A cette personne qui n'a jamais eu le temps pour moi. Merci de m'avoir fait connaitre que je pouvais surpasser la limite de ma patience. Mon gars, j'ai essayé de comprendre, j'ai compris mais sache que j'ai encore beaucoup a te dire, à te raconter. Parce que même si tu as pris notre relation pour un ''rien du tout'', pour moi ça a deja été une histoire d'amour, dans laquelle j'ai été la seule à me battre et à planifier un futur genial. Tu n'as jamais cessé de me manquer et tu me manquera surement toujours.
A chaque fois que j'écoute cette song, je tombe toujours sur ton commentaire car il est le premier sur la liste ! Un commentaire qui évoque beaucoup de tristesse et surtout de la rédemption ! ! La façon dont tu l'as écrit me donne l'envie de pleurer ! Heureusement que t'as réussis vivre pleinement ta vie et à surmonter ton passé ! Bonne continuation :)
Fa ilay lanitra any iny anie e Tsy mba mangamanga (x3) Aza atao an'izany izy fa marary e Mba omeo iray minitra ilazany ny ao am-po Dia lazao azy fa ianao efa tsy azy intsony Na dia mety harary a ireny ditra izay nataonao Tsy mba tezitra izy tsy mba nalahelo ô Fa foiny ho anao anie ireny (x2) Na dia any anatiny aza mety mitomany K'aza lavina E! ireny fiangaviana ireny ireny faniriana ireny Fa marary anie ho'aho Ilay tsy asiana kôzy iny Ref : Dia mba omeo an'azy e f'izy anie voasazy e e Dia mba omeo anazy e fa marary anie ho'aho ireny ilaozanao iny Fa marary anie ho'aho ireny ilaozanao iny Fa ny ranomasina iny anie e Ohatran'ny menamena noho ianao ihany e (menamena) Ny nataonaoa ihany e (menamena) Fa ilay lanitra any iny anie e Tsy mba mangamanga Hafa mihitsy anie tsy mba mangamanga Feno alahelo tsy mba mangamanga Fa marary anie ho'aho ireny ilaozanao ireny F'izy mody tsy mba niteny Mahafaly anao mahita anazy mitomany Mahafaly anao mahita anazy malahelo ô Na ny hamafa ranomaso aza tsy adidiko hozy ianao Fa aleo mba ho azy irery (ho azy irery) F'izy anie raha hanao hadalàna aza ampiana mihitsy Fa hitany ny làlana manakany e Fitiavany anao re izay no hanaovany an'izany Fitiavany anao re k'aza atao an'izany e Dia mba...
A cette personne qui n'a jamais eu le temps pour moi. Merci de m'avoir fait connaitre que je pouvais surpasser la limite de ma patience. Mon gars, j'ai essayé de comprendre, j'ai compris mais sache que j'ai encore beaucoup a te dire, à te raconter. Parce que même si tu as pris notre relation pour un ''rien du tout'', pour moi ça a deja été une histoire d'amour, dans laquelle j'ai été la seule à me battre et à planifier un futur genial.
Tu n'as jamais cessé de me manquer et tu me manquera surement toujours.
courage J
C touchant koly
Adinoy tany am'zay de zory ny lalana
koly Jasminah keep your head up ! You deserve better !
A chaque fois que j'écoute cette song, je tombe toujours sur ton commentaire car il est le premier sur la liste ! Un commentaire qui évoque beaucoup de tristesse et surtout de la rédemption ! ! La façon dont tu l'as écrit me donne l'envie de pleurer ! Heureusement que t'as réussis vivre pleinement ta vie et à surmonter ton passé ! Bonne continuation :)
Arione joy is one of the few Malagasy artists I like, my favourite!
❤ j'écoute toujours même en 2024
T'es un bon toi ❤️
Ok 🎉
Je te kiffe mon gars.
Tu mérite le prix Nobel du Gasy Roots :)
Je suis touché. Mahakasika ahy @zao mihitsy ity hira ity.
