MELKY ft. PRINCIO - TE HANARAKA ANAO [GASY NOUVEAUTE 2020]

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 24 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 390

  • @JeandenisDeveaux-s8x
    @JeandenisDeveaux-s8x Місяць тому +3

    Bjr tout le monde de madagascar avec un plaisir de 'ecouter c'est musique j'ai les larmes aux yeux merci merci de tout mon cœur

  • @fenosoaratolojanahary1550
    @fenosoaratolojanahary1550 18 днів тому +1

    Depuis Montréal novembre 2024 ❣️❣️ après le spectacle d'halloween cette année assuré par Princio, ayant eu lieu ici ❤

  • @rayf3079
    @rayf3079 2 роки тому +17

    Voici les paroles de cette superbe chanson :
    Lasa adala mihitsy aho raha vao matazana anao
    Tsy te hahalala mihitsy aho fa te hanaraka anao
    Fa te hanaraka anao ooo
    Lasa jamba mihitsy rehefa mahita anao
    Manary lamba mihitsy aho fa te hanaraka anao
    Te hanaraka Anao aho
    Toa adinoko avokoa ny eto ambon'ny tany
    Fa ny masaka an-doha ny eo anilanao ihany
    Eo anilanao ihany
    Ka tsy rarahin'ny saiko izay any ambadimbadika any
    Fa ny zavatra ilaiko dia ny eo anilanao hatrany
    Eo anilanao hatrany
    Ilay endrikao izay feno tsiky vao maraina eee
    Mitondra hery mampilamina ny saina eee
    Ka tonga dia tamana aho ka tsy mihanana aho fa te hanaraka anao
    Hummm ilay fofonao mamerovero manimanitra eee
    Mamelombelon'aina ery ka mahafinaritra eee
    Ka tonga dia taraika aho ka tena tsy nanaiky aho fa te hanaraka anao
    Ka aza omena tsiny aho raha lasa jamba e
    Fa vao nahita anao aho dia tsy naharay lamba e
    Fa tena lasa adala ka dia tsy te hahalala
    Raha vao mahatazana anao dia lasa adala e!
    Ref
    Ilay toetranao somary tia mivazaviza eee
    Ka mahafinaritra amin'ilay itiavako azy
    Ka tonga dia tamana aho ka tsy nihanana aho fa te hanaraka anao
    Ilay feonao malefadefaka fiteny
    Izay mampitsonika ny foko anie ry neny eee
    Ka tonga dia taraika aho ka tena tsy nanaiky aho fa te hanaraka anao
    Ka aza omena tsiny aho raha lasa jamba e
    Fa vao nahita anao aho dia tsy naharay lamba e
    Fa tena lasa adala ka dia tsy te hahalala
    Raha vao mahatazana anao dia lasa adala e!

    • @hanitraandriamparany9084
      @hanitraandriamparany9084 2 роки тому +1

      merci pour les paroles

    • @leatobson9313
      @leatobson9313 Рік тому +2

      Merci pour les tononkira .Grand merci de ma Switzerland

    • @LolaMaelle-o2x
      @LolaMaelle-o2x 9 місяців тому +1

      Merci des paroles..je viens de connaître la chanson.
      Lola depuis la France

    • @marianneguimbretiere8759
      @marianneguimbretiere8759 Місяць тому

      Bonsoir et Merci pour avoir écrit et publié les paroles de Belle chanson .👍🥰❤

  • @syosiongchankane8058
    @syosiongchankane8058 3 роки тому +25

    C’est une des chansons que j’écoute quotidiennement de Montréal, Québec. C’est une belle chanson et quel duo! Vous êtes tous les deux des excellents interprètes malgaches, bravo! Merci

  • @jeanyves3999
    @jeanyves3999 11 місяців тому +2

    Za ko tsy te ahalala fa enoiko foana satria tiko be le hira en plus le clip est très bien fait j'adore j'adore j'adore ❤
    Taraiky mihitsy aho ♥️♥️♥️

  • @elietadjer1530
    @elietadjer1530 3 роки тому +1

    MAFINARTRA BE Y MANJA BE KO ENAO !!!! BISOUS BE DE ZANATANY DE TANA (Betongolo/Ambohitrakeky ) salama daholo nareo!!

