Zokibé Grivas - FOTOANA IZAO : NDAO @ZAY HANAO REVOLUTION ISIKA MALAGASY , UNION FAIT LA FORCE ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 10 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 108

  • @manorosoaangeliqueveroya3498
    @manorosoaangeliqueveroya3498 20 днів тому +5

    😢😢😢 mitsangana @ zay isika malagasy tompko ooo. Merci

  • @sergealainandrianarisoa6505
    @sergealainandrianarisoa6505 29 днів тому +9

    Marina lazainao merci !!

  • @johnfrancklin7063
    @johnfrancklin7063 29 днів тому +10

    Merci. 100% avec vous

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дні тому +1

    Merci diaspora NDAO !

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 дні тому +3

    Ze mitaky NY marina d
    na vonoina na ampijaliana rest in peace Ninie Doniah

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 День тому +2

    Foin'ny Zanahary ho an'ny Vahoaka Madinika ny Tany sy ny Fanjakana ! Ndao.

  • @ElisaFenty-p4z
    @ElisaFenty-p4z 12 днів тому +2

    Misaotra betsaka tompoko 🙏 aza avelantsika ho hanjakan'ireo olona tsy mataho-tody ireo ny firenen-tsika 🇲🇬. Mitsangana daholy amizay fa ampy izay ny torimason-tsika atambaro amizay ny herintsika 💪💪.

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo Місяць тому +12

    Ela velona ianao Zokibe hitondra ny firenena hanokatra saina toa ireo afrikana hanao Revolution. Tonga tokoa ny fotoana👍👍🙏🙏

  • @PhilibertRandrianarivelo
    @PhilibertRandrianarivelo Місяць тому +10

    Mankasitraka zokibe

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 29 днів тому +8

    Misaotra Zandrlaha Ho Tonga anie ny Revolution. Masina ny Tanindrazana.

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 29 днів тому +6

    Marary ny firenentsika! Mampalahelo ny malagasy

  • @tina-ib2mm
    @tina-ib2mm 29 днів тому +11

    Zay mihitsy no tokony hatao anio, mila mitambatra daholo ny vahoaka Malagasy rehetra, fa tena efa tsy rariny tsony ny hataonio pitondra io , hatao otrany president ny syrien , fa tokony hisy action fa izy mieritreritra fa matahotra azy daholo ny Malagasy , rehefa misy ny pitarika de vonona daholo ny vahoaka . Tena misedra fahantrana le Malagasy , sy ny tsindry azo lena , tena mitondra ambavaka raha tontosa ny vavanao , il merite , olo tokana ve no havela hanjaka , mitomany Madagascar sy olony manontolo 😭😭😭 raiso ny actions fa manaraka daholo ny Malagasy rehetra , vive Madagascar vive la vérité , mankasitraka tompoko ♥️♥️♥️♥️🙏🙏🙏🙏👍

  • @hajaalainratsimbazafy9478
    @hajaalainratsimbazafy9478 28 днів тому +6

    Marina dia marina mihintsy.. VIVE LA RÉVOLUTION.. mila miova isika MALAGASY zalahy eeeee.. Asio firaisan-kina sy fanambarana HERY tsy asiana an-kanavaka:
    Antakarana, Sakalava, Tsimihety, Betsimisaraka, Merina, Bezanozano, Sihanaka, Tanala, Antambahoaka, Antesaka, Antefasy, Ataimoro, Antanosy, Mahafaly, Vezo, Bara, Betsileo, Antandroy,

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +9

    Avec Vous à 100%, Zoky.
    Depuis 1947, viravirai n'ny France. Zatra violer n'i rajwel, mampiasa zandary ho vaseline. Sarimbavy sisa ny lahy rehetra. Tsy misakafo. Maloto. Maimbo. Manadino taranaka : manary tanin janaka.

  • @BangoAbo
    @BangoAbo Місяць тому +7

    Mankasitraka zoky amin'ny fanentanana ,

  • @moustwafaasostheneahmadRALADSO
    @moustwafaasostheneahmadRALADSO 11 годин тому

    mangataka amin'i tompo allah (swt), mba hanampy antsika ho amin'ny fandriampahalemana, aaaamiine yà rabbî 'l aanlamine.

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Місяць тому +9

    Merci Zôkibe Tsiresy, ny tody tsy fa ny nataony Rajoelina ihany no miverena.