Je viens tout juste de découvrir. J'adore
Merci beaucoup, c'est vraiment touchant
tsara loatra ❤ mba omeo iray minitra ilazany ny ao am-po...na ny any anatiny aza mety mitomany...wow ❤
Ravaka Abelson Fenosoa
Bonjour
Merci pour cette chanson 😍
tsara loatra Arione aaa!!! tohizo foana ny mozika!!
Touchant vraiment , surtout quand on se sent visée !Heureusement le temps guérit les blessures .
tiko be daoly le inspirak ty razoky ty !!! milay be !!!
😢😢😢😢😢😢....Tena we frissonnée anh! Mankasitraka Ariane Joy anh! Mirary soa! Mankafy anao fona fona ah wa e
Fa ilay lanitra any iny anie e
Tsy mba mangamanga (x3)
Aza atao an'izany izy fa marary e
Mba omeo iray minitra ilazany ny ao am-po
Dia lazao azy fa ianao efa tsy azy intsony
Na dia mety harary a ireny ditra izay nataonao
Tsy mba tezitra izy tsy mba nalahelo ô
Fa foiny ho anao anie ireny (x2)
Na dia any anatiny aza mety mitomany
K'aza lavina
E! ireny fiangaviana ireny ireny faniriana ireny
Fa marary anie ho'aho Ilay tsy asiana kôzy iny
Ref :
Dia mba omeo an'azy e f'izy anie voasazy e e Dia mba omeo anazy e fa marary anie ho'aho ireny ilaozanao iny
Fa marary anie ho'aho ireny ilaozanao iny
Fa ny ranomasina iny anie e
Ohatran'ny menamena noho ianao ihany e (menamena)
Ny nataonaoa ihany e (menamena)
Fa ilay lanitra any iny anie e
Tsy mba mangamanga
Hafa mihitsy anie tsy mba mangamanga
Feno alahelo tsy mba mangamanga
Fa marary anie ho'aho ireny ilaozanao ireny
F'izy mody tsy mba niteny
Mahafaly anao mahita anazy mitomany
Mahafaly anao mahita anazy malahelo ô
Na ny hamafa ranomaso aza tsy adidiko hozy ianao
Fa aleo mba ho azy irery (ho azy irery)
F'izy anie raha hanao hadalàna aza ampiana mihitsy
Fa hitany ny làlana manakany e
Fitiavany anao re izay no hanaovany an'izany
Fitiavany anao re k'aza atao an'izany e
Dia mba...
ok eeeeeer
Ranomasony fa tsy ranomasina an 👍
Anait Malala Merci cousine mdrr
YvaS100
Mirana Rasoa 😁
Bravo, tena anananareo tokoa ilay talenta. Tohizo e👍👏
J'adore 😍
Tiko loatra... 😗😙😚 mba omeo iray minitra ilazana ny ao am-po...❤❤❤
omeko adin rai ts manin :)
27-09-2019
Mbola mankasitraka an'ny Arione joy fona, Zahay lasa aty antanin'ola alavitra ny tanàna aty 😥, Manimanina.
D Manin ra any an tany lavitra?? Mody e tsis manakana a!!
J'adore beaucoup cette chanson 🥰😍
de mba omeo anazy eeee......mafaly anao mahita anazy mitomany.....tatarampiainako lotra,ary mbola miadradra ny fiovany 😢 😢 😢
Novembre 2024 et je l'écouterai l'année prochaine et les années à venir ❤
waaaaaa
clip super naturel 😍😍
Bsr a vous tous moi j'adore ce son bigo a toi mon frère 💚💛❤👍👍👏👏🇷🇪🇷🇪
tiako lotra eeeeeee!!!!! Azo indrama v azavady Arione............
