Moa ve henon'i Filou R. ny antson'ny vahoaka nohon'ny fahantrana kanefa i Madagascar anie manankarena ary tsiriritin'izao tontolo izao! Mitsangana hanavotra ny Tanindrazana !❤❤❤❤
Resaka Fampitahorana ny Vahoka Tsy Hietsika sy Fandemena ny Sain'ny Vahoka izany hoe , Tsy zakan'ny Vahoka Malagasy Raha izao no Mbola Misy crises , izao Fahantrana Mangitsokitsoka hiainan'ny Vahoka Malagasy izao no Tena crises Farany Mafy Indrindra Tompoko ô ! Mitsangana dieny Mbola Afaka Mitsangana , fa Aza Miandry ho Faty Tsy Miady Eo fotsiny Tompoko ô !
Ô Leretsy à Ary Nankaiza ny Firavaky ny Panjaka n'i Merina Antananarivo é ? Ary Nahona ianikoa ny vola Monnaies T@n'ny Andron'ny Panjaka n'i Merina no Namidy Tompoko ô ! Sa ny Panjana-Tany no Nivarotra Azy é ! Satria To Ranavalona III Fona no Tenenina Kanefa misy ianikoa ny sasany A@ny Sarin'i Ranavalona I Mampalahelo betsaka Lotra ny Fanjakazakana Nataon'ny Panjana-Tany T@ny Firenenan-tsika Tompoko ô !
Tena voafitaky ny Panjanan-Tany Mihitsy Alo ireo Panjaka nanaraka Anio Fivavahana Christiane io eh ! Aiza ve ka Atrany Anatin'ny Rova avy No Anjakazakan'ny Panjanan-Tany Tsy.... izaho Alo dia Momba any Ranavalona I Mihitsy eh ! Satria ny Panjaka Tsara indridra dia Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny ary ny Vahokany eh ! Mba Tsy Ho Vahoka mora Arebirebin'Olona sy ho Fitahin'ny Olona eh ! Ny Filoham-pirenena Tsara indridra ihaniko dia Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny ary ny Vahokany Tompoko oh ! Hotran'izany no Ataony Président Poutine, Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny izy ! Ny Olona mo Samy Manana ny Fijeriny eo Amin'ny Atao hoe Filoham-pirenena Tsara sy Mendrika, Ny An'ny Firenen-kafa Sasany Rehefa tsy Azony Anjakazakany ny Firenen'Olona , dia ilay Filoham-pirenena Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny indray no Aratsiny Tsy........ Ny An'ny Olona Ange ny Filoham-pirenena Moaka Tsy Manana Azon-damosina Azony Arebireby sy Angoli ngolena sy aodikodina A@n'izay Tiany no Tsara Aminy eh ! Mba ahafahany Maka ny Arem-pirenena sy ny Firenena Mora Fona eh ! Na ataon'ny Olona Fivelomana Fotsiny ilay Firenena, Na Ataony Fanaovana Bizness Fotsiny eh ! A@n'izay ilay Firenena sy ny Vahoka ao Amin'ny Lasa Mahantra Tompoko oh !
Efa Tafatambatra A@ny Sarin'ny Firenena Asiatiques nihavian'ireo Ray Aman-dreny be ntsika Fahagolan-Tany Ankehitriny, Ny Sarin'ireo Panjaka ntsika Merina ireo, Miaraka A@ny Sarin'ny Taranaky ny Fianakaviany Any Amin'ny Firenena Asiatiques ihaniko, Mino izaho fa Sambatra A@n'izay ny Fanahan' izireo Ankehitriny ! Satria Rehefa Tafatambatra A@ny Tany nihavian'ny Ray Aman-dreny be taloha , sy ny Sarin'ny Taranaky ny Fianakaviany, ny Sarin'izireo , dia Tafahaona ianikoa ny Fanahin'izy Mianakavy Any Andanitra Any ! Mba ho Sambatra Mandrakizay Anie ny Fanahin'izy Rehetra any Andanitra Any ! Misaotra Antsika Mianakavy Taranaka sy Fianakavian'ny ireny Panjaka n'i Merina ireny, Nanavotra ny Sarin ' izireny , Misaotra Antsika Mianakavy Tompoko ô !
Moa ve henon'i Filou R. ny antson'ny vahoaka nohon'ny fahantrana kanefa i Madagascar anie manankarena ary tsiriritin'izao tontolo izao!
Mitsangana hanavotra ny Tanindrazana !❤❤❤❤
😊😊😊 4:09 😊😊😊😊
Aiza ianao Mr RAHARIFIDY ah !
Milanao ny Vahoka Malagasy Maro Anisa A@n'izao crises Mafy Mahazo ny Vahoka Malagasy é !
Enao Ange Mr RAHARIFIDY Mahay Mampahery sy mampitsiky ny Vahoka Malagasy é !