    • @coolman3322
      @coolman3322 Місяць тому +2

      tsy rajoelina ihany . HCC CNIE Fonctionnaires étatique Militaire Gendarmerie oviana anao avy zokilahy zahay miamby anao quel vol et air port azafady. zahay fa tsy mety andia aloha anareo alefanay aloha mamaha lalana

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 28 днів тому +1

      @@coolman3322 Zagnahary lamaha lalagna io atoato tsy haila, tsy tampitry 2025 io. 🙏🙏🙏🙏

    • @estellesoumira7010
      @estellesoumira7010 25 днів тому

      Masina ny tanindrazana Madagascar 🇲🇬. Amène

  • @maeva4796
    @maeva4796 Місяць тому +7

    Mankasitraka 🙏🙏🙏🙏, ho ela velona anie Madagascar

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 29 днів тому +7

    Za rise d accord fa tena mijaly loatra lay vahoaka marina e !!!!

  • @mercymercy9662
    @mercymercy9662 23 дні тому +3

    Firaisankina no hery ! Izay mitambatra vato .

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Місяць тому +7

    Mankasitraka Anao ZOKIBÉ Grivas

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 29 днів тому +12

    Miangavy tsika vadikoa makasitra mitambara isika na coter na merina fa iray tsika tompo oh merina zah io fa tsy manavaka fa samia tonga saina fa aiza mety ampediny panao politics tsika vahoka tompo oh 😢

    • @hajaalainratsimbazafy9478
      @hajaalainratsimbazafy9478 27 днів тому

      Ny firaisankina no hery !! Mila mitambatra tsy asiana fanavahana foko raha te hanavotra ity Nosy ity.
      Antakarana, Tsimihety, Sakalava, Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Merina, Bestileo, Tanala, Antambahoaka, Antesaka, Antefasy, Antemoro, Antanosy, Antandroy, Mahafaly, Bara, Vezo... Isika MALAGASY mitambatra, resy ireo

    • @hajaalainratsimbazafy9478
      @hajaalainratsimbazafy9478 27 днів тому

      Tsy mafy mihoatra an'i Bachar io

  • @olienrandriambalonomena9405
    @olienrandriambalonomena9405 28 днів тому +5

    Miombon-kevitra

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 29 днів тому +5

    Aiza koa halabato lava zao sady zokiny b

  • @SeraphineRasoanantoandro
    @SeraphineRasoanantoandro 29 днів тому +6

    Ny diaspora era tany miandry ireo ekipany rajoelina daholo révolution atao fa olona tsivanona rajoelina mianakavy Mamy ravatomanga ntsay cristian

  • @heryr8166
    @heryr8166 29 днів тому +6

    Aiza Rajoelina fa misy mahasaky anao ty

    • @HuguesSYLVAIN
      @HuguesSYLVAIN 28 днів тому

      @@heryr8166 Ho avy, balle dans la tête. ☠️

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 Місяць тому +5

    Makasitra rananda homba anao mandrakariva A/tra @ finjorona @ fahamarina olona efa jamba sy marenina tsimahita fahorina mahazo ny vahoaka malagasy lazaina fa vehivavy miteraka tsy manambady no mahatonga fahatrany vahoaka malagasy aiza ahilika @ vehivavy tsy manambady tsy fahaizanao mitondra president oh 😢😢😢

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +4

    Bonjour Zoky Be.

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 18 днів тому +1

    Marina ny teninao Misaotra tompoko 🙏🙏

  • @TIANACHRISTIAN
    @TIANACHRISTIAN 28 днів тому +5

    Aza I Antananarivo no avela irery hanao izany fa tokony ny faritra rehetra. ASA NA MBA INONA NO AO ANATIN'NY SAINIREO EVEKA, FA IZAO NO FIRENENA HENTIN'NY OLONA NOTOHANANY

  • @SeraphineRasoanantoandro
    @SeraphineRasoanantoandro 29 днів тому +4

    Misaotra tompoko 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 Місяць тому +4

    EFA TS hay Raha volagniny isaka fifidianana karaha io fou 😭🇲🇬🙏🙏🙏

  • @philippejeanClauderakotoni-w8s
    @philippejeanClauderakotoni-w8s Місяць тому +4

    Makasitraka zoky be

  • @JovinBE
    @JovinBE 27 днів тому +3

    misaotra betsaka hoanao FA marina izany

  • @harryselias6913
    @harryselias6913 29 днів тому +3

    Marigna tsisy ampiagny zay zokilahy.