  • @narindrarandriamananjara544
    @narindrarandriamananjara544 10 місяців тому +1

    Mbola miondana foana e 🤩🤩🤩. Milay loatra le duo e

  • @fabricedelory3713
    @fabricedelory3713 7 місяців тому +1

    👍, mes enfants ont des origines Malgaches, Chinoises et Français 😊😊

  • @sadeqjafari9535
    @sadeqjafari9535 4 роки тому +16

    Madagascar is a beautiful country, wish I could speak malagasy to know more about malagasy culture

  • @hanitriniainaandriamasinor5548
    @hanitriniainaandriamasinor5548 2 роки тому +1

    Tena feno. Tsara b sady beau couple😁

  • @LilianP-cb6zx
    @LilianP-cb6zx 11 місяців тому +11

    Toujours d'écouter 🇮🇹 2024...

  • @perlebienaimeezafinandro6065
    @perlebienaimeezafinandro6065 Рік тому +5

    C'est toujours un plaisir à écouter.
    Mana talenta soa ny Malagasy.

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 6 років тому +1

    Tsara daholo na ny hira na ny toerana koa d mankasitraka hatrany. Muahhhhh

  • @rivorandrianarison3619
    @rivorandrianarison3619 7 років тому +2

    J'aime be mintsy a, hita mintsy hoe sady misy asatanan'ny roa tonta. Merci eeeeeeee

  • @madagascardilanntours44
    @madagascardilanntours44 2 роки тому +5

    Bonjour , love from Madagascar par Dilann Tours , excellent duo et de très belles voix qui nous emportent avec le cœur !

  • @andryrazakamahefa1457
    @andryrazakamahefa1457 7 років тому +3

    Mafinaritra fona miaraka aminareo e!😇

  • @ihajajeansraberantoandrian39

    Tiko be atsiarovako olonkafamintsy

  • @aminaramiandrisoa312
    @aminaramiandrisoa312 7 років тому +6

    samy manan fijerin marin ....tsis hifandraisan mihints le an'Princia sy ity hira ity .... ity hira ity hita be mihints hoe vazo miteny milay be na ny feo na tonin ..... tiko be 😍😍😍😍😍😍

  • @cyrilleandriantseheno4732
    @cyrilleandriantseheno4732 2 роки тому +1

    Mahafinaritra ry zareo.. bonne continuation 🙏❤️❤️❤️

  • @swaaas-sfswas1320
    @swaaas-sfswas1320 6 років тому +2

    Milay be ty hira ty....atsiarovako olona iray zay...merci oo

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 5 років тому +2

    Kanto b ny fomba fihiranareo 2 azy, bravo!!!!!!

  • @onydyvrande5227
    @onydyvrande5227 5 років тому +1

    Tena manimanina any Madagascar à maheno ity hira ity, Tena hafa ihany ny gasy, Tena tsara le hira

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +1

    Mamy n'y eo anilan'ny Tiana. :-)

  • @zalihatakassim9057
    @zalihatakassim9057 4 роки тому +1

    Cette chanson zao mitady mamako tompny Madagascar paix à son âme. tiako anao melky et tes chansons 🤩😘🥰

  • @bonjoursbonsoir4546
    @bonjoursbonsoir4546 5 років тому +1

    Tsara be ity hira ity, lay melodie ao mintsy,nareo roa mifanaraka éry

  • @xavierprog
    @xavierprog 7 років тому +2

    Tena babao aho eeeeh !! Tsara be !! afaka ny akamona mihano azy !!

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 6 років тому +1

    Ay v ianao RaPrincio ba mety manarary lamba sy lasa adala @ sipa !Bravo b !Tiako b le vazonareo!Misaotra e.

