***PAROLES ❤ Tsapako hoe feno alahelo ny andro hariva Masoandro mody mampatsiaro ny olontiana Tapidalankaleha izaho tsy afaka hiverina any aoriana Hamafa ny ranomaso nampizakaiko anao e Fa misy teny mahery, sa ny fitia no malemy Ka lasa neniko ankehitriny ny nataoko anao tamin’ireny Niseho matikambo aho namilafila Ny embona sisa mamiravira Zatra tabatabanao ny foko izao tokana irery sy mangingina Fifamaliana no nifanaovantsika veloma e Malalako o (ye ye ye) Ny fitia manakambo ka tsy mahay mifona e Fahadisoako o, ekeko e Malahelo aho, manenina malahelo aho Izao ianao efa eny antsandrin’olonkafa e Manirery aho, mangina manirery aho Izay rehetra niainantsika koa agamba voafafa e NENINA TSY ALOHA FA AO AFARA RAHA MISY OLONA TIANAO KARAKARAO TSARA AZA AMPAHORIANA IZY AZA AVELANAO HIALA ANY AORIANA HITADY ANAZY IANAO KA METY EFA TARA (x2) Taraiky eo e... Taraiky eo e... taraiky eo eee ye yeaah Dia hitako ianao omaly fa ianao tsy nahita an’ahy Efa miaradalana ianareo roa e Sambatra ianareo mifapitantana o Tsy afeniko fa marary Angamba raha azoko natao, ny hamerina eto amin’izao Ilay fotoana izay nifamaliantsika tsy avelako handao Ianao iny fa notazomiko e Ny ambompo nokoboniko e Nomeko anao ny fitiavana rehetra izay nangoniko e (Eh) Fifamaliana no nifanaovantsika veloma e Malalako o (ye ye ye) Ny fitia manakambo ka tsy mahay mifona e Fahadisoako o, ekeko e Malahelo aho, manenina malahelo aho Izao ianao efa eny antsandrin’olonkafa e Manirery aho, mangina manirery aho Izay rehetra niainantsika koa agamba voafafa e NENINA TSY ALOHA FA AO AFARA RAHA MISY OLONA TIANAO KARAKARAO TSARA AZA AMPAHORIANA IZY AZA AVELANAO HIALA ANY AORIANA HITADY ANAZY IANAO KA METY EFA TARA (x2) Taraiky eo e... Taraiky eo e... taraiky eo eee ye yeaah
Ten mlay les sayda a...miano anlah fn aty alavitr aty e...toiz les a...mankasitraka a....gasy aho, gasy ela...mifanohana les a...ny an hafa az tohananan ko maika fa n an tena e✌✌🤚👍👍👍
***PAROLES ❤
Tsapako hoe feno alahelo ny andro hariva
Masoandro mody mampatsiaro ny olontiana
Tapidalankaleha izaho tsy afaka hiverina any aoriana
Hamafa ny ranomaso nampizakaiko anao e
Fa misy teny mahery, sa ny fitia no malemy
Ka lasa neniko ankehitriny ny nataoko anao tamin’ireny
Niseho matikambo aho namilafila
Ny embona sisa mamiravira
Zatra tabatabanao ny foko izao tokana irery sy mangingina
Fifamaliana no nifanaovantsika veloma e
Malalako o (ye ye ye)
Ny fitia manakambo ka tsy mahay mifona e
Fahadisoako o, ekeko e
Malahelo aho, manenina malahelo aho
Izao ianao efa eny antsandrin’olonkafa e
Manirery aho, mangina manirery aho
Izay rehetra niainantsika koa agamba voafafa e
NENINA TSY ALOHA FA AO AFARA
RAHA MISY OLONA TIANAO KARAKARAO TSARA
AZA AMPAHORIANA IZY AZA AVELANAO HIALA
ANY AORIANA HITADY ANAZY IANAO KA METY EFA TARA (x2)
Taraiky eo e...
Taraiky eo e... taraiky eo eee ye yeaah
Dia hitako ianao omaly fa ianao tsy nahita an’ahy
Efa miaradalana ianareo roa e
Sambatra ianareo mifapitantana o
Tsy afeniko fa marary
Angamba raha azoko natao, ny hamerina eto amin’izao
Ilay fotoana izay nifamaliantsika tsy avelako handao
Ianao iny fa notazomiko e
Ny ambompo nokoboniko e
Nomeko anao ny fitiavana rehetra izay nangoniko e (Eh)
Fifamaliana no nifanaovantsika veloma e
Malalako o (ye ye ye)
Ny fitia manakambo ka tsy mahay mifona e
Fahadisoako o, ekeko e
Malahelo aho, manenina malahelo aho
Izao ianao efa eny antsandrin’olonkafa e
Manirery aho, mangina manirery aho
Izay rehetra niainantsika koa agamba voafafa e
NENINA TSY ALOHA FA AO AFARA
RAHA MISY OLONA TIANAO KARAKARAO TSARA
AZA AMPAHORIANA IZY AZA AVELANAO HIALA
ANY AORIANA HITADY ANAZY IANAO KA METY EFA TARA (x2)
Taraiky eo e...