  • @pierrotolivierdieudonnerat569
    @pierrotolivierdieudonnerat569 22 дні тому +3

    Vive la Révolution Nationale Démocratique 2024
    Avant-garde de la Renaissance MALAGASY 2024
    👃🇲🇬💯❤️👃👃🇲🇬

  • @manorosoaangeliqueveroya3498
    @manorosoaangeliqueveroya3498 20 днів тому +2

    ❤❤❤❤

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 28 днів тому +3

    Tena efa ela tsika no tokony nanao révolution

  • @sehenorahary-nq7hl
    @sehenorahary-nq7hl 29 днів тому +3

    Mankasitra rangaha.

  • @ranirinanenie
    @ranirinanenie 27 днів тому +3

    Merci beaucoup

  • @herihaja5415
    @herihaja5415 19 днів тому +2

    Mampiteny Ratsy Vahoaka Malagasy mihitsy IANAREO Mpangalatra Fitondrana sy Harempirenena tsy tanindrana tsy tanivo Aleo MISARAKA TSIMISY MARATRA HALAMBAHOAKA IANAREO TSY MAHALALA VOKY VOLA IRETO

  • @FifaNomena
    @FifaNomena 28 днів тому +3

    Mafy lotra zao fianana zao

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 9 днів тому +2

    Malaza aminy halatra sy mamono vahoaka malagasy ary mandainga i Andry Rajoelina Français mpamosavy

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr 5 днів тому +1

    MARINA DIA MARINA ARY TENA MARINA MIHITSY NY ANAO TOMPOKO.

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c Місяць тому +4

    Matahotra basindreo ka

  • @RandrianantoineAdrien
    @RandrianantoineAdrien 29 днів тому +3

    Makasitrak

  • @djianffarattoumani2321
    @djianffarattoumani2321 Місяць тому +4

    Bonjour Zokibé Grivas ary zégny atsika anbèlagna ny capital ny Madagascar, côtier de services ny mérina

  • @FaniryEric
    @FaniryEric 24 дні тому +2

    Mankasitraka zoki be , efa tena trop le atoni zala reo

  • @rivoandriason4243
    @rivoandriason4243 29 днів тому +3

    Soa mba misy olona ray amandreny hendry oatra anao..sady tsy manavakavaka fa tena mapiray ny malagasy

  • @landyrakotondrafahatra6661
    @landyrakotondrafahatra6661 Місяць тому +4

    👍👍👍

  • @FyRatianorosolo
    @FyRatianorosolo 27 днів тому +3

    Tena efa tsy rariny tsony mihintsy ny zava misy eto Madagascar

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 23 дні тому +2

    Zokibe a ! Tsy misy izany lalana sy constitution zany à rajwel ; izany ve dia tsy mbola fantatrao.
    Ny fampiasana zandary no lalana à rajwel.
    Rà ampiarina ny lalana, tsy takatry ny sai n'i rajwel, tsy hainy, tsy manana capacité ho à zany. Dondrona, vendrana.
    30 millions ve dia na dia 1 aza !!!

  • @BerchmansRatefiarison
    @BerchmansRatefiarison День тому +1

    Tonga de kotrohy rangaha aa

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 29 днів тому +3

    Mino za fa betsaka ny manamboninahitra tsy voavidinio vola

  • @henriandriana4248
    @henriandriana4248 29 днів тому +2

    🙏🙏🙏

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c Місяць тому +3

    Rwanda...aiza izy zao...tsy takatr'Madagascar

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 28 днів тому +3

    Magnano mbola tsara atsika Malagasy magnerantany jiaby ! Matoa misy ny tsara , dia misy koa ny ratsy ! Matoa misy ny fandeferagna , dia misy koa ny farany fandeferana , koa aza kivy atsika Malagasy tsy ankanavaka jiaby , andao hifankatia sy hitambatra , ka mba ho tonga @ anjara fanandrify atsika tsirsiray tsy misy fialogna ! Ny fiaignana dia saigny mahatsiaro sambatra mifankatia @ fiaraha- monina , fa atsika olombelogno nanjary very @ materiel ny fiaignana !
    Tsy maintsy hiboaka ny marigny ry Malagasy feno fahamarignana , ka hahita izany isika !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @phalyrenolt5390
    @phalyrenolt5390 Місяць тому +2

    Merci e

  • @marcelvelonandro964
    @marcelvelonandro964 День тому +2

    Ny trambo raha mandady tsy heno feo. Avy zio e!