  • @dihvinmadagascar9986
    @dihvinmadagascar9986 6 років тому +3

    Hira roa no henoko ao anatiny : Princia "Zaho fa tsy afaky" - Ndondolah sy Tahiry "Hay tena tratrako ianao" :) Fa mlay e ! Tsara foana.

  • @raphaelhoche1181
    @raphaelhoche1181 Рік тому +2

    de paris, tena tiako laotra

  • @HackHuby
    @HackHuby 7 років тому +28

    MELKY ft. PRINCIO - TE HANARAKA ANAO
    REF : Lasa adala mihintsy aho vao mahatazana anao
    Tsy te ahalala mihintsy aho fa te hanaraka anao
    Fa te hanaraka anao oh
    Lasa jamba mihintsy rehefa mahita anao
    Manary lamba mihintsy aho fa te hanaraka anao
    Te hanaraka anao aho
    Toa adinoko avokoa ny eto ambonin’ny tany
    Fa ny masaka an-doha ny eo anilanao ihany
    Ny eo anilanao ihany ee
    Ka tsy rarahin’ny saiko izay any ambadimbadika any
    Fa ny zavatra ilaiko dia ny eo anilanao hatrany
    Eo anilanao hatrany oa !
    F : Ilay endrikao izay feno tsiky vao maraina e
    Mitondra hery mampilamina ny saina e
    Ka tonga dia tamana aho dia tsy mihanahana aho
    Fa te hanaraka anao aho
    G : Ilay fofonao mamerovero manimanitra e
    Mamelombelon’aina ery ka mahafinaritra e
    Ka tonga dia taraiky aho ka tsy nanaiky aho
    Fa te hanaraka anao aho e
    Ka aza omena tsiny raha toa lasa jamba e
    Fa vao nahita anao aho dia tsy naharay lamba e
    Ka dia lasa adala aho ka tsy te ahalala aho
    Raha vao mahatazana anao dia lasa adala e
    REF…
    F : Ilay toetranao somary tia mivazivazy e
    Ka mahafinaritra amin’ilay hitiavako azy
    Ka tonga dia tamana aho dia tsy mihanahana aho
    Fa te hanaraka anao aho
    G : ilay feonao malefadefaka fiteny e
    Izay mampitsonika ny foko akia ry NENY E
    Ka tonga dia taraiky aho ka tsy nanaiky aho
    Fa te hanaraka anao aho e
    Ka aza omena tsiny raha toa lasa jamba e
    Fa vao nahita anao aho dia tsy naharay lamba e
    Ka dia lasa adala aho ka tsy te ahalala aho
    Raha vao mahatazana anao dia lasa adala e

  • @etiennedupuy5639
    @etiennedupuy5639 6 років тому +3

    Merci beaucoup, zaho Koa mba tia anaraka anao

  • @ranaivoharisoazaratianaodi846
    @ranaivoharisoazaratianaodi846 6 років тому +2

    TE HANARAKA ANAO AHO! j'adore cette musique,

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 2 роки тому +4

    On se laisse bercer par cette chanson facilement. Bravo Melky et Princio 🙂🙂🙂😘

  • @ihajajeansraberantoandrian39
    @ihajajeansraberantoandrian39 Рік тому +1

    Merci tiko be lay hira ♥️♥️♥️

  • @davidramasy227
    @davidramasy227 6 років тому +2

    Fa le saroman i Princio lamba tampoka miaraka aminy alou i Melky
    manapaka tsinay be! hahahahahahhaha

  • @melanieandriamihaja5735
    @melanieandriamihaja5735 3 роки тому +1

    Au top 🥰 bisous oan’zay malalako zay C1207M

  • @stephmariver8600
    @stephmariver8600 7 років тому +1

    idole anay mivady ianareo ,za i princio de nen vadiko Melky

  • @haniravao9433
    @haniravao9433 6 років тому +1

    *Cité U. Faucher. En tout cas, merci de nous bercer avec vos chansons. On s'en fiche, Ange ou demon, c'est le propre de l'artiste.
    Olombelona ihany isika, ka izay tsy nanota no aleo mitora-bato

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 4 роки тому +1

    Taraiky be za zany a. Tena tsara ity hira ity. Merci 👏👏👌💕

    • @heritianathierrymrrakotoar1136
      @heritianathierrymrrakotoar1136 4 роки тому

      _ * " ' + / , sans - _ rpns - &. ! ? S ' vp y . @ . S adl 🌐🌏🗺️🏜️🏖️🎃😁🎊♿🍒🍑(^^)🍏j b v ... Ah ah ...

