RY TANORA : IANARO DAHOLO IZAY AZO IANARANA REHETRA RAHA MBOLA MANAMPOTOANA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 26 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 12

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ День тому +3

    Amboni ndrindra n fianarana sy n mahay

  • @tolivietishaligno74
    @tolivietishaligno74 18 годин тому

    Félicitation pour vous Mr KOTO Lehilahimaintso Ambo .
    Merci beaucoup pour partager des
    Bonne choses....
    J'aimerais bien avoir votre explication .
    Excel... parce sa conserne à mon métier.
    D'avance merci.

  • @lantz-182
    @lantz-182 2 дні тому +4

    Knowledge is the real power , I agree with you Koto.

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 День тому +4

    Tena marina ary tsy misy ampiana intsony ny voalazanao ry Koto

  • @hajalalainasataramamonjiar4557
    @hajalalainasataramamonjiar4557 2 дні тому +5

    Marina izany

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 2 дні тому +2

    ilaina le mianatra sa tsia e

  • @Sikidy_NyISAnomitanISA
    @Sikidy_NyISAnomitanISA День тому +1

    Tsisy ampiaña sady tsisy angalaña ny raha zakainao. Manambõla tsy mangaho; manantsaiña tsy very jery; manampahaizaña tsy tapa-dalan-kalèha. "Renaissance Man" hoy ny mpiteny anglisy. "πολυμαθής" ho ny Grika. "Homo Universalis" hoy ny teny latinina. "OLOMBELONA" hoy isika Malagasy. Olombelona, izay avy amin'ny teny hebreo אל עולם (Olam El na El Olam). Ny fitiavana sy ny finiavana no mandrefy sy mametra ny zavatra takatra sy vitantsika Olombelona /Olam El = El Olam, izay azo hadika amin'ny hoe Andriamanitry na Tompon'ny tontotolo iray manontolo. Tompony, izany hoe mpifehy no mahafehy fa tsy andevony.

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 2 дні тому +2

    Marina izany. Hianaro daholo sauf ny teny ratsy sy ireo ompa fanaon'i Koto.

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ День тому

      manin no asia "sauf" nga ela no mibaiko izai ataon' olona😃

    • @Sikidy_NyISAnomitanISA
      @Sikidy_NyISAnomitanISA День тому +1

      Tena ilaina ny "sauf" = "sof" indrindra raha ampiana "aïn" ;-) eo alohany = אין סוף, raha tsy izany mantsy dia tsy nisy izao tontolo izao, tahak'izany koa ny resaka eto amin'ny pejin'i Koto. "Ny masina no teny voalohany. Ny masina no teny farany" hoy i Olombelona Ricky ao amin'ilay hirany mitondra ny lohateny hoe: " Ny Teny". Dikany: ny teny hafa rehetra dia masina daholo satria fonoson'ny voalohany sy ny farany. Izany "teny ratsy" izany tsy nisy teo fiteny na kolontsaina na kolonteny tena malagasy fa teny na fijery/fihaino vao noforonina taty afara, izay misy ifandraisany mivantana amin'ny finoana vahiny isan-karazany nentina nandemen-tsaina ny Malagasy maivan-doha sy marivo salosana. Ny zava-drehetra na ny trangan-javatra rehetra dia mety sy azo lazaina amin'ny teny sy fomba ankolaka sy miolakolaka maro samihafa, saingy iray ihany ny teny na ny FOMBA fiteny tena mahalaza mivantana sy tanteraka ny tiana hahatongavana, izay tsy ilàna fanampi-panazavana. Olona tsy mahay na tsy zatra na menatra "miteny ratsy" indrindra fa amin'ny fotoana tokony hanaovany an'izany dia mazàna olona havanana be amin'ny fiatsarambelatsihy, izany hoe "olô tsy manjary / tsy mafwaka na malemy mantsiña = firinga na TAY".

    • @ArmandMamba_
      @ArmandMamba_ День тому

      @@Sikidy_NyISAnomitanISA 👍