Rossy - Toerako nindraminy
Вставка
- Опубліковано 19 вер 2024
- Rossy - Toerako nindraminy
Tianao be izy izaho nefa tsy foinao koa
Izay ve no izy sa tahotry ny ho votsi-droa
Androany aloha avy any ianao nanaram-po
Ampy kosa izay mifidy ianao anio iray aminay
Mangotika ny fo izany aloha tsy afenina
Nitia ihany aloha ka aleo hialana nenina
Ny foko na dia vy mba mety ho harafesina
Fa mafy izany hoe tia kanefa ampirafesina
Fa ny any hoy ianao tsy tena fitia fa kilalao
Tsy haharitra izany fa matokisa fotsiny ihany
AZA mandaingalainga eo ! tsy andrinao ny andro alarobia
'Lay izaho rehefa tsy eo no lasa indray 'nareo mangala-dia
'Lay rafiko iny aloha tsy tompony iny fa mpamerin-doha
Tsy ialonako akory vao hitako fa tsy hahavita izay vitako (aminao)
Inona koa moa no aminy fa toerako aza no indraminy
Mbola ho alaiko any aminy an-keriny raha sanatria tsy averiny
Fa toerako no indraminy
Inona koa moa no aminy
Fa sisako aza laniny
Fa toerako no indraminy....
...'Lay rafiko iny aloha tsy tompony iny fa mpamerin-doha
Tsy ialonako akory vao hitako fa tsy hahavita izay vitako (aminao)
Inona koa moa no aminy fa toerako aza no indraminy
Mbola ho alaiko any aminy an-keriny raha sanatria tsy averiny
...
Tena hoe je pleure de fou avec cette zik
J'adore...je kiff...
Ny fo tsy vodona any zany hira zany lo tsy nofo intsony ! Merci Rossy :)
Mbola tiko ihany 2019😘
ny foko na dia tia ... mba mety arafesina ...... !!
.... tsy avita ny vitako ....... sur mitsss
Alaiko @ akerin rah santria ts averin .... 💪💪💪Toerak nindramin ...
misaotra rossy a, tsara be ty hira ty 😢
Mangotika ny fo zany aloha tsy afenina.nitia ihany a aloha k'aleo hialana nenina
Diso tsara loatra ary tena marin
❤❤❤❤❤❤❤
Hatsiarovako zavatra bdb 🤙🤙👊👊👍👍
Kop iz vô maita anty commentair ty🤞🤞
Makasitraka Rossy a
Tsara lotra.
Nostalgie 😟👍
Afa iany rossy e❤
Ahatsiarovako ny fahazazako! Tiako!
Fa mafy izany hoe Tia
Kanefa ampirafesina 💔💘
ny foko na de tia mety harefesina !!!!! tsy ialonanko ankory !!! inona koa moa no ny aminy !fa sisako iny iiiii
HANTANIRINA MALALA ny foko na dia vy mba mety harafesina.
mankasitraka hatrany de marina mitsy le voalazany le tonokira eh
inona koa moa ny aminy fa sisako aza laniny, hahaha!!! marina zany e!! tsara le hira e, misaotra ny mpihira sy ny mpizara
ni dfoko na de vi mety ho arafesina fa mafy zani oe tia kanefa ampirafesina :( :( :(
🖒🖒
Tsara loatra , misaotra
trop beeeeeee
Ndriiii😢😢😢
mapitomany hira ty e , tena miteny
tsy hialonako izy raha vao itako fa tsy navita izay vitako (taminao)
Trop émouvant !!😢😭😁
Tiko b ty hira ty ..jecoute encore en 2021
Mangotika ny fo izany aloha tsy afenina Nitia ihany aloha ka aleo hialana nenina
Tinao be izy za nefa tsy foinao koa,(mila fanazavana.)......zay ve no izy sa tahotrany ny ho votri_droa
mankasitraka fa misy azo tsakona mihints le hafatra
ty lay hira nandratra ahy mafy lele
fa sisako aza laniny
Zan ka tena zavakanto
MRC Rossy 🙏💪👊
Tsara ery mihaino an'ity hira ity rehefa aaaalina bee
mlay e, tafita ny hafatra
toerakou nidramina marna surrrrrrrrrrr ary alaikou ankerni marna
Fa toerako no indraminy e
Ny tia adala e
aza omena tsiny izy fa........fitiavana io ???
ndryiii tiko be fona ty
reveko rôssy a
tiko fon ty hira ty
NjnjakatiNa
Njakatiana tsihajiab
Njakatiana tsika jiaby
Tady vitæ fatomaty
io fitiavana io zalahy Eh
Tinah Dy_Love io baguette magic io n tena iźy oe
Fa mafy izany hoe tia kanefa ampirafesina 😭
mbol ho alaiko v iz sa avelako lasan lery?
sur be eh
Compliquée 😉
Fa sisako aza laniny lol..
👍