LOLA - TIAKO LOATRA IANAO (MEDLEY OFFICIEL 2020 POUR LA CELEBRATION DU 20ème ANNIVERSAIRE)
Вставка
- Опубліковано 12 лют 2020
- LOLA - TIAKO LOATRA IANAO MEDLEY OFFICIEL 2020
Célébration du 20ème anniversaire du TARIKA LOLA avec les stars des stars :
- NJAKATIANA
- DO RAJOHNSON
- DENISE
- FARAKELY
- MELKY
- NATE TEX
- SAFIDY
- LOLA
Moi qui est fan de Lola
Entre Njakatiana top
Denis,Melky etc...
Vous êtes tous au top
Continuez comme ça
Merci chacun à sa personnalité j'aime j'en courage à tous de faire ce genre de chanson ça fait une baume au cœur, encore merci 👍💕🌺
Fampiderana feo ty, samy manana n'y hanitra ho azy. Manja e 👍👍👍
Avril 2023, tena mbola mankafy eee !!! Misaotra betsaka Lola fa tsara ery ny hiranao, miresaka tsara ery.. mankafy foana ooo
Tsara loatra, tsy fantantro intsony za no nijery sy niheno ity hira natambatra ity tsara mankasitraka tompoko ❤👍👏
Tsara bé le izy ,fan Lola de misaotra Denise,melky ,Njakatiana,farakely ,do,,ary safidy,makasitsaka eee
Adaladala n'y fitia, Tsy mifidy izay iantefany! Ka lasa Tia foana foana n'y voany. Rahoviana indray no hifankahita? .. tsara daholo ireo hira n'a Dia gnan gnan aza!!! :-)
Ankehitriny, vitsy ni manao hira toy izao an,......Merci, tsara b ilay Medley
bonne anniversaire Lola Candy iany ti e mirary ny soa za mankafy fona
Melky sy Dô rajhonson!!tsara be ilay medley!!
Tsara be daholo, surtout Melky sy Safidy
Farakely mbola tena hafa foana ka.
tsara, tena tsara, de arabaina, mirary anao avita be de ho tratry ny ela indrindra, fa tena tsara ko ity ra misy rebika kely an!
C'est grave belle votre chanson
wow! Denise déchire grave
👍ny fihirany, style ... tena tsara.
Trop bien cette chanson merci à vous tous ❤️
Merci è !!! Mpanan-talenta les TOPS !!! 👍🎵🎶🎤
Trop bien !
Joyeux anniversaire lola! Merci denise😍
Vous êtes tous super ❤😍
Merci fa tena tsara be🌹👍❤❤
Njakatiana,lola,Do efa tiko hatran ela ny feon reo,Melky,farakely,Denise,mlay ne koa e
Tiako loatra😍
Hafa ihany ny feon'i Njakatiana
Farakely 😍😍😍
Njakatiana hafa iany
Tiako ai, machiro be ❤❤❤❤❤
Misaotra eeeeeeee !!!
TONGAVASOA LAY ANDROMALAZA LOLA ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Trop cool
Hafa ihany ny efa Tena manatraikefa e misaotra INDRINDRA e
Njakatiana tena Tik♥️ fa tsara daolo nareo rehetra
tsara e bravo tiko be mintsy mankasitraka
Mahay daholo fa za potika am feon i deenyz sy farakely
Tsara be merci
Misaotra ro zazany manakara 👍
J aime trop 🥰🥰🥰
Denise, tout simplement wow
Mahay mihira daholo, bravo
Melky ❤❤
Je kiffe eh💯
BEST Song Madagascar
Merci lola😘❤💐💐💐💐💐💐💐💐🇲🇬
coucou, am 40ème njay manao medley manaraka
Tsara rafitra 💗
Enjana izy tena tsara nandona be mankasitraka 😘😘❤❤
Aiza ary mr said o
Interprétation Denise no tena tiko!Mer6
J'adore tout les baugusse gasy
Ny an’i Nate kosa tena mahafinaritra
Tsara nama fa misaotra a!
Merci fa tsara le iz 😍
Misaotra Njakatina. Tiko bé nanaovanao azy
Y love u do rajhonson 😍😘❣❤❤
Tsara 💖✌️♥️
Vraiment TOP
Denise wouahhhh ça déchire grave
Safidy !! Tokony hataony hatram farany le "tompon-tsafidy" fa Tena hmmmm tsara feo be ndry
Dinis tiako tam t'y hita t'y
Manja eeeeee
J adore mahayana mihira dholo 😍🥰🥰🥰
💖💖💖
j'aime bien !!!Mankasitraka oo
Fitiavana izany😃🎤
Bravooo à tous
N'y vehivavy Fanaja. Miandrandra anao na fifaliana n'a fahoriana. Adaladala n'y fitia indraindray. Rahoviana indray vao hita ianao? :-)
TOP bro
Mankasitraka fona e,misaotra e ,sur fona
Tiako be
Woow Tegna tsara be!!!!
mahafinaritra beuuu!!
milay
Makasitraka hatrany tompoko
Ny fanontaniana tiako hapetraka, i Lôla v no sady nihira sy namorona ny clip sy nanao surprise ho AZY IHANY? Izy ihany ve no nanao an'io soratra @ ballon io hoe tiako ianao?...dia ho an'iza ilay teny?
Tsara Loatra l Ankafizo e l
Ny feon'i Farakely tonga d tsotsotra machiro b, miangoty b n feony manako ao antsofina
Tena tsotra no tsara kely ery
❤️❤️
Tsara be
Do Rajohnson💖
❤
❤️❤️❤️❤️
Tiko beee!
dryyy aiza ry rebika lakana nitana
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
tiako e❤️
❤❤❤❤❤❤❤❤
😍👏
❤️❤️❤️👌
Rijade
Tsara ny fiarahana ka misaotra
ca va be
Aoka Do Rajohson aaaa mangoritsina mitsy za vao madre ny feonao
Oscar Peterson
Jazz Oscar Peterson
Oscar Peterson
nen safidy rery no ohatra ts d tsara
👏🤩
💖💖💋💞💋💞😘💋💞
_ a " * ' h n . + / - & , t " s ' y 🎐🎈🏔️! ? 🐮🦌🏟️😆V on :-$=-O:-| ...🎙️🚸
@ 🚰⚠️🏖️
Tsara loatra!
👍👍👍👍👍👍💖💖💖💖💖💖💖
Feony Denise tiako be
denise / Njaka kosa tena ao tsara
ita oa
tsara be dhl fa denise okkkkk
denise ao tsara a
Mlay eh,
Tena m lay B