Asio fiheverana ry vahoaka Malagasy, asio fiheverana ry mpanohitra rehetra zao mahazo antsika zao. Nahoana no d mbola manaiky lembenana nefa Efa votsindry mifoteteka zao. Efa tena grave lay situation eto Madagascar, Ary efa fantatry ny rehetra izany Asa kanosa ve !!! Sa mbola miandry Inona 🤷🏽♀️🤷🏽♀️🤷🏽♀️🤷🏽♀️. Nefa aza miandry ela loatra re, noana Ary Tena noana ny vahoaka
Ka Rehefa Tsy Mande Na Manao ny Fahamarinana ny Ao Anatin'ny Fitondrana ny Firenen-tsika Malagasy, Dia Avelao Hafam-Pafana Na Tena Mafana dia Tena Mangotraka Mihintsy Tompoko ô ! Raha Samy ho Faty ihany dia Aleo Maty Nanao sy Manao ny Adidy ho Anin'ny Vahoka Maro Anisa sy ny Fanavotana Anio Firenen-Tsika Malagasy io Tompoko ô ! Ny Resy Tsy Miady no Tena Ratsy Indrindra, Satria Efa ita izao fa Efa Tena tafalatsaka Ary Anatin'ny Lavaka be Mangitsokitsoka Ary vé , Dia Mbola Hijanona ho Faty Nona Ao, fa Tsy hanao izay Hialana Ao Tompoko ô !
Jereo ireny ny An'ny Firenena Any Sud Coréen Fanaovana ilay Firenena ho couvre-feu dia Nanonganana An'ilay Filoham-pirenena, Ny Antsika Any à Madagascar aizahoaiza no Efa Mahazo ny Vahoka Malagasy Maro Anisa, Fa Herim-pamoretana sy didijadona no setrin'ny Fangatahana ny Fahamarinana sy ny Rariny sy ny hitsiny ! Atao Tsimisy Mahazo Manohitra, Tsimisy Mahazo Mihetsika, Tsimisy Mahazo Migika , Nadia efa Natao Farafahan-trana Mangitsokitsoka Aiza ny Vahoka sy ny Firenen-Tsika Tompoko ô !
AMPIARAHO HO AMIN'NY SABOTSY DAHOLO NY ERAN'NY PROVINCE REHETRA E
Ahona né Miandry ny vaovao Aviany Aminareo izahay Aty ivelany Leretsy ah !
Ahone miandry ny Vaovao Alefanareo izahay Aty Ivelany Leretsy ah !
halefany any Tamatave ndray zany ny miaramilan'ny 13 Mai amin'ny sabotsy ko
Asio fiheverana ry vahoaka Malagasy, asio fiheverana ry mpanohitra rehetra zao mahazo antsika zao.
Nahoana no d mbola manaiky lembenana nefa Efa votsindry mifoteteka zao. Efa tena grave lay situation eto Madagascar, Ary efa fantatry ny rehetra izany
Asa kanosa ve !!! Sa mbola miandry Inona 🤷🏽♀️🤷🏽♀️🤷🏽♀️🤷🏽♀️. Nefa aza miandry ela loatra re, noana Ary Tena noana ny vahoaka
Ka Rehefa Tsy Mande Na Manao ny Fahamarinana ny Ao Anatin'ny Fitondrana ny Firenen-tsika Malagasy,
Dia Avelao Hafam-Pafana Na Tena Mafana dia Tena Mangotraka Mihintsy Tompoko ô !
Raha Samy ho Faty ihany dia Aleo Maty Nanao sy Manao ny Adidy ho Anin'ny Vahoka Maro Anisa
sy ny Fanavotana Anio Firenen-Tsika Malagasy io Tompoko ô !
Ny Resy Tsy Miady no Tena Ratsy Indrindra,
Satria Efa ita izao fa Efa Tena tafalatsaka Ary Anatin'ny Lavaka be Mangitsokitsoka Ary vé ,
Dia Mbola Hijanona ho Faty Nona Ao, fa Tsy hanao izay Hialana Ao Tompoko ô !
Anga tsy Azo Atao Mivantana ilay Androany Tompoko ô !
Jereo ireny ny An'ny Firenena Any Sud Coréen Fanaovana ilay Firenena ho couvre-feu dia Nanonganana An'ilay Filoham-pirenena,
Ny Antsika Any à Madagascar aizahoaiza no Efa Mahazo ny Vahoka Malagasy Maro Anisa,
Fa Herim-pamoretana sy didijadona no setrin'ny
Fangatahana ny Fahamarinana sy ny Rariny sy ny hitsiny !
Atao Tsimisy Mahazo Manohitra, Tsimisy Mahazo Mihetsika, Tsimisy Mahazo Migika ,
Nadia efa Natao Farafahan-trana Mangitsokitsoka Aiza ny Vahoka sy ny Firenen-Tsika Tompoko ô !