Zay tsy mijery zegny eeeeeee, anao koa tsy Tia président nay problème nao zegny fa tsy problème nay Tia izy toujours TGV jusqu'à la fin ✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️
Ny filoham-pirenena anareo VAZAHA alikaina sy ompana fa aza ny filoha i Mcar. Ianareo any no efa manana tetr'amboa ka tsy fanajana olona intsony. Aza medirediredy, mijanona ianao any misy anao.fa aza mamorona resabe eto.Ahoana ny ahafanao milaza ny tena marina sy ny misy. Olona mpandainga toin'i io madama solobavan'amboa io.Aza miresaka @ny anaran'ny Malagasy ianao, fa ianao no tena bolokom-bazaha mihaina @ ny RSA, chommage, allocation.Ny mahasaoa an-tena any fa aza miditra @ny kilaoto tsy antonina, deja efa ngeza loatra ianao.Aza mamorona , miseho mahita resaka be loatra, manao vavan'ny tantine à la Barbes.Mirediredy loatra ianao, tsy ny politika Frantsay idirana fa tsy i Mcar.
Kara zegny koa anao mipetraka la France esclaves koa anareo agny draiky, anao vazaha midokoa en France nao agny zay tsy mijery raha volagninao zegny tsy jirenay, Nay zahay foana fa tsy naniry fivoharananao.
Makasitraka rahavako ooo ❤
Marina ny teninao Madame Olivia Beriziky. Mankasitraka tompoko mijoro @ famarinana. Andriamanitra mitahy.
VIVE LES HÉROS 💪🏾😘🇲🇬
J'apprécie beaucoup votre franchise madame!
Merci aminao Madamo ! Mañèva TGV aby reo tsara korananao zèñy !
maringa loatra zany 👍👍👍👍
Mankasitraka tompoko❤❤❤❤❤
Mankasitraka madamo La France,efa manao bemarenina kony reo fitondrana Radomelina ,efa mahagaga ny mahazo Madagascar tsika .❤❤❤ Bravo ameko ana niany
ILAY GASY MBOLA MANARAKA ANREO TGV REO MINTSY TENA VENDRENA AU CARRE TENA TSY AZOKO MINTSY
Merci madame vraiment ao tsara zay
Hervais villlard
Marigny zegnay tsisy vandy koragna nao zegnay
Sady za tsaro naharegny rô baka a Tana ao tia atsika
Tsy haiko ra nahazo atsika kony e
Pblm atsika tsisy candidat côtier
Madagascar zo efa rovitra
Hervais villard
Courages madame
Mafy koa donko aody mahazo ty any ka ts mety tonga saina ny sasany
merci beaucoup
aroo eee dila loatra
On est dans l'air de verseaux , l'air de la vérité.
Tena marina zalahy e Amina mafy zahay f tsy mety mahazo onondraha kkkkkk
C'est vrai ça madame, merci,
Carte d’identité zegny personnelle
Tena marina izany fa Dia enga anie MBA hiova fo ny olona ka hijery n'y marina ny mpitondra
Enjana le en direct mampinono kkkkk😅😅😅😅
Tena marina daholo zavatra lazainao madame
❤❤❤❤
Merci
Kindindrenty koa Otran'ny lohan'apondra
👍👍👏👏👏
👍👍👍👍👍👍👏👏👏👏👏👏
Zay tsy mijery zegny eeeeeee, anao koa tsy Tia président nay problème nao zegny fa tsy problème nay Tia izy toujours TGV jusqu'à la fin ✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️
Tambarako feno fako ambony lohanao io.
Raha perruque io tena bon marcher loatra
Avelao vahoaka hifidy..tsy leo tgv malagasy mahita foto drafitr asa voahorina am volam bahoaka am firenena ity..leo filoha mangala bolam bahoaka hoan ny tombotsoa manokany.raha zay lazainao dia hekek9..leo koa mahita sadrangindrangin drandrana artificiel nareo ireto manafina aratsiana..molotr beeeeee steck beef.
Ny filoham-pirenena anareo VAZAHA alikaina sy ompana fa aza ny filoha i Mcar. Ianareo any no efa manana tetr'amboa ka tsy fanajana olona intsony. Aza medirediredy, mijanona ianao any misy anao.fa aza mamorona resabe eto.Ahoana ny ahafanao milaza ny tena marina sy ny misy. Olona mpandainga toin'i io madama solobavan'amboa io.Aza miresaka @ny anaran'ny Malagasy ianao, fa ianao no tena bolokom-bazaha mihaina @ ny RSA, chommage, allocation.Ny mahasaoa an-tena any fa aza miditra @ny kilaoto tsy antonina, deja efa ngeza loatra ianao.Aza mamorona , miseho mahita resaka be loatra, manao vavan'ny tantine à la Barbes.Mirediredy loatra ianao, tsy ny politika Frantsay idirana fa tsy i Mcar.
Marina ninao havako ooo mitatata kara olo lefaka fa tsisy fanajana olo.
Kara zegny koa anao mipetraka la France esclaves koa anareo agny draiky, anao vazaha midokoa en France nao agny zay tsy mijery raha volagninao zegny tsy jirenay, Nay zahay foana fa tsy naniry fivoharananao.
Tena za miaraka @ nao mintsy❤❤❤
Mankasitraka madamo La France,efa manao bemarenina kony reo fitondrana Radomelina ,efa mahagaga ny mahazo Madagascar tsika .❤❤❤ Bravo ameko ana niany