  • @camille-kg9ov
    @camille-kg9ov 3 роки тому

    Tsara be!974 Réunion

  • @ameods9959
    @ameods9959 4 роки тому +1

    tsara na manao teny an' orona kely aza i princio

  • @fabienbertil8334
    @fabienbertil8334 2 роки тому +1

    Tsara be Madagascar musique

  • @marianneguimbretiere8759
    @marianneguimbretiere8759 4 місяці тому

    Tsara bé hira naréo , bravo et bonne continuation à tous les deux ! 👍🥰❤

  • @bonjoursbonsoir4546
    @bonjoursbonsoir4546 5 років тому +1

    Tiko be ity hira nareo roa ity, Makasitraka, Merci!

  • @fleuriarahantarisoanote9342
    @fleuriarahantarisoanote9342 Рік тому +1

    ❤❤tiako😍

  • @andreadanielrazanamparany
    @andreadanielrazanamparany 9 місяців тому +1

    2024 🇲🇬

  • @andryrajaonarivelo2711
    @andryrajaonarivelo2711 7 років тому +1

    tsy dia mifanalavitra amin'ny hiran'i Princia

  • @onitianaoceanerakotoarison849
    @onitianaoceanerakotoarison849 6 років тому +2

    Aiza io toerana io tao mahafinaritra b
    Za miteny hoe sode an'ny NOSY BE ampitan _dranomasina
    🌴🌴😍👍🐳🏊‍♂️♥️

  • @lantonirinarajaobelina3759
    @lantonirinarajaobelina3759 6 років тому +6

    J'adore.merci fa ts mety leo mintsy za mihaino azy.

  • @ranaivoharisoazaratianaodi846
    @ranaivoharisoazaratianaodi846 7 років тому +1

    te hanaraka anao eee! mankasitraka anareo fa tsara lotra ooo

  • @patriciamiarasoa1952
    @patriciamiarasoa1952 7 років тому +1

    milay nareo e!!! 💑👍👍

  • @jodastan2671
    @jodastan2671 7 років тому +1

    Tena milay be, merci eeeeh...

  • @stephendemad4265
    @stephendemad4265 6 років тому +1

    mrc beaucoup princio sy melky tena hahatsiarovako ilay olom tiako ilay hira

  • @aronitibar2279
    @aronitibar2279 5 років тому +1

    Chère Fatima , je te dédies cette chanson pour toujours , pour te dire que toutes les paroles de cette chanson est arrivé dans ma vie, ....aveuglé complètement et le cerveau qui flottait dans l air à t attendre.
    Il y a certains amours qui ne pourront jamais s effacer dans la vie car
    tellement il s est inscrit dans tous les fibres de ton être et
    s écrit en lettre de feu dans ton cœur.
    Oui tu m as appris à aimer et cela ne pourra jamais s effacer. Seulement je voulais que tu le saches.

    • @aronitibar2279
      @aronitibar2279 4 роки тому

      @@fatimaahamada6409 D abord bisou. J ai eu des soucis pour toi au début du COVID; je voulais savoir comment cela s est passé pour toi. Car tu devais être en première ligne, intrépide comme tu l es.... Oui , ce Com, je l avais mis comme une bouteille à la mer en espérant un jour que tu le liras , sachant que tu aimais les chansons romantiques malagasy. OUI, je t ai aimé comme ce qui est décrit dans la chanson......fou, fou de toi à vouloir être en permanence avec toi. A vouloir sentir ton odeur... et à rythmer ma vie sur la tienne. C était une dépendance comme à une drogue , il fallait que je me sèvre sinon comme toute drogue cela pourra me détruire un jour. Je t ai aimé comme on n a jamais aimé et je t aime toujours car tu restes graver en moi. Ces poésies que je t avais écrit étaient sincères.
      Si j étais la pluie... si j étais le vent...si j étais le soleil...et si j étais la nuit.......... Jamais je ne voudrai que quand tu penses à moi qu il y a une blessure . Comme moi quand je pense à toi ne surgit que des étincelles dans mon cœur.Bisous à toi ...Sois heureuse