  • @nanieraharison2008
    @nanieraharison2008 Місяць тому +4

    MANKASITRAKA NY HERIM-PO NAO TOMPOKO , AMIKO MILA MPITANTANA NY VAHOAKA , IANAREO MPITONDRA NO TOKONY HITSANGANA ! TSY MATAHOTRA ANAO IREO OLONA TELO TONONINAO IREO , KOA IANAREO MPITARIKA NO MILA MITSANGANA ! MAHEREZA TOMPOKO , MISAOTRA ANAO !

  • @salohyrazakanome9570
    @salohyrazakanome9570 Місяць тому +3

    Mankasitraka anao tompoko.Tena mampalahelo ny zavamisy eto MadagascarMarary ny firenena sy ny vahoaka maro anisa

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 27 днів тому +3

    Tena fikomina eran' Madagasikara mihitsy no tsy maintsy atao maika, hanala an' io Andry Rajoela io. Ny zanany sy ny zafikeliny mbola hofaniny hisolo azy. Ka ireo vitsy anisa manohana azy no tena matahotra ho very tombontsoa, dia tena milofo manohana io Andry RAJOEL io. Fa lay vahoaka madinika , vidiny vonjy tavanandro @ vola 5000ar, izay aza mbola tsy omeny. Fa ambakany fotsiny.

  • @ASSANYIbrahimSTARMADAGASCAR
    @ASSANYIbrahimSTARMADAGASCAR 12 днів тому +1

    Ombiagna ma manomboka i raha ity, acta non verba

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k Місяць тому +4

    Ireo io efa voahozona efa kar6io Madagascar ary tsy miova mandrakizay ary tena tiako raha ataony Andry Rajoelina io satria io no mendrika malagasy ka bonne fête feky anareo ao Madakolikoly

  • @lalainalalaina-v2y
    @lalainalalaina-v2y 29 днів тому +3

    Atao otrani basar al asaad ihany ny mety amnio rajoel io fa tsy iala eo zany io,le praiminisitra koa tena vonganolona,ny gendarme s ny miaramila matahotra ho tapaka sotro fihinanana ,fitondrana corrompu ny misy eto madagasikara

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k Місяць тому +2

    Alohany anareo hiady Andry Rajoelina s'y Mamy Ravatomanga ary Ntsay Christian dia ireo gendarme ireo no hiadiva nareo vahoaka malagasy manerana n'y Nosy Madagascar fa gendarme ireo no tokony vonohina n'y zanany n'y vadiny ary dorana hafo n'y tranony ary vonohina n'y Reniny s'y dedans

  • @SeraphineRasoanantoandro
    @SeraphineRasoanantoandro 29 днів тому +3

    Ny reniny rajoelina secte olona tsivanona ireo volany vahoaka ny 4/4 ny ekipany rajao nopozininy rajoelina taminy champagne Mbola niteny ny ekipany rajao tonga tao vadiny hoe nisy nanisy pozina ny champagne maty lazainy rajoelina Cancer nefa pozina

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 Місяць тому +4

    Ne compte pas sur les Gasy frère trop peureux

  • @Fanevabernardin
    @Fanevabernardin 29 днів тому +3

    Ny miaramila no tokony mijoro izay tsy manaiky anzao

    • @hajaalainratsimbazafy9478
      @hajaalainratsimbazafy9478 27 днів тому

      Sahia mijoro izay tena tia tanindrazana ao amin'ny tafika sy zandary ao miampy ny mpitandro filaminana eeeee

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Місяць тому +5

    Nefa taminy androny Député Lanto takatra Police taminy Vola be tagnaty ny Carton alina igny, namaly ireo Député namany, député anie io, navosotrindreo police i Lanto Député taminy Andro igny, kay zeoty nagnino i AFAKANDRO Christian tsy navitsaoragna koa, misy fagnavqkavahzna eto Madagascar 🇲🇬 ataony Andry Rajoelina Français demony be no mpamosavy.