Taraiky eo e... taraiky eo eee ye yeaah
Merci👍👍
@@rajaonarisonaugustine8013sur
Mrc🙏
Tsara
👍👍👍👍
Ten mlay les sayda a...miano anlah fn aty alavitr aty e...toiz les a...mankasitraka a....gasy aho, gasy ela...mifanohana les a...ny an hafa az tohananan ko maika fa n an tena e✌✌🤚👍👍👍
merci sayda @le hira !! 2024 nenina tsy ao aloa fa ao afara
Milay lay vazo e.mandrotsirotsy sady mapisaina mercie said💖
Je ne m'en lasse pas! J'écoute en boucle jour après jour!
Très belle melodie, superbes paroles. Et les instru.. J'ai juste pas les mots! :D Chapeau!!
Efa tara be mitsy ka! Mankasitraka Saïda!
Manaiky tanteraka e.. milay ny inspirakao saida a ... respect letsy a.... 👏👏👏👏👏👍👍👍👍
enjana le hafara ee!!! makasitraka!!
Tonony sy ny feony tena mpanakanto sangany ! Poa-tsatroka e! Ampian'ilay horonantsary efa tena raitra... Mankahery foana Mr SAYDA a!
Nali
oooooppppsss on dirait que tu m'vise là,mdr j'déconne...
Bravo c'est parfait
ah bon
fitia manakambo ka ts mahay mfona..mankasitraka letsy a😍😍😘😘😘
Merci Sayda,Tsara zani tonokira zani,Makasitraka e
Nenina tsy aloha fa ao afara eh! Any aoriana izy mety hitady an'azy.... Mankasitraka Saïd ah!
Tiako loatra 💝 Best of the best 💝💝💝 Mr Sayda 💝
Oupss, taraiky eo ee!! miaiky aho fa tsy lany inspiraka mintsy ianao Sayda aa!! mandona be! merciiii
Rien à dire .. c’est juste parfait💚
Tsara be le hira😍 merci Sayda dia o tahiny Tompo avy hatrany😘😊
matsiarotsiaro ny talo,marina lotra!merci sayda
Mlay rangah MR sayda ah;
alefaso sayda aaaahhhhh
Marina loatra ny toniny, chapeau bas
Nice clip! don't stop to share with ur fan's ur beautiful songs!
Mlay b le hira 😍❤ 😍😍
Ao tsara Mr sayda ah.......toizana fona ny hira satry tsara foana izayh mivoka rehetra
Tsara loatra, tsy mety mankaleo na haverina in_5 ary 😍😍
Mlai😁👍😎😎😎😎
Avereno le otrizao eee ❤❤❤
Milay be eh tena tiko bé daolo ny hira Mr sayda Dia tohizo ihany ny hira
Merci Mr sayda nanao j aime ana Ary aiz ianao mipetraka raha tsy mahadiso
Tu es le beste!! Merci pour les chansons 😘
Tena manaiky les zay ra maître a koze
Tena mlay ela,,😛👊👊👊👊👍👍👍
Tsara fona 😍😍😍
Wow😭ndriii,tsara be
merci mr saida a...alefaso fona oa saidaaaa
Tsar ranga an!! Zany hon ry zareo an😁😁alefaso sayda an👍👍💕
Mankasitraka Sayda,milay le sound 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
chapeau lesy,, kanto lotra
Merci beaucoup Sayda😥😥 la je suis entrain de vivre cette chanson 😓
Tsara be noho izany bravo be 👏👏👏👏. Tiko
merci sayda,ca touche au fond,on t'adore
Merci sayda.. Tena tsra be le kato.. Tsy mankaleo mihitsy n mihainao azy.. 👍👍
Tsara loatra 😋😍❣❣❣
Tsara be😍
Tiako loatra 'ty hira 'ty ❤
Marina loatra❤! Izany ka kanto, ny tononiny, ny feon-kira 👍
#Mankasitraka_MSayda_ah...
#Nandona_ny_fo_toko_ilay_afatra_tinao_ampitaina
#Manenina_malaelo_ah.........