    • @aronitibar2279
      @aronitibar2279 4 роки тому

      @@fatimaahamada6409 Je sais que les mots peuvent blesser mais ne guérissent jamais les plaies. L instinct.....quand on est seul . La libido on ne peut pas toujours gérer. Et un beau matin on se dit qu on va chasser mais on ne s attend pas que le chasseur peut devenir une proie. Alors on oublie Philia pour courir derrière Eros bien sur que cela ne dure pas mais si Eros ne l était pas mais qu on tombe sur Lilith ?
      Oui j étais tombé sur une pervers narcissique et j en ai laissé des plumes , forte heureusement qu elle n a pas pu me couper mes ailes. Du dégât interne et dans tout mon entourage...... le mal absolu. Je vais dire quoi ? ...Ce n est pas une plaie que je pourrais traiter avec des pommades.Seulement j aimerai que tu te rappelle malgré tout cela que j ai aimé comme on n a jamais aimé et qu en ta présence le monde n existait pas et que le temps s arretait. Bref c était l amour , l amour que j avais rêver et que je pensais ne jamais exister.
      " MELKY - IANAO NO TIAKO " mba tandrineso

    • @aronitibar2279
      @aronitibar2279 3 роки тому

      @@fatimaahamada6409 Moi aussi je m inquietais beaucoup sur toi, surtout vu le milieu où tu travailles. Moi ça va , aucune inquiétude .
      Bon , on n est pas restreint d utiliser des protocoles standardisés comme en France.
      le traitement par Azithro+ Choloroquine+ ivermectine marche sans problème.
      Les mortalités aux Comores sont du à l incompétence des médecins responsable..
      Nous avons le Covid mutante du Sud afrique qui est plus sévère et avec beaucoup plus de symptomatologie.
      Bisou à toi et prends bien soin de toi et des enfants. Je sais que ça doit être difficile surtout pour toi. Bisou

    • @aronitibar2279
      @aronitibar2279 3 роки тому

      @@fatimaahamada6409 Merci, c est gentil.J espère que tu vas bien la-bas avec tous ces bouleversements surtout au niveau de la santé.Ici tout va bien , toujours la même routine en dehors de ça , aucun problème particulier. C est gentille au moins j ai eu un peu de tes nouvelles.Dieu merci , tu es en forme. Gros bisou à toi et portes toi bien, j espère que tu tiendras le coup avec tous les multiples tracasseries du métier

    • @aronitibar2279
      @aronitibar2279 2 роки тому

      @@fatimaahamada6409 Bonne et heureuse année 2022, j ai voulu te l'écrire depuis et puis, je me suis dit que...
      Tu le sais bien au fond de toi que je t'aime et t'ai aimé comme jamais je l ai été dans ma vie. Tu m'as fait connaitre l'amour, cet amour passionné qui te broie le cœur et même en sa présence, celle que tu aimes semble te manquer, car tu ne peux pas la fusionner dans TOI, à l'intérieur de toi…
      Oui je t'aime et tu restes dans mon cœur comme une blessure qui ne veut pas se refermer, une blessure d'une douleur lancinante que tu ne veux pas qu'il disparait et pourtant ça te pique.
      Tu es toujours en moi , dans mon cœur, dans les plus profonds de mes souvenirs...
      Et voilà, j ai lu tes mots et une nostalgie immense me broie mon cœur.
      JE veux que tu saches que tu m as donné le plus grand cadeau sur cette terre , celui d avoir connu l amour, l amour qui fait mal au coeur, l amour qui te fait voir ce vaste monde et qui te comble le temps et l espace.Cette amour dont on chante avec passion existe réellement car je l ai eu avec toi et tu resteras la seule que j ai aimé et qui me laisse un souvenir chaud et doux dans mon coeur quand le soir arrive et que ja vais m endormir.
      Je t ai aimé, je t aime et je t aimerai toujours.

