d tokony hanome ny heviny mazava momba io fanendrena ny governora io , ka tokony hilaza mazava izy hoe mety io na tsia, fa tsy andrasana efa hipoaka indray vao hoe iza no indemnisé eto! Mba fomba fijeriko io, fa ny toy ireny ihany anie no mandrava ny fiarahamonina eto amintsika e! Raha tena mpampihavana d tsy maintsy sahy milaza ny MARINA!
ny teny malagasy ve dia misy eeeee foana @farany fehezan-teny dia sady roooouller "Rrr", menatra be aho fa malagasy!! sa tsy ampy vohambolana ny teny tsika gggggrrrrr fampianarana sy fanazavana ary fampitana hafatra no atao, dia lasa maka tahaka anao ny vahoaka fa izay no teny malagasy, mampalahelo !!
Rtoa Andriamapandry tsy diplômé ange ilay Fi-lou eeh tena ZERO !! Sarotra Tompoko ny fisin'ny Firesana aminy, mapandiha , mivarotra zava-madomelina izany no nampalaza azy, money, money no mbola tetikady atramin'izao normal raha toa hihezaka miaraka amin'ireo Akama Governera. Ho hitanareo eo ange eeh !! BANGOAVINY hahondrana daholo ireo Harenan-tsika. Samy isika ho malina, ny ratsy tsy kely lalana.
Oatra ny resaka adala, vazivazy iray an-dalana marina fa tsy azoko izay tena nianaranao , fanakianana toy ny rehetra ihany, naninona raha mba nilatsaka é ! maha te hiteny ratsy, aleo hajaniko. Efa miha- mandroso izao fa aza be resaka ary raha Malagasy mitenena teny Malagasy rano iray.
Mandany rora anie ny miresaka e...! Mba asio rano ihany fa 1h00 b zao ianareo no eo...
Manksitraka Mme tena Marina voalazanao
ny filankevitra momba ny "fihavanana" (CFM) izao, d tokony hanome ny heviny mazava momba io fanendrena ny governora io , ka tokony hilaza mazava izy hoe mety io na tsia, fa tsy andrasana efa hipoaka indray vao hoe iza no indemnisé eto! Mba fomba fijeriko io, fa ny toy ireny ihany anie no mandrava ny fiarahamonina eto amintsika e! Raha tena mpampihavana d tsy maintsy sahy milaza ny MARINA!
ny teny malagasy ve dia misy eeeee foana @farany fehezan-teny dia sady roooouller "Rrr", menatra be aho fa malagasy!! sa tsy ampy vohambolana ny teny tsika gggggrrrrr
fampianarana sy fanazavana ary fampitana hafatra no atao, dia lasa maka tahaka anao ny vahoaka fa izay no teny malagasy, mampalahelo !!
Mankasitraka indrindra tompoko,tena ilaina eto amin'ny firenentsika mihitsy ny fijery Anthropologique,tokony avelatra ity science ity
Anthropo 00 no nasaina , ianao no mikatso ramatoa ity
za mba ampianaro anthropo fa ianao zany mahay be ô!
Rtoa Andriamapandry tsy diplômé ange ilay Fi-lou eeh tena ZERO !! Sarotra Tompoko ny fisin'ny Firesana aminy, mapandiha , mivarotra zava-madomelina izany no nampalaza azy, money, money no mbola tetikady atramin'izao normal raha toa hihezaka miaraka amin'ireo Akama Governera. Ho hitanareo eo ange eeh !! BANGOAVINY hahondrana daholo ireo Harenan-tsika. Samy isika ho malina, ny ratsy tsy kely lalana.
Mampalahelo ianao madame ianao aza ity rerakabe n'y tavanzo
Rehefa tapitra n'y 20 taona foa mba milatsa ho filoha raha tena milay ianao
Be resaka madany rora tsy itako ze dikany miseho milay
Atovy teny gasy fa tsy mazava @ ola ramato ty a !
Misy testament aga milaza ny zany
AZA NY FILO NO ARATSINA RY VEDRANA A !