ANDRY RAJOELINA, TSY MANAJA NY LALAM-PANORENANA & MPITONDRA FIVAVAHANA | Pst Mailhol

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 23 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 41

  • @RodrigueFidele
    @RodrigueFidele 17 днів тому +8

    Mavandy avao koa ity Pasitera ity , dia maita resaky ahodikodina @ ilay faminaniana maniditsidina , mba tsy hitenenako hoe mpaminany sandoka.

  • @mahavelo6159
    @mahavelo6159 16 днів тому +2

    Pastera ,mba inona n'y asa ataonao amireny fa 10karena ataonareo io ?Tsy mahatsiaro menatra vé isika Raha n'y fiangonana,n'y pastora Tsy mahavaolana aminln' ity tany ity, Tsy arakaraka n'y mampitombo n'y fiangonana no mamaha olana ,andao isika hitodika amin'ny mahaGasy antsika

  • @ninie93190
    @ninie93190 17 днів тому +7

    Anisany olona tsy mahalala menatra indrindra eto an tany ity mpandainga ity
    Tsy sahy maminany intsony izy kkkk😂

  • @TSIRESYZafisolo
    @TSIRESYZafisolo 8 днів тому

    Rah zah ianao Dia menatra s'y tsy miteny intsony fa mihamatsatsi hatrany ny faminanianao. Mba menatra eh. Efa n'y olona dagnagna sisa no manaraka n'y fampandrianadrisa ataonao

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 16 днів тому +1

    Taminy filoha iza moa ny teto madagasikara no mba nanaja lalam-panorenana.

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 16 днів тому +2

    Aloha ny manome vola ny Eropeanina dia efa misy takalony alandreo toy ny trondro izay 200ar ny kilao no ividinandreo azy, sy ny herena ankibony tany ka trosa inona no haverina. Sady alohany handoa ny trosany ntsika dia tokony hatao aloha ny audit de la dette satria io vola nalaina taminy vahiny io dia tsy nampiasaina teto daholo fa misy nandeha any amposin'ireo filoha nifandimby hatrizay ka hatrizao, ka izay nampiasaina hoany firenenana ihany no tokony ho averina fa ny nangalariny mpitondra dia ry zareo no mamerina azy.

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 16 днів тому +1

    Diso, tsy ny fahatrana no fahavalontsika fa ny mpampahatra, fa tsy misy filoha sahy miady aminy mpampahatra izany eto magadasikara, fa filoha nanamafy ny rafitra nampetran'ny mpampahatra no nifandimby teo hatrizay ka hatramin'izao: nametraka ny MID, privatisation port, aeroprt, energie...... sy mivarotra ny harempirenena ary namotika ny fampianarana.... Dia aza ahodina aminy resaka Andriamanitra ny tsy fandraisana andraikitra sy ny tsy fahaizana mampiasa ny harembe nomen' Andriamanitra antsika.

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 16 днів тому +1

    Anareo Madagascar tsisy fanantenana ary mahasahy milaza anizany mintsy n'y filohany fivavana heranizao tontolo izao ary fa indrindra anareo ao Tananarivo no mahatonga io fahantrana mandrakizay miatra aminy vahoaka madinika malagasy izao

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 16 днів тому +3

    Esther : ataoko ahoana NY mijery NY loza hanjo NY firenenao ????maditra NY ankizy mitenny nyRAD

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 15 днів тому

    reto olona ireto efa mpandainga hatramin'izay efa nanao fitaovana fivavahana amin'ny fitadiavambola de mbola ireo ve no anontanianareo. Izy ary efa tsy mahafantatra intsony hoe mpaminany ve sa mpanao analyse. Ny zavatra noteneniny diso dol. Refa izy hono no eo de tena notendrenan'Andriamanitra fa ireo tonga eo reo zany notendren'iza nefa milaza fa ny fahefana rehetra de avy aminy

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 16 днів тому +3

    I Bruce lee vorodamba mbola lany andro MANAO kata misabaka atsy misabaka aroa vahoaka maty tsy raharahany

  • @mariedinhvan5051
    @mariedinhvan5051 12 днів тому

    Pasitera a, iza Pedro, Odon Razanakolona aminao ? Tôko mpanohana fitondrana ireo ( Katôlika) nge ireo e,

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr 16 днів тому +1

    Ny firenena hiady à firenena. Ny zanaka tsy hifanaraka à ny zanany, s'y ny sisa....

