LIVE i-BC NEWS 26 DECEMBRE 2024 PART1

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 13 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 4

  • @感動金額按呢飢餓-o4w
    @感動金額按呢飢餓-o4w 18 днів тому +1

    Ka inona moa Izany fa tsy ny Ao Anatin'ny Fitondrana ny Firenena Malagasy ihany ,
    no manondran-Antsokosoko ny Arem-pirenena Malagasy Raha Tena Dinihana Tompoko ô !
    Mahagaga Toko fa Hatramin'ny Nitondrany Président Rajoelina izay ,
    dia ireo efa Tao Anatin'ny Gouvernement, Hatramin'ny voalohany ihany no Mbola Ao Hatramin'izao ,
    Raha Misy fanovana dia Tsy Miala Tanteraka Akory,
    fa Ampifamadiana Toerana fotsiny,
    Na mody Esorina kely dia Haverina indray Avieo !
    Otran'ny hoe Tsimisy Olona Manam-pahaizana Afatsy ry Zareo ireo irery ,
    Ao Anatin'ny Firenena Malagasy !
    Sa izany no Atao hoe Manao Ampihi-mamba
    Zara fa Azony !

  • @感動金額按呢飢餓按額
    @感動金額按呢飢餓按額 18 днів тому

    Ka Rehefa tena dinihana tsara Ange izany Leretsy ,
    dia ny Ao Anatin'ny Fitondrana ihany no Tena manondran-Antsokosoko ny Arem-pirenena Malagasy Tompoko ô !
    Tsy Mahagaga Raha Misy ireny Hosoka isan-karazany ireny ny Fifidianana Rehetra ,
    Satria Rehefa Mitaingi-Tseza dia malalaka ny Affaires Affaires rehetra é !
    Tena tsimisy Fitiavana ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Mihintsy Tompoko ô !
    Ra izaho Alo dia Tsimba mihinankinana ireny sakafo
    zarazaraina ireny Mihintsy é !
    Satria tsy tena Fitiavana Madio , fa fanambakana ny vahoaka Malagasy Maro Anisa fotsiny ,
    Domy Tapany Handoa Herany ,
    Kanefa efa tsy Tapany intsony,
    Fa zara Raha misy ivini-kely dia Alohanareo Erany Tompoko ô !

  • @感動金額按呢飢餓按額
    @感動金額按呢飢餓按額 16 днів тому

    Ny zavatra Tokony Ho Ao Anatin'ny Fisainan'izay Rehetra Mitondra ny Firenenan-tsika,
    Dia Ny Fiandrianam-Pirenena ,
    sy ny Fiarovana ny Firenena sy ny Fiandrianam-pirenena ,
    Ny Fiarovana ny Harem-Pirenena rehetra mba tsy ho Voahondran'Antsokasoko,
    Na Vahiny Na Malagasy no Manao izany dia Tsy Asiana Hena-maso ,tsy Asiana indrafo Mihintsy,
    Fa Fanetribe ny Firenena sy ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô
    Sady Fototr'izao Fahan-trana Mahazo ny Firenena sy ny vahoaka Malagasy Maro Anisa izao Tompoko ô !
    Ny Fiarovana ny vahoaka Malagasy Maro Anisa sy ny Fananany,
    Mba ho masiman-didy A@n'ny Firenenan-tsika ny vahoaka Malagasy Rehetra Tompoko ô !