#CA Töyk....#mankafy_MSayda_forever
#Alefaso_d_toizo_fona_MSayda_ah
mankasitra fôna rangah 😍👍 milay le vazo
Ao tsara zany vazo zany ry Mr Sayda !!!!Merci
Ndriiii marary kely ny foko ô , any iz zayyy 😢😢😢
Ps : mahay hira no sady tsy miavona Mr Sayda , nahafinaritra le gasy moov tao Toulouse fa mercii 😊
Tsara ah ; GG Mr Sayda
Merciii eee!!!!tsara be le hira eee
Mankasitrak ee!! Milay be le clip Alefso sayda ah! 😘😘😘😍🎧🎬🎤🎬😘😍😍
Milay les le inspiraka zoky sayda an...Milay ela eee....
Belle paroles😎
Clip efa grave😁😎
Je l'écoute en boucle depuis le Canada. Et d'ailleurs les autres chansons de Mr Sayda aussi.
Marinizany ry akama !!!!!
Mlay b ka😉❤
Waooohh! mlay sayda
milay be le paroles ka il me touche le coeur ♥
Yaaaa man❤
suraz
Merci Mr sayda tsara loatra 💝😍. Tohizo fa tsara zay makafy foan av at Dubai ❤️🧡💛💚💗💙💞💖
Milay Mr Sayda
Chapeau am le inspiration Misié
Bravo Mr sayda 😍... Réussi be na ilay tonony na ilay clip 😌👏
Ndriii, tsara retsy zany hiranareo zany
Maitre be le song Sayda a ! 👊👊👌
💯 coup de coeur be !! ❤️
mankasitraka 👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻
tena marina mht zan bravo parfait
Coup de coeur ako ❣❣
mafinaritra be lay hira tiko be nenina tsy aloha fa ao afara ra misy olona tinao karakarao tsara 😍🙂
Tena tsara lotra 😭❤️❤️❤️❤️
Ay v njy ko niandry anity hira ity e ?! 😍😍
famaliana no nanaovantsika veloma eeee........atolotra ho anizay olona iray izay
mankasitraka SAYDA ...cava be
Milayyyy be ty vibes ty❤️
Mlay eh♥
merci sayda aa!! mlay e
Tohina kely ny foko nihaino azy volohany.. Mampatsiaro ny lasa fahiny.. 🙂 Sinon tohizo fa tena tsara 😊
J'aimerais beaucoup te rencontrer un jour mr saydaa😭❤
Merci sayda a!mamkasitrak e!😭😭
Tsapako be fa saingy nfamadika kely le tantara
Atolotra ho an"ilay malalako tamzani hi8 mlai lesi👌
Vao henoko fotsiny le feokira de hoy aho w Dadan' i Tianay ndray zay 😊 Misie Milay 💪
Milay rangah a😍😍❤️
Alefaso Saida aa👊👊
Alefako kosa ny koera koera amty an
❤❤❤❤❤❤❤❤❤
tohizo lesy fa milai 😘😘😘😊😊😊😊😊😊😊😍😍😍😻😻😻😸😸😺😺💚💚💚💚💚👍👍👍👍👼👼👼🌇🌇🌇📙💜🖤🖤🖤🖤🖤🖤🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tsara lotra 😍
Tsara loatra ❤️❤️
Mba taraiky koa ndraindray zany.... ❤️
Siora mihits misie a 👏👏👊👊👊
ambarao azy eeh 😂😬❤️
mlay less sayda ! Best song
alefaso saydaaaaa
Tsara lotra ee!
Hehehe .. tsy taraiky tsika hein😜
@@gaelleran7334hahaha tsara lotra e! Efa niandry ftsn😂
Hitako enao omaly fa enao tsy nahita anah😛😁
pauseo kely mhts lo😂😜
D avereno eo amle izy🤣🤣🤣😛 alefaso sayda
Efa aiko sahady le refrain😁😜 tsara be fona Miandra a. Manohana foana😊👍🏾
Coucou Koloina :D
@@tafitaclauderolandrakotond6708 🤣🤣🤣 coucou tafita😁
Merci amleh afatra misie! :)
Nenina tsy aloha fa ao afara♥️
Ao tsara letsy ;)
alefaso Sayda a 🤛👌
ny neninea ts ao aloh fa ao afara!!merci Sayda
Tsara l hira 😊
Merci #Sayda from Kuwait🇰🇼 🎧mety be ilay paroles sokran 🙏
From kuwait mihitsy ve 😀😀😀sinon milay hirany
@@mitiamaracas3384 yes I live from Kuwait🇰🇼 but I speak thanks #Sayda but I forget njeana from Kuwait it's wrong tapping 😎😎😎😎don't worry 👉🙈☝
❤❤❤, jolie chanson! Un petit de coucou de Munich Sayda. Tsy maintsy mbola hisy revanche na tara kely aza,😉😉😉
Tsara ranga ah❤
Merciii💟.. mpankafy avy aty #Dubaï