tena mahatsiaro ny adalana natao tao an tsojombe t@ rossy milay za tena grande fan mbe any rossy ambiase mbe foana refa rossy no manao fety sur gasy ka maja
Ao anatiny ra ny Malalagasy ny Mozika anao Rosy tsara tafita ny hafatra number one tsy misy toa anao raha Mozika aza Avela hangina ny fo ny pakafy anao eny be efa depute aza anao tohizo ny Mozika na any aminy famadihana aza dia tsy adinony olona ny hiranao hoe aiza ny zana- drazana Tonga by famadihana tohizo fa tsara
tsara dia tsara ilay hira . J'aimerais tellement me rendre à un concert de Rossy. . Le voir chanter avec sa dulcinée en l’occurrence cette chanson est génial!!! misaotra bestaka
Mahatsiaro anao foana aho Isaky ny maraina ny andro Mahatsiaro anao foana aho Isan’andro isan’andro Malahelo an-dry foana aho Raha vao mamoha varavaran-kely Malahelo an-dry foana aho Raha vao mandre feom-boronkely Oh ! Oh! Na dia lavitra aza Ny elanelan-tany Mahatsiaro anao foana aho aty Ny foko sy ny saiko Ferako tsy ho any Tsy mety fa mbola minia Manina fa lavitra anao Manina fa tsy hita ny atao Mahatsiaro anao foana aho Raha vao mody ny masoandro Mahatsiaro anao foana aho Isan’andro isan’andro Malahelo an-dry foana aho Raha vao mandre feona mozika Malahelo an-dry foana Ny fiharantsika Oh ! oh ! Texte et Musique : ROSSY
Isan'ny hiram-pitiavana rsara indrindra uty hiran' Rossy ity❤❤❤❤❤ Tsara ny tenue n'i Rossy, tsara ny tenue n'i Josephine👌👌👌 Teto no hitako tsara indrindra ny duo n' Rossy sy Joseohine sur scène 🎙🎤
Rossy...t'es vraiment un artiste Malagasy!!...on est fière de toi!!!...zany ka tena gasy!!!
Rah vo mihaino an ty vazo ty an-tanilavitra elah de manembona fona any Gasikara.merciii zoky be Rossy.
tena mahatsiaro ny adalana natao tao an tsojombe t@ rossy milay za tena grande fan mbe any rossy ambiase mbe foana refa rossy no manao fety sur gasy ka maja
tsra izany raha hira merci nampiditra sy ny mpanakanto
fisaorana manokana an'i Ke
taka!!!
Vahoaka rê zao! Zan le hoe tiam-bahoaka!
Tsara sy kanto le hira é!
Ao anatiny ra ny Malalagasy ny Mozika anao Rosy tsara tafita ny hafatra number one tsy misy toa anao raha Mozika aza Avela hangina ny fo ny pakafy anao eny be efa depute aza anao tohizo ny Mozika na any aminy famadihana aza dia tsy adinony olona ny hiranao hoe aiza ny zana- drazana Tonga by famadihana tohizo fa tsara
J'adore cette chanssons là,merci zoky be Rossy👍💕💕
Mahatsiaro s'y manina foana. Tsara ilay hira. Midaotra nizara🎤😘
tsara dia tsara ilay hira . J'aimerais tellement me rendre à un concert de Rossy. . Le voir chanter avec sa dulcinée en l’occurrence cette chanson est génial!!! misaotra bestaka
Mbola nilamna ny tany tamn tony
Mahatsiaro anao foana aho
Isaky ny maraina ny andro
Mahatsiaro anao foana aho
Isan’andro isan’andro
Malahelo an-dry foana aho
Raha vao mamoha varavaran-kely
Malahelo an-dry foana aho
Raha vao mandre feom-boronkely
Oh ! Oh!
Na dia lavitra aza
Ny elanelan-tany
Mahatsiaro anao foana aho aty
Ny foko sy ny saiko
Ferako tsy ho any
Tsy mety fa mbola minia
Manina fa lavitra anao
Manina fa tsy hita ny atao
Mahatsiaro anao foana aho
Raha vao mody ny masoandro
Mahatsiaro anao foana aho
Isan’andro isan’andro
Malahelo an-dry foana aho
Raha vao mandre feona mozika
Malahelo an-dry foana
Ny fiharantsika
Oh ! oh !
Texte et Musique : ROSSY
Super chanson, merci Rossy
Tsy mis mahavita ny vitan Rossy teo Amin ny mozika
Love ❤️ this song
Miss you Madagascar 🇲🇬
Isan'ny hiram-pitiavana rsara indrindra uty hiran' Rossy ity❤❤❤❤❤
Tsara ny tenue n'i Rossy, tsara ny tenue n'i Josephine👌👌👌
Teto no hitako tsara indrindra ny duo n' Rossy sy Joseohine sur scène 🎙🎤
Merci Roissy pour musique aussi merci
Fa indrisy ity Rossy mivarilavo am pôlitika masiso tgv ty !
Nini Ratsimba hoatran'i Bodo ihany koa io !!!
Nini Ratsimba tezitra ngah ianao zany🤣🤣🤣🤣 ??mitovy izy roa reo amiko.
Mapahatsiaro aho an'ilay sipako voalohany adinoko any ago ity hira ity :'(
MrToky17 kkkkkkk😂
Zay mba manana ny titre n 'le hira oe:...tsy tafandry mandry efa sasa miandry lava izao...
An'i Rossy ihany io, zay mba manana ee, mer6
hafa ihany Rossy !
will treasure it forever in my heart! My island
Manina fa tsita ny hatao 💗💗💗😍😍😍
Amazing
hein grrr , quel nostalgie de la jeunesse merci Rossy
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
really love this song....
tsara mahay ianao rossy
meilleur chanteur
mahatsiro anao fonahh ry Dago ts foiko na dia lavitra aza
Na dia lavitra ny elanenlan-tany matsiaro anao fona ny aty.
Tsooo any fona Gasikarako zay,
Tsara kosa ty hira ty an!!
mahatsiaro ny any @ tanana sy ireo akama reetra
mahatsiaro fona fona!!
atolotry maman atsika ho andry aky zandry vaviko io hirany rossy io mahatsiaro andry foana i mama ato atrano
J,ADORE TROP
mampatsiaro ny fahiny! ^^
mamy ny any aminay hmmmm saotra rossy
J'aime beaucoup
marina fa lavitra anao aho manina fa tsy hita ny hatao
tena mbola mahatsiaro anao foana aho e
tsy lany manja!!!!!!!!!!!!
Na dia lavitra aza ny elanelan- tany...
zoky Rossy kosa tsara ny kantony eh
Tsarà loatra
souvenir
machchchiiirrrôôô !!
mapahatsiaro mahita ilay brochette vita @ bararata
teto tonton le nikonetaka b fa tadidiko ty live ty
Ma jeunesse. Tsy hita hatao.
te hody.
misaotra
tiko le hoe tianay be rossy de avia rossy anao calin .....lol
Ry fahatanorana
ca me mank mada!!!!!!!!!
mai 2018???????
2008
😴💕💕💕👍👍👍👍