Bogosy kosa ilay gasy mpihira no mahay mandihy, na lava aza ny tononkira dia tsara satria tena zava-misy no lazainy. Gasy tsara tarehy avokoa 😊misaotrabetsaka ry tanora
ce chanson me pousse aussi à chanter me donne de l'inspiration,,,j'ai vraiment envie d'entrer dans la carrière artistique je kiff trop la musiquuuueeeeeeeeeeeeeeee
Hono oa r'ise , le mihira zany no atao misongadina ao anatin'ny hiran'ise fa tsy afaka misongadina mihitsy ilay milalao mozika sa logiciel no nanaovana ny hira .
@@mrsayda2373 tsara r c ilay hira a, no misy tonony no misy hafatra, sambany a mba nahita tanora mba mamorona hira mendrika ny ho enoina toy ny hiranareo, mahereza dia lalino hatrany ny mozika fa tsara noho ny manjakely io
ts mande @ laonn ny le s n la.... Saydaaaaaaaaaaaaa tn potik otran sira n tenanaiiii oooooooooooohhhhhhhhhhhhhhhhhhh. idramik ftsn.... baby tu ché je ché s we ez kouché......§
OMG... ce son (voir ce "chanteur"), c'est juste le fail de l'année... On sait bien que les sons gasy new generation sont tous contaminé par l'autotune mais là... ON BAT TOUT LES RECORDS!!!!!!!!!!!!
Heureusement que le bouton de replay est gratuit sinon j'aurai déjà atomiser la carte bleu de mes parents 💯🔥🔥🔥
Elyaffa Mohamed c'est une autre niveau ce mec il déchire 🔥🔥
tout a fait vrai hahahaha
Il a refait ma journée ce son
Vubb☺️
Mbola tena mamy hiany ilay manja kely e❤❤❤❤❤❤
Tara be @ ilay danseuse anakiray lava volo za kle ! Baby kesta'fé, tena manja be !
😂😂😂👏👏👏 Ao fa omen'Yaveh Manja kely e! Milay ❤️
Bogosy kosa ilay gasy mpihira no mahay mandihy, na lava aza ny tononkira dia tsara satria tena zava-misy no lazainy. Gasy tsara tarehy avokoa 😊misaotrabetsaka ry tanora
Ahatsiarovako olona iray izay ity hira ity. Merci t@ famoronana dia mitomboa talenta hatrany.
ntov tsika enw🤣🤣
lasan' ny manambola ny tsara.....Merci SAYDA D ELEFA FONA
Tena miaiky ny hiran'i Sayda rehetra mitsy ah..chapeau 😊
Milay lisany eeee👊👊👊👊
Alefaso less ry sayda ✊✊✊👏👏👏
Tsara la inspiration😊😊
Nmihaino azy ihany koa😊😊
TOP LES SAYDA ! TSARA NY SON SY NY TEXTE ... LE REFRAIN TENA TIKO B KUH !
Hitako hoe tsara be... za tsy dia tia sayda fa tiako kousa ty hira ity
ce chanson me pousse aussi à chanter me donne de l'inspiration,,,j'ai vraiment envie d'entrer dans la carrière artistique je kiff trop la musiquuuueeeeeeeeeeeeeeee
'
😂😂😂 commence par apprendre à écrire
Bah t'es pas la seule , cette chanson est très rythmique .
omeo manjakely marina!!!!!mlay sayda a!!!!!!!!!!!!!
Reveko be ranga ty hira ty ah ❤️
Efa ela ty hira ty no nendrasako, sura mintsy lessy Sayda❤
ity bandy ity anisan mpanao rnb gasy reveko be. sady izy rehefa mihira mattika misy hafatra tsara b fona
Vazivazy fa misy lesona azo raisina, aleo tsara fanahy fa tsy tarehy......;
Pourquoi on ne peut pas télécharger ???😞😞
alefaso sayda aaaaa.... zay mkiff foan eh
Fa le mpandihy Koa an MMM! Omeo manja kely e !
Merciii sayda 😍😘😘
ok ok lesy sayda.......manaiky zey eeee!!!!!
d we Paris kay marais masay......nihahahaaaa tu vois!!
baby tu sais
je sais
aiz kosa e
sur rangaaa!!
mb omeo, omeo bgs keeeellllly eee!!!
mankasitra eee
omeo manjakely zah sayda an hi5
Marina zani Sayda
👍👍✊👇Masay eti f tsy Paris
Hono oa r'ise , le mihira zany no atao misongadina ao anatin'ny hiran'ise fa tsy afaka misongadina mihitsy ilay milalao mozika sa logiciel no nanaovana ny hira .