  • @claudetteclaudette8750
    @claudetteclaudette8750 7 років тому +1

    Tena mahay mapiara peo @ Princio kous Melky ka tohizo fa tsara e
    Zah alou mankafy e

  • @augustinejeanneabdoul1277
    @augustinejeanneabdoul1277 6 років тому +1

    Mahay mapiara peo kousa zareo a... Tiko be

  • @salimarazafy4221
    @salimarazafy4221 7 років тому +1

    Merci fa tsara be le hira melki

  • @kajyravoson1323
    @kajyravoson1323 5 років тому +1

    Hay kay ty tena tantara marina fa tsy hira fotsiny. Ohatran'ny kamo sy tsy tiako tsony ity hira ity mahafantatra ny tantaran'ireto.

  • @andorandrianantoandro4224
    @andorandrianantoandro4224 6 років тому +1

    tsara be ity hira ity, merçi

  • @remalayeliesafidy6887
    @remalayeliesafidy6887 7 років тому +1

    tsara e , m'lay fon ny vazo malagasy o

  • @MoegneTabibou-v8p
    @MoegneTabibou-v8p 4 місяці тому +1

    Les beaux souvenirs de Mada quand j'étais étudiant la bas

  • @haytechmadagascar6975
    @haytechmadagascar6975 6 років тому +1

    Nanova look i Melky, fa mbola manja kely foana

  • @adriansluf
    @adriansluf 5 років тому +1

    Zäh kou alou rah mahitan ty manja b ty tonga d las'adala manaraka az foutsn! ❤️❤️❤️❤️❤️

  • @tinasoalalainamendrika2280
    @tinasoalalainamendrika2280 7 років тому +1

    Tiko bé,mafatifaty kel Melky

  • @rosegeorgianah624
    @rosegeorgianah624 6 років тому +1

    Merci ki Melky a!tsy mety leo mintsy aho mihaino le hira fa lasa adalam-pitiavana ko..Gasy ka manja...m'lay be nareo

  • @narizafyrija16
    @narizafyrija16 6 років тому +1

    Ouf! m'lay be! tohizo merci

  • @felyrajerison424
    @felyrajerison424 6 років тому +1

    Tsara loatra e,misaotra anareo ro fa tena tiko loatra reto ira nareo a:)

  • @lalainaramaharisoa6786
    @lalainaramaharisoa6786 6 років тому +1

    tiako be le hira. za ko tena mankafy an'i Melky

  • @eperonniernancia270
    @eperonniernancia270 6 років тому +1

    melky ...ne te laisse pas embobiner par le busness reste comme tu e on t aime comme ca

  • @andyrandrianantenaina5320
    @andyrandrianantenaina5320 7 років тому +1

    tsy naharay lamba tsony zan fa nariana daol ny rehetra nony nahita an Princio!!hhiii

  • @sahondrabarbier9933
    @sahondrabarbier9933 4 роки тому +2

    tiako loatra ny duo nareo mitsam fa misaotra

  • @Hassina980
    @Hassina980 3 роки тому +1

    J’aime trop tiako b

  • @christellabella3348
    @christellabella3348 3 роки тому +1

    J'adore cette chanson merci beaucoup melky et princio🥰😍❤️

  • @mirautandriamiadantsoa6601
    @mirautandriamiadantsoa6601 7 років тому +1

    mankasitraka, tena mandona be le hira

  • @jacquesrajemson1441
    @jacquesrajemson1441 6 років тому +1

    tsara lay hira de milay be koa le duo

  • @abiotterafilo3778
    @abiotterafilo3778 5 років тому +1

    Meilleur musique gasy

  • @lalaowilminerasoamanantena7762
    @lalaowilminerasoamanantena7762 7 років тому +2

