Mankasitraka anao Dr Ravelomanantsoa Be-Rija tompoko @ fomba fisainanao, ary tena olona manan-tsaina ianao. Raha toa anao daholo ny malagasy, dia tafavoaka ity firenen-tsika ity. Mila olona ohatran’anao ny firenena.
Mba azonao lazaina ve ny ataon'ny mpitsabo (izay nanao fianianana toy ny nolazainao nataon'ny mpitsara) : tsy tsaboina raha tsy manome vola, fikitakitaina sns..... , eto Madagasikara sy manokana ao Ambohimahasoa
@@meltecher2525 : ENY tena ADALA tokoa ianareo nifidy azy, mirary ho tanterahana anie ireo veliranony hatramin'izao = 000 ka raha tsy vitany !! dia matahotra ny tena mety hitodi-doha azy naha ireo nifidy azy ary ( 2;500;000/ 10.500.000 votants )
@@meltecher2525 hay ve ianao mahay miteny gasy ihany e! tsy tsara io toetsainao io: ho tafita mankaiza ny filoha nefa radoko ( araky ny voalazanao) izay malagasy tsy miaratafita aminy? Isika eto na miaraka rendrika( tsy tafita) na miara-tafita e, raha tsy hoe angaha handositra any Dubai ny filohanao ?
mety lay hevitrao fa saingy efa fantatra ny tianao itongavana.iza moa ny tsy mahalala anao ra mba olo manara-baovao ihany. toerana ny manahirana anao io fa tsy ny velirano tsy mbola tanteraka.ôka zay fa efa mankaleo. efa nazahoanao tambiny daholo ane io tsikerainao io
Ity tahalan_kevitra ity zany no tsy zakany filoha Andry Rajoelina, nanagadra any be-Rinja, mampalahelo ny fitondrana akehitriny Oa
Mankasitraka anao Dr Ravelomanantsoa Be-Rija tompoko @ fomba fisainanao, ary tena olona manan-tsaina ianao. Raha toa anao daholo ny malagasy, dia tafavoaka ity firenen-tsika ity. Mila olona ohatran’anao ny firenena.
Tena milay ty resaka ty an, maroamaroa ny toy izao fa tena fampatsiahivana ny rehetra mihintsy, mankasitraka!
Mahereza tandremo sao voavidy! Efa mba nisy nametraka fangatahana t@ fihariana ve ny tanora tao Ambohimahasoa? Entano,ampianaro izy ireo Avereno ny Ambatolozoka fanaovana kofitira (afahan'ny mpamboly mivarotra ny paiso), ny hena @ boaty ary mbola azo ampiana , mitadiava làlana @ izany hampandrosoana sy hamoronana asa ao Ambohimahasoa
Mba azonao lazaina ve ny ataon'ny mpitsabo (izay nanao fianianana toy ny nolazainao nataon'ny mpitsara) : tsy tsaboina raha tsy manome vola, fikitakitaina sns..... , eto Madagasikara sy manokana ao Ambohimahasoa
Atoa Herinkaja marina daholo ny resaka nivohizin'i Atoa Be-Rija eto ary tokony tsy haka fiarovana an'io Fitondrana io mihitsy ianao faha ataovy bonne contraduction ny resakareo. Fihetsika Jiolam-boto io Fitondrana io. Marina faha tsy ho ela dia hihisy zavatra mahatsiravina eto raha tsy misy fiovana ny toe-ntsaina ireo TSIVALAHARA IREO.
Tsy Adala akory ire nifidy azy tsy maintsy tafita n'y flloha fa ianao radoko miseho Pilat karakarao tsara n'y mararinao
@@meltecher2525 : ENY tena ADALA tokoa ianareo nifidy azy, mirary ho tanterahana anie ireo veliranony hatramin'izao = 000 ka raha tsy vitany !! dia matahotra ny tena mety hitodi-doha azy naha ireo nifidy azy ary ( 2;500;000/ 10.500.000 votants )
@@meltecher2525 hay ve ianao mahay miteny gasy ihany e! tsy tsara io toetsainao io: ho tafita mankaiza ny filoha nefa radoko ( araky ny voalazanao) izay malagasy tsy miaratafita aminy? Isika eto na miaraka rendrika( tsy tafita) na miara-tafita e, raha tsy hoe angaha handositra any Dubai ny filohanao ?
Olona mahay mitondra ve ??? 80% amin'ny Malagasy dia tantsaha , tokony miainga aiza ny fampandrosoana ?
mety lay hevitrao fa saingy efa fantatra ny tianao itongavana.iza moa ny tsy mahalala anao ra mba olo manara-baovao ihany. toerana ny manahirana anao io fa tsy ny velirano tsy mbola tanteraka.ôka zay fa efa mankaleo. efa nazahoanao tambiny daholo ane io tsikerainao io
d ny heviny izay hitanao fa mety raisina e!
Tsy azoko hoe resaka fanampiana Universitaires mivadika politika, fa inona ity resaka ity?
Débats Contradictoires azafady.