  • @LeonardAndrianarivony
    @LeonardAndrianarivony 17 днів тому +6

    Leo faminanina izahay, tsy nisy niseho teto ze faminanina nataonao, ilaza ndray zao enao fa, ho lany filoha,

    • @LantoWEBER
      @LantoWEBER 16 днів тому

      😂

    • @coolman3322
      @coolman3322 16 днів тому

      @@LeonardAndrianarivony io bande escroc manambaka vahoaka mila rakotra lery fa efa lany hono ny azony

  • @rivoramamonjiharison151
    @rivoramamonjiharison151 17 днів тому +3

    Analyse an - jaza aza mahita sy afaka manao izany lazainao izany .
    Tsy mivaingana loatra

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 16 днів тому +1

    Ny olana ara-tontolo iaianana dia vokatriny kolikoly, misy olona tratra dia nandoro sy nadripaka ala izao dia mbola avoaka ihany.

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr 16 днів тому +1

    Miakatra eto an'tany ny dévoly.

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr 16 днів тому +1

    Marina mihitsy fa raha tsy miditra eo ny force ny vahiny de mbola hitohy eo fona io.

  • @Pierrot-jf5qr
    @Pierrot-jf5qr 16 днів тому +1

    Jereo tsara ny ao à soratra masina. Fa fiantomboan'ny farany izao.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 15 днів тому

    Mbaaa atsaharo kab kabary mpaminanian ialahy ity fa efa mandreraka....coup d etat ve mahavaha ain tany maneran tany!!!

  • @bodoratsimbazafy6817
    @bodoratsimbazafy6817 15 днів тому

    Ingahy mpaminany sandoka 😂😂😂

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 16 днів тому +1

    Miteniteny foana ty pastera Maiola

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 16 днів тому

    Ilay rajwel ve no olana e ?
    Inona no andrasana ???

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 16 днів тому +1

    EFA MANJAKA ETO MADAGASCAR ITY VANDIVANDY TY ..HATRAMIN'NY PASITERA ABY NO TSY MENATRA MAVANDY ..AIZA NY HAFA NO TSY HAVANDY KOA ..JEREO RY SERA SERA MADA RENY TENA RAIN'NY LAINGA NEFA DE MILAZA FA MPIVAVAKA HONO E

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 16 днів тому +2

    Ny frantsay efa naka zavatra millti milliards, tsy sakana @ fomba fialana @ frantsay izany, Brikenafaso nanandreo trosa maro,fa tsy nanakana azy hiala,voho afakomaly izy ireo nandoa trosa 4 milliards de dollars, fa tsy ny trosany no hahafahana hitazona an'imadagasikara eto

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 16 днів тому +1

    CULTURE NY VANDY NY ETO MADAGASCAR

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 16 днів тому +1

    Aza be resaka eo ianao e hypocrisie daholo no mody lazaina ao nga mbola tsy nahazo 4x4

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 16 днів тому +2

    Raha ny ambatako mandinika , raha bola eo ambanin'ny hahefany frantsay ny MALAGASY politiciens Tia tena pisolelaka frantsay reo, tsy misy vahaolana.jeteo Brikenafaso,efa lasa lavitra,satria izy ireo tena tanindrazana.

    • @himmelblau-c8t
      @himmelblau-c8t 16 днів тому

      Burkina Faso,Nigere,Mali 😢😢😢n

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 16 днів тому +1

    Anarô no tegna tompony problème

  • @coolman3322
    @coolman3322 17 днів тому +1

    bola tonga anao pasteky sy soratra masina nao io .

  • @livah13
    @livah13 14 днів тому

    N4IMPORTE KOI........REHEFA TSY HAY NY DIKANY LAICITE DE L'ETAT DIA MANGINA FA MITENITENY FOANA .......MISY TANTARA ZANY FA TSY TENITENENINA FAHATANY;;

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 16 днів тому +1

    Tsy marina zany satria tena mandroso anareo Malagasy miaraka aminy volomboasary fa indrindra ireo zanaka gendarme sy miaramila no tena mandroso

  • @mpinoiray-d5p
    @mpinoiray-d5p 7 днів тому

    Raha izaho enao pasitera dia tsy manao an'io cravate cravate io enao.
    Ny cravate dia fitafin izao tontolo izao.manao an'io daholo na firenena kominista na eropa,amerika , afrika,sns...na mpamono olona na mpanao afera maizina.mbola nahita mompera nanao cravate ve tsika?zay lay izy.zaho manoka dia tena leo sy tofoka manao an'ireny.sabotsy irery ihany no tsy nanaovako an ireny taloha.
    voarakitra ao am levitikosy sy ezekiela ange ny fitafin mpisorona e!
    mirary soa anao.

  • @rojonarindra5236
    @rojonarindra5236 16 днів тому +1

    Raha ny an'i Russie sy ny Chine dia tsy mitotongana ny toekareny, fa ny mitotongana dia ireo firenena izay manao liberalisme sauvage.

    • @himmelblau-c8t
      @himmelblau-c8t 16 днів тому

      Any Russie s Chine ze misokabava d gadraina