Na dia efa ela no nisarahana Toa tsaroana foana ilay fiarahana Manembona anao foana aho é Tsy miala ao an-doha ny antsika roa Tsy mety manaiky mihitsy ny saina Hoe tena vita ny amintsika Mbola te ho saro-piaro aho é Toa tsy mampino nefa dia indro Indrindra rehefa mitamberina ireo lasa Ny sangisangy izay nahazatra Tsy hay ho adinoina tsy ho voafafa Na oviana na oviana Na anio na any aoriana Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao Na iza na iza hanankihana Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina Tsapako ireo hadisoako Nifonako tsy noraisinao aho Ilay fitia tsy mety miala ato am-poko Resinao aho babonao aho Indrindra rehefa mitamberina ireo lasa Ny sangisangy izay nahazatra Tsy hay ho adinoina tsy ho voafafa Na oviana na oviana Na anio na any aoriana Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao Na iza na iza hanankihana Ilay fitiavantsika roa Na oviana na oviana Na anio na any aoriana Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao Na iza na iza hanankihana Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina Ilay fahafinaretana kely dia nanimba Ilay fiarahana tsara no sady mirindra Nenina tsy aloha fa any aoriana Ny foko tsy mety mitia olon-kafa Ny saiko tsy mety mino hoe ianao any an-kafa Nenina tsy aloha fa any aoriana Na oviana na oviana Na anio na any aoriana Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao Na iza na iza hanankihana Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina Na oviana na oviana Na anio na any aoriana Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao Na iza na iza hanankihana Ilay fitiavantsika roa Na oviana na oviana Na anio na any aoriana Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao Na iza na iza hanankihana Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina
C'est l'un de mes duos de chants malgaches préférés... Félicitations! Vous avez fait un bon boulot! Narindra, ta voix est tout simplement magnifique, quel talent ! . Et Firmin, on ne peut qu'admirer ta voix si mûre! Merci.
Marina zan, ndry,,, na ovina2 tsy ho fahafavaloko minhintsy ianao ,na iza na iza anakiana ilay fitiavatsikaroa, tsy hoaiko adinona ilay fitiavantsika roa
raha sahy dia valio io fa izaho masahy , raha mitady , tandremo fa izaho tsy misangy , ary tsy manao sainjazakely kara hanareo io , sahirana manenjik,olona foana isan,andro efa leo ny olona mahaino hira gasy @io toetr'anareo io
mankasitraka feno fa tena tsar le hira e! tiko be le fampiaraham-peo tena kanto gasy tokoa e! tsar be mits e! de nfaran, tiko be ilay feonao Narindra a! toizo fa tsar e!!!!!!
nao le Firmin....fa tsy hira vaovao le iha toy fa toy avao ro raha hiranao.... fa mahentsaky... va lany bala... ???? gny basy lahy la misy fa gny cartouche ro lany tsy misy....kkkkkkkk
Na dia efa ela no nisarahana
Toa tsaroana foana ilay fiarahana
Manembona anao foana aho é
Tsy miala ao an-doha ny antsika roa
Tsy mety manaiky mihitsy ny saina
Hoe tena vita ny amintsika
Mbola te ho saro-piaro aho é
Toa tsy mampino nefa dia indro
Indrindra rehefa mitamberina ireo lasa
Ny sangisangy izay nahazatra
Tsy hay ho adinoina tsy ho voafafa
Na oviana na oviana
Na anio na any aoriana
Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao
Na iza na iza hanankihana
Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina
Tsapako ireo hadisoako
Nifonako tsy noraisinao aho
Ilay fitia tsy mety miala ato am-poko
Resinao aho babonao aho
Indrindra rehefa mitamberina ireo lasa
Ny sangisangy izay nahazatra
Tsy hay ho adinoina tsy ho voafafa
Na oviana na oviana
Na anio na any aoriana
Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao
Na iza na iza hanankihana
Ilay fitiavantsika roa
Na oviana na oviana
Na anio na any aoriana
Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao
Na iza na iza hanankihana
Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina
Ilay fahafinaretana kely dia nanimba
Ilay fiarahana tsara no sady mirindra
Nenina tsy aloha fa any aoriana
Ny foko tsy mety mitia olon-kafa
Ny saiko tsy mety mino hoe ianao any an-kafa
Nenina tsy aloha fa any aoriana
Na oviana na oviana
Na anio na any aoriana
Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao
Na iza na iza hanankihana
Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina
Na oviana na oviana
Na anio na any aoriana
Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao
Na iza na iza hanankihana
Ilay fitiavantsika roa
Na oviana na oviana
Na anio na any aoriana
Tsy ho fahavaliko mihitsy ianao
Na iza na iza hanankihana
Ilay fitiavantsika roa tsy ho haiko adinoina
Je suis ivoirien et j’aime cette musique même si je ne comprends pas je l’écoute toujours
sady milanto.tsara no mihaja
asio Duo.fanindroany ehh
mankasitraka
Bravo😙👍👍👍
Déjà Firmin c'est un grand avec une très belle voix, ajoutée à cela la voix de Narindra, wow, un pur produit Malagasy !