Ka efa izany hoe hira koa tsy ny mihira ve no tkn hisongadina? Programmation FL Studio ny Instrumental oui
@@mrsayda2373 tsara r c ilay hira a, no misy tonony no misy hafatra, sambany a mba nahita tanora mba mamorona hira mendrika ny ho enoina toy ny hiranareo, mahereza dia lalino hatrany ny mozika fa tsara noho ny manjakely io
tena marina zany fa ts vazivazy!!! mlay e!!
de kopy daolo zao nbandy we kozy marina mits io we ef lasan ir zala daolo ntsara ...
ALEFASO sayda ! Mer6 bcp,miaky mihitsy zah
Kay Tsy zah irery io,merci Sayda a!
tena manjakely tokoa moa zany ilay mpandihy koa ;)
2019?
Merci Sayda
tong ian le manjakely!!! merci Misié Mlay
Mafinaritra eh! omeo manjakely ...hahaha
Hahahaha, tikooo, zvtr Tena marn le ira,kkkkkk... Ts mandeh amaze lonin n le s la😂😂😂
Milay elah ra Sayda a
zama ah,mba omeo Manjakely
tsara kosa ty Mr an...
milay mise sayda zah makalah !!!!!
Je te Kiff Sayda :*
ts mande @ laonn ny le s n la....
Saydaaaaaaaaaaaaa tn potik otran sira n tenanaiiii oooooooooooohhhhhhhhhhhhhhhhhhh. idramik ftsn....
baby tu ché je ché s we ez kouché......§
Tena miaiki zah espirka olo eee
Sady milay clip
Sur sayde maka anao jus que farany hoa
maeci sayda de omeo manjakely za
Alefaso Sayda! Norma be le Song
tsara e, fa indro kely le madihy tsy de ao tsara
Milay Sayda ka😆😆👊
omew manjakely e! hihihi m'lay e!
Mafinaritr ah ty hira ty sad malatsak 😀😀😀😂😂😂😂
Merci fa tsara be Hira sy ny clips
tena marina . famitahana faobe mts io
aleo fa omeny enw raha toa ka arahinao fifandian-kanina kely,lol!!!!!!!
hahahahaha
😅😅😅
mba omeo nao ve iz
sur be ranga sayda , mlay e
Marina l w Madagaskar eto fa mbay tary
1.029.844 vues en Janvier 2021
Ts nazaka bandy bogossy mints a ve kkkkk
Milay ilay fandihy l sipa
Suur mintsy Mr Sayda an!zah maka anao foana an!!mlay be fa tohizo foana...
Tsara ragah le mozika fa tohizo hatrany.
marn zan sayda a😂😂😂
omeo manja kely
mankasitraka les sayda fa mlay a
siora, mlama tsara ka
mafinaritr ry saida ah
Sur mits Mr Sayda ah
Ao tsara MISIE SAYDA a!!!
mlay be nama aaaaa
alefaso sayda mlay eee
Merçi Sayda
tohizo ny famoronana fa milay
Ireny koa ve dia ho tsara noho i "Hanta kely" e kkkkk
Hahahahaha....tsara eeee
OMG... ce son (voir ce "chanteur"), c'est juste le fail de l'année... On sait bien que les sons gasy new generation sont tous contaminé par l'autotune mais là... ON BAT TOUT LES RECORDS!!!!!!!!!!!!
Kkkkkk tu vois ......Paris kay marais masay Sur SAYDA MILAY ....
MLai zokiii ah👏👍
alefaso sayda ah
za majakely finona leizy
😂😂😂 fatiantoka lay fo nidobodoboka, sipa tailana no nahatafajoboka😂😂😂
tiako be le hira (tu vois)
sur mihintsy letsy SAYDA a
Ohatran arrrrtissste mintss ee hahaha
m'lay sur
marna zan
marn zan eh
mlay le vazo ee👏👏😁😁😁
misaotra betsaka e
tohizo fa tena mafinaritra
Mlay e,zay mak an lah ee,😜😜
Ho an'izay tsy mety mahazaka manjakely dia mbola eo foana i Felana manome toky an :D
iza zan le Felana??hihihi
iza zan???
Felana sy Vony
reveko sayda
Milay💑
MILAY
Cv be sayda 👍👊✌
mlay sayda a
otrany mamely anay ty vazo ty an!! sur ee
merci e
Aleo fa omeko eh!
Prod by Z3DD, za maka anlisany
mlay l frapp e!
zah mait sad a manjakely daol an.tss rats zan tsik e.gasy anie ka manja
Tiko be 👌👌👌👌👌👌👌
SUR MHTS E!