Crise n'ny Alabato, crise n'ny
Fahantrana, crise A@n'ny Fahantran'ny Firenena Malagasy
Farahidiny Amin'ny Fahantrana Eto Ambonin'ity Tany ity ,
Crise n'ny Arem-pirenena voahondrana Antsokosoko,
crise n'ny Fametsifetsena ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa,
Ny Taniny Tokony Hivelomany Alaina Amin'ny ,
Avieo dia Omena sceau sy covete kely sy vary kely Tsy Ampy iray Volana Akory ,
no Anambakana ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa Tompoko ô !
Crise Amin'ny Herim-pamoretana Mahazo ny Vahoka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô !
Resaka Fampitahorana ny Vahoka Tsy Hietsika sy Fandemena ny Sain'ny Vahoka izany hoe ,
Tsy zakan'ny Vahoka Malagasy Raha izao no Mbola Misy crises ,
izao Fahantrana Mangitsokitsoka hiainan'ny Vahoka Malagasy izao no Tena crises Farany Mafy Indrindra Tompoko ô !
Mitsangana dieny Mbola Afaka Mitsangana ,
fa Aza Miandry ho Faty Tsy Miady Eo fotsiny Tompoko ô !
Dada oh miverena ianao
Faut que les opposants demande a l'organisation internationale de faire un perquisition sur l'ordinateur du ceni
Gouvernement défaillant
Ô Leretsy à Ary Nankaiza ny Firavaky ny Panjaka n'i Merina Antananarivo é ?
Ary Nahona ianikoa ny vola Monnaies T@n'ny Andron'ny Panjaka n'i Merina no Namidy Tompoko ô !
Sa ny Panjana-Tany no Nivarotra Azy é !
Satria To Ranavalona III Fona no Tenenina Kanefa misy ianikoa ny sasany A@ny Sarin'i Ranavalona I
Mampalahelo betsaka Lotra ny Fanjakazakana Nataon'ny Panjana-Tany T@ny Firenenan-tsika Tompoko ô !
Tena voafitaky ny Panjanan-Tany Mihitsy Alo ireo Panjaka nanaraka Anio Fivavahana Christiane io eh !
Aiza ve ka Atrany Anatin'ny Rova avy No Anjakazakan'ny Panjanan-Tany Tsy....
izaho Alo dia Momba any Ranavalona I Mihitsy eh !
Satria ny Panjaka Tsara indridra dia Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny ary ny Vahokany eh !
Mba Tsy Ho Vahoka mora Arebirebin'Olona sy ho Fitahin'ny Olona eh !
Ny Filoham-pirenena Tsara indridra ihaniko dia Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny ary ny Vahokany Tompoko oh !
Hotran'izany no Ataony Président Poutine, Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny izy !
Ny Olona mo Samy Manana ny Fijeriny eo Amin'ny Atao hoe
Filoham-pirenena Tsara sy Mendrika,
Ny An'ny Firenen-kafa Sasany Rehefa tsy Azony Anjakazakany ny Firenen'Olona ,
dia ilay Filoham-pirenena Miaro ny Fireneny sy ny Fiandrianam-pireneny indray no Aratsiny Tsy........
Ny An'ny Olona Ange ny Filoham-pirenena Moaka Tsy Manana Azon-damosina Azony Arebireby sy Angoli ngolena sy aodikodina A@n'izay Tiany no Tsara Aminy eh !
Mba ahafahany Maka ny Arem-pirenena sy ny Firenena Mora Fona eh !
Na ataon'ny Olona Fivelomana Fotsiny ilay Firenena,
Na Ataony Fanaovana Bizness Fotsiny eh !
A@n'izay ilay Firenena sy ny Vahoka ao Amin'ny Lasa Mahantra Tompoko oh !
Efa Tafatambatra A@ny Sarin'ny Firenena Asiatiques nihavian'ireo Ray Aman-dreny be ntsika Fahagolan-Tany Ankehitriny,
Ny Sarin'ireo Panjaka ntsika Merina ireo,
Miaraka A@ny Sarin'ny Taranaky ny Fianakaviany Any Amin'ny Firenena Asiatiques ihaniko,
Mino izaho fa Sambatra A@n'izay ny Fanahan' izireo Ankehitriny !
Satria Rehefa Tafatambatra A@ny Tany nihavian'ny Ray Aman-dreny be taloha ,
sy ny Sarin'ny Taranaky ny Fianakaviany,
ny Sarin'izireo ,
dia Tafahaona ianikoa ny Fanahin'izy Mianakavy Any Andanitra Any !
Mba ho Sambatra Mandrakizay Anie ny Fanahin'izy Rehetra any Andanitra Any !
Misaotra Antsika Mianakavy Taranaka sy Fianakavian'ny ireny Panjaka n'i Merina ireny,
Nanavotra ny Sarin ' izireny ,
Misaotra Antsika Mianakavy Tompoko ô !