  • @danielarakotson
    @danielarakotson Місяць тому +2

    Tena mamplahelo i Afakandto, zany ny président tena mampiady ny vahoaka

  • @bouhierpascaline
    @bouhierpascaline Місяць тому +2

    Tena manpalahelo nahazo Afankandro

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 29 днів тому +2

    👍👍👍👍👍👍👍

  • @AntoineRamanoro
    @AntoineRamanoro 27 днів тому +2

    Tony le olona mtatatata fona tsy ms dikany tenin'ialahy tsy ms ampitahorin'ialahy eo

  • @jeffmilbeck5601
    @jeffmilbeck5601 28 днів тому +2

    Rehefa ato @ny tambazotra aloha ny Malagasy dia be taim-bava miseho azy ho dadany sy mamporosika ny vahoaka daholo hanakorontana ny firenena e...Saingy tsy misy sahy midina eny an-dalana na iray aza fa ny vahoaka foana no atao fitaovana sy tohatra fiakarana fotsiny 🤣🤣

  • @HuguesSYLVAIN
    @HuguesSYLVAIN Місяць тому +5

    👉 Zama nao président chetoany amboa maty io, magneva izy balle dans la tête. Voleza tabataba, mitongava saina vahoaka malagasy, mifoaza, mitsangana jiaby, ATAOVA LA GUERRE. 💪💪💪

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 Місяць тому +3

    Tsisy uminité parlementaire fo eky deputé sambôrigny
    Mampalahelo dictature à Madagascar.

  • @Rudyraharijaona
    @Rudyraharijaona Місяць тому +2

    Tsy hisy izany satria betsaka n'y zavatra mbola tsy hainao sady MBA manam- bola va hianao ka hitarik'olo. Nareo milaza fa jadona izao nefa fort foana avoakin'ny vavanao.Mi menace anao de allez mangery fa tsisy Ilana anao

  • @MarieAgnes-v9c
    @MarieAgnes-v9c Місяць тому +2

    Asaindreo samborina enao an!

    • @MarieAgnes-v9c
      @MarieAgnes-v9c Місяць тому +1

      Fa manaiky ny vola homeny reo e...

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 29 днів тому +1

    🙏

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +2

    Avela handositra miaraka à la caisse ve i rajwel mianakavy ???

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo Місяць тому +1

    Ny hafetse drainilainga dia ny mpitandrony filaminana isantsokajiny no hampiakarina grade karamaina amin ny ariary varimasaka hampangina ny vahoaka amin ny tsy rariny sy ny didy jadona.

  • @Naina-w9g2z
    @Naina-w9g2z Місяць тому +3

    KA ATODY VE IADY @ VATO MALAHELO ZA RY FIRENEKO

  • @ttlsolo6671
    @ttlsolo6671 23 дні тому +2

    ny olana eto de ilay mpitarika fa ny pretexte pour crever l'abcès dia be dia be. Iza no olona crédible amin'izao? ny FFKM sisa andrasana fa raha olona tsotra toa tsisy atokisana daholo ary tsy mahatarika olona

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 Місяць тому +2

    Haratsiam panahy no ao anati n'i rajwel ; izay fotsiny ; tsy misy fahaizana .
    Na ny hangalatra ho an'i rajwel aza, mbola i ravatomanga no mangalatra, satria tsy hai n'irajwel.
    Nul be mihitsy i rajwel

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 Місяць тому +2

    Basy,zay,basy basy! Leo,leo,leo! Aiza ve dia hoe reo tovovavy niteraka tsy manambady no sourcen'ny fahantrana eto Madagascar ! Tsisy jery !
    Ny mpanaraka an' Afakandro Christian dia tokony manao action izao dia izao. Hasehoy ny maha zanaky Mahajanga anareo asehoy an'i Rajoelina sy ny forongony.Fa manonona kay no nisambotina i A. Chhristian? Miraisa hina ry Malagasy tsy vaky volo. MASINA NY TANINDRAZANTSIKA ! MITSANGANA fa aza manaiky hampandohalian'i Rajoelina sy ny forongony!

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 29 днів тому +2

    Mavakifo ny asa devoly mijoro tsika vadikoa malagasy fa aiza avela tanjaka eo @ firenen tsika ratsy fanahy homba Madagascar A/tra 😢😢😢😢

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 5 днів тому +2

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Місяць тому +5

    Mankasitraka Anao ZOKIBÉ Grivas

  • @TanjonaMiandrisoa
    @TanjonaMiandrisoa 11 годин тому

    👍👍👍👍👍