C'est l'un de mes duos de chants malgaches préférés... Félicitations! Vous avez fait un bon boulot! Narindra, ta voix est tout simplement magnifique, quel talent ! . Et Firmin, on ne peut qu'admirer ta voix si mûre!
Merci.
Miora Priscilla Andriamihaingo j'adore la voie de narindra vers la la fin
Tsara raha asina duo ohatran'izao indray ianareo 2 ireo :) ! Bravo dia Mankasitraka ! 2019 :) !
zany ka hira tena mahafinaritra merci narindra et firmin quel beau duo
Tsara hira ai.na ovina na ovina tsy ho fahavaliko mitsy anao ary na izy na izy handry ankilako lay fitiavantsikaroa tsy hoaiko adinoako. 😘😘😘😘😘😘
Tsy haiko aloha fa 2018 Aho naheno hira Ty .2023 Zao septembre fa tiako foana Sady le SIPA aloha tena mambabo fo Mino Aho fa efa maman'jaza izy zay
Tsy lany mamy (tiko tsotr'izao) tsy atsarovako Iza na Iza 😄😄. #2019
Hihihi
Tsaroana foana na de any ankotra ianw, 1/11 mitamberina much ireo lasa, ts ho haiko adinoina ianao ♥♥♥
Qui est toujours présent en 2021??
Marina zan, ndry,,, na ovina2 tsy ho fahafavaloko minhintsy ianao ,na iza na iza anakiana ilay fitiavatsikaroa, tsy hoaiko adinona ilay fitiavantsika roa
tsy ho fahavaloko mihintsy hianao.Mankasitraka e!
2022? Iza Mbola makafi🥰
Kanto lotra zany raha feo ❤❤❤
atsiarovako olona iray ty hira ty,,ôtrany ny oe namboarina ho anay mihitsy...
Tena mamy le hira mando fo mihintsy ❤❤❤❤
p
😚😚😚😚😚tiko bey merci bcp anareo roa😍😍
Tikoty vazo ty narindra aa❤️❤️❤️❤️
Tiako foan ty hira ty ❣️❣️
en 2020 j ecoute encore la chanson
Tsara fona2 le hira alohe fa indrindra ty hira ty tena soa loasy ra,mankafy fona zaahy eeee!!!!!!!
Beau gosse anao firmain eeeee
Tena tiko lotra le hira fa zavatra niainako tamy fianako mitsy💔💓🌹
Bsr tena tsara le hira fa merciii 😘😘
Manja kosa an! na fihirana na fomba fitafy, tiako eh!
Tiko be tena marina mitsy zagny
tena matotra be ilay fampiaraham peo!
L' amour triomphe toujours 😍😍💖💗❤️💞
raha sahy dia valio io fa izaho masahy , raha mitady , tandremo fa izaho tsy misangy , ary tsy manao sainjazakely kara hanareo io , sahirana manenjik,olona foana isan,andro efa leo ny olona mahaino hira gasy @io toetr'anareo io
Tena tiko be hiranao!💞
Taona 2023 tsaroana foana
tikou kosa an! Tohizo!!!
Mafinaritra eh Merci 😘
mankasitraka feno fa tena tsar le hira e! tiko be le fampiaraham-peo tena kanto gasy tokoa e! tsar be mits e! de nfaran, tiko be ilay feonao Narindra a! toizo fa tsar e!!!!!!
tikobe ilay tantara ankira tafita ny hafatre mankasitrake
Tiko lotra le hira aloh eh
on est en 2019.
Tegna marignay warooo
Tena kanto ! Misaotra e !
Tsara be le hira
Mafinaritra eee
2024?😛
Merci bcp ..mampahatsiari2
eh!! misaotra e!!! ankafiziko trop !!
Merci Firmin 👍❤️
tena asio fanindrony fa milay
Tena Tsara feo be le Vehivavy 😘💋😍
tena ts u aiko adinun aaa! malael n akizku mits ah le! snif.... snif houhain!!!!!
Merci Firmin
tena tsara le featuring,toizo fa tsara e
Tsara be lay Hira
Tena mandona fo b much #Babou_Miah
Tena marn miits le tonkira an!
Mankasitraka
slow ihany no mety am Firmin
ötran'ny tsara kosa an! (y)
2024💖💖
Ts ho aiku adinuna
j'aime.claude.
Tsy ho fahavalok mihints enw
2021
😍❤💖💋
MLAY?
Tena tsara lay hira sy lay fampiaraham-peo
❤️❤️
Arabaina amzao 44 taona izao Andriamanitra hanome fahasalamana
Merci e!
❤❤
❤
Merci merci
💟💝🎧🎤🎶🎼
Lafatra b e
MILAY BE SUR
milay eeeeee
nao le Firmin....fa tsy hira vaovao le iha toy fa toy avao ro raha hiranao.... fa mahentsaky... va lany bala... ???? gny basy lahy la misy fa gny cartouche ro lany tsy misy....kkkkkkkk
😢Tsar aimm
Merci an?
Okay de bonne de bonne nuit @toi
Milay be narew we tsar be le hira
D. _. Krkry ; . ! - ? . Pln + /
❤❤
2024❤️