Kiffeko b rangah le feonw ah!le tonokira ko.tiko b dhl ee!!😍
Mlay rangah a!!!! tohizo fona e!!! Mankasitraka
Enfin,,,merci Joy,,
Omeo iray minitra.... ❤❤❤
J'adore ❤
Tsara be Arione Joy an, je kiff
Milay lesy Arione ah! Reveko
ouzizy foana zandrinay mihira an'io hoe : " ... ka mba omeo anazy eh, fa izy anie voatavo eh ... " haha tsy azoko mihintsy :D
fa sinon tsara be ilay hira Bain ah ;)
Andrianirinjatovo Kael hahhahahaah,latsak b zah,hihihi..
ela ela za tsy naheno hiranao tena nandona! ito indray no faharoa tiko mafy! tongava @ ambony indrindra! tsara
I like your song!
tiko loatra !! ❤️😍
tiko be mits big up b hoan i vehivavy rehetra
2022 decembre 2021 ts miala ❤👍👊
Chyna
this music is for you
out of sight out of mind
Toujours top👌
Tikou lotra 😍😍😍❤️😍❤️🔥❤️😍 ka ts tantikou
❤💙 mena sy manga ah ah ah ah ah ah ha
Mlay le hira,grave l'inspiraka
Bonjour Ariane joy je suis la petite sœur de Samantha. J'aime beaucoup ta chanson.
Je crois que tu connais pas Samantha.
Tiko ❤️❤️❤️
mlay b😍😍
Tiko loatra ..🤗😍
trop oufff...... perfect (y)
Tsars lesy e❤️❤️
💔💔 tsara lotra
Real good lyrics 👍
mahay enao fa tohizo!
Oufff etu Dray😍😘✌😜
Tsra b le vazo e.Afa iany ny kanto Malagasy. Merci Arione Joy a. 😎😉
TOP less bain ah, milay fa tohizo eh
Ao tsara 👌👌
Tiako loatra 😍
makasitraka rala ah. nena 10mn mba amerimerenaku le vazu :-)
Tiko be lay hira!!!!Marina mihitsy zany
Tsarbbb😘😘😘
Mlay lesy le kanto Malagasy fa tohizo ry zandrikely a!
Tiko lotra💖
Tena j'adore ❤
mahay mivazo e!!! zay maka fôna!!
😍😍😍😍😍 tiko ranga an
Mankasitraka e!
çà va be lesy baina!😉
Tsara be gasy ka manja 👍❤❤
Big up b les arivony a
à Tahiti🎶en aime le bon song
kanto loatra
tsara be!!
Mampitomany be le hir le ty eu.las malahl ny ex nay mits zahay
Tena oe tena oe tikou ❣️
Tsara loatra 👌👌
Mlay b,tohizo fona eee
Tsara e,za maka anw Arione Joy
Nataonao Ian eh...
hwao kifeko be le tonokira aah,marina n koziny lah tafita ny afatra eeeh
Tsara ny sary sy ny toerana nanaovan anle clip an :) ! Tohizo fa tsara e :) ! Dia mba aiza kay le toerana ra mb mis mahalala ?
mandraka ô(eo @lay erable be)
Heritiana Andrianarimalala, Misaotra anao !
Je t kiff trop 😘😍
Cva e,,, ar tena marin alo le iz e 😍😍
Mahay mihira,mihitsy bandy ity
Mley eeeee j'adore
Koustow ankitigni raala.
hum, Zao ro magnabara anao bok maoré atou 🤓👌🏽
tiako lotra !!!!!!!!
alefa joy ah
Milay lay parol 💔💔💔💔
💔💔te voir me fait toujours le même effet 😟
malagasy talent"" good song
01/03/2019💖
💪💪
octobre 2022 mbola mihaino sy mankafy hatrany
tena ty ny hira nampitoman ana😭😭
Aaaah😯
👏👏
👍❤️
Tsara ka🙂🙂
tena hira anisany tiako @ hiranao ry arione joyn ity hira ity
Tiko be ito ira ito
😢😢tikou lotra