    Mahafinaritra kosa le hira e merci

  • @kajyravoson1323
    @kajyravoson1323 5 років тому +1

    Dia nanaraka an'i Melky i Princio dia navelany ny vazaha haha

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 6 років тому +1

    SAMY nandalo taminzany daholo mantsy isika efa plus de 30 ans de mariage itony an- aoka fotsiny ilay mandeha antongotra zara aza lasa lavitra be afahana miresaka -misaotra an'i MELKY SY PRINCIO mampahatsiaro -

  • @haniravao9433
    @haniravao9433 6 років тому +2

    Merci Princio! Île du ramier reprezent D. Facucher ê! hoy ny ankizy izay. Efa lasa zaridaina ny boîte de nuit 😆

  • @stantch3758
    @stantch3758 Рік тому +1

    Merci ❤

  • @sahondrabarbier9933
    @sahondrabarbier9933 3 роки тому +1

    Quel beau duo merci

  • @minishopamboditsiry2754
    @minishopamboditsiry2754 7 років тому

    NORME TSARA ... mlay ny feeling princio sy melky....

    • @m.ra.8685
      @m.ra.8685 4 роки тому

      Tsara be ilay mozika

  • @laiaryrazafitrimo3389
    @laiaryrazafitrimo3389 5 років тому +1

    Lasa adala koa maheno an'izany sy maka sary antsaina ny niseho taloha e.

  • @drickrabarison8529
    @drickrabarison8529 7 років тому +1

    tsara be le toerana plus anle clip kou ça va tsara !!!!

  • @lilymbotizandry7114
    @lilymbotizandry7114 7 років тому +2

    150 000 vue en 1 mois . Bravo. Très belle chanson. Je kiff trop

    • @Trhezzu
      @Trhezzu 3 роки тому

      😂🎁🎀🎀🎈🎈🎈🎈

  • @tsaratsirymariealpha7368
    @tsaratsirymariealpha7368 5 років тому +1

    tsara b mintsy sur 😘😘

  • @heryfano91
    @heryfano91 7 років тому +1

    Quelle coïncidence!!

  • @reneferrari1239
    @reneferrari1239 6 років тому +1

    Je suis Fan depuis longtemps

  • @jeannebosca9433
    @jeannebosca9433 6 років тому +5

    😍😍😍😍😍😍zaho love mouannn azalahhh MERCI beaucoup à vous deux 😍😍

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 6 років тому +2

    Tena tiko ity hira ti❤velombelona ery ny foko mihaino azy!merci peaucouqo fa tena manala sory sory tateraka te!

  • @mariamiora8376
    @mariamiora8376 5 років тому +1

    Te hanaraka anao aho !!

  • @jenniferrazafindralambo2906
    @jenniferrazafindralambo2906 7 років тому +2

    Tsara beuh 😍😍😍💗

  • @panalafomba9703
    @panalafomba9703 7 років тому +2

    Milay be le feondroa e
    Ndrindra Princio ! Tsara lotra

  • @claudiamiray4857
    @claudiamiray4857 5 років тому +1

    Ça tourne en boucle. ... misaotra e

  • @norahrasoa1269
    @norahrasoa1269 7 років тому +1

    Merci kiffe ko be hira ty 😍😍😍😘😘😘😘👏👏👏👏👏👏

  • @hindranaurcilahida264
    @hindranaurcilahida264 6 років тому +2

    Tsara be le hira merci

  • @miarynampoinarasoanaivo6647
    @miarynampoinarasoanaivo6647 6 років тому

    mlay ka , fa princio v tena mteny @ orona be otrizany mitsy ? otrany we feoan'olona be lavak'orona be zany

  • @dominiquerakoto9301
    @dominiquerakoto9301 3 роки тому +1

    Tena izy ilay e !!

  • @herimioninarachelalda6211
    @herimioninarachelalda6211 5 років тому +1

    tsra be le hira an