Je suis vraiment impressionné par ta chanson! Ta voix est incroyablement belle, elle donne des frissons. Tu as vraiment un talent incroyable! Son impact touche directement le cœur.
Ela aho no naniryy Ela aho no nangataka hoe mba omeny olona madio fo Hoe za tsy ho iray intsony fa ho roaa Tsy niandry ela fa novalin'ilay Tsitoha Ela aho no nitondra am-bavaka an'izao fotoana izao Hoe ho ren-tany ny fifankatiavatsika sy ianao Enga anie ho mafy fototra , lavitr'ny mpisopatra Fa fahasovana no hanenika an'ilay Lapa vao , ahy sy ianao Refrain : Fa ianao Ilay Valimbavaka avy amin'ny Ray Iriko ny antsika ho Mandrakizay Ho feno Fahatsarana , Fahasoavana tsy ho voatana Ny antsika sy ianao Malala (*2) Ka aza manahy ianao na ho mora na ho sarotra dia za ho eo foana Na fahavaratra na ririna na andro migaina be lohataona Fa ho mafy fototra Voazaitra ho tsara fatotra Fitia tsy kilalao fa fitiavana matotra Ka raiso ny tanako dia matokiaa (Matokyy Aho) Hivadika aminao aloha ho ataoko sanatria Fa tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie Ho zoratsika ny lala-mahitsyyy Fa ny ahy sy ianao , tantaram-pitiavana hafa Mihitsyy Refrainn : Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray Iriko ny antsika ho Mandrakizayy Ho feno fahatsarana , fahasoavana tsy ho voatana ny antsika sy ianao Malala Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray Iriko ny antsika ho mandrakizay Fa Tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie Ho zoratsika ny lala-mahitsy fa ny ahy sy ianao " Tantaram-pitiavana Hafa Mihitsy " Hmmmmm , hmmmmmmm Ny Ahy sy ianaoo Ny Ahy sy ianao "Tantaram-pitiavana" Hafa Mihitsy .
Je suis vraiment impressionné par ta chanson! Ta voix est incroyablement belle, elle donne des frissons. Tu as vraiment un talent incroyable! Son impact touche directement le cœur.
Milay b ♥️♥️
Tsara be🥰 tsara ny arrangement, tsara ny feonareo roa, tsara ny clip... tsara be daholo. Chapeau ❤
NDryyyyy❤❤ovina VO mba hisy tantaram pitiavana otrzan am fianako🥺🥺???na mety tsy hisy intsony
Courage 🙏, ça arrivera au temps voulu🤗
Tout simplement MAGNIFIQUE ❤
Tiako be 😍😍
Tsara be, tena makasitraka !😊
Tsara NY feo andry ,sady mahay mihira👏🤘
Tena tsara alefa foana Tsanta ❤
Tsara, misaotra betsaka sady mankasitraka anareo ❤
Topissime😍 la mélodie est juste sublime 🙏🙏
Tiko be le hira.tohizo fa tsara💓🔥
tena tsara ity hira ity 🥰
Milay be, saingy sera daholo n'y fiainam pitiavana
ankafiziko 💝💝💝
bravo 👏👏👏👏
Tsara lotr eee 😊😊 sad mampitomany b mits 😭😭😭🥺
Tena tsara, mankasitraka eee
Mampite hitia olona tsy hiady mihitsy ilay hira.... tena tsara be
Tiko be fa misotr❤
Tiko be ❤❤❤
Woow!!! Tiako be
Tiako ❤
Ouaouh merci ❤❤❤❤
🥹🥰Bon travail Tsanta
Manana talenta ny tanora Malagasy !
tena kanto 😍😍
Mamy be foana eeu😘♥
Matsirou b ❤❤
Fa tena tsara 🫶🏽
❤❤ vraiment romantique
Tsara be❤
Tena tsara be 🎶🎤🩷
Wowo tsar ❤ bbbb🎉
Tiako❤❤
Tsara loatra ❤
Tsara e ! 🙂
Wawou, quelle douceur de l'eau tiède
Tsara lôtra❤
Tena tsara kosa e ! tohizo ny mozika kia 😍😍😍😘😘
Wow, milay zalah an! Mankasitraka e
Kiffeko❤
Ilay hira tsara fa ilay geste an'i Tsanta tena trop loatra
@Tsanta ,t'es si belle❤️
Ela aho no naniryy
Ela aho no nangataka hoe mba omeny olona madio fo
Hoe za tsy ho iray intsony fa ho roaa
Tsy niandry ela fa novalin'ilay Tsitoha
Ela aho no nitondra am-bavaka an'izao fotoana izao
Hoe ho ren-tany ny fifankatiavatsika sy ianao
Enga anie ho mafy fototra , lavitr'ny mpisopatra
Fa fahasovana no hanenika an'ilay Lapa vao , ahy sy ianao
Refrain : Fa ianao Ilay Valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizay
Ho feno Fahatsarana , Fahasoavana tsy ho voatana
Ny antsika sy ianao Malala (*2)
Ka aza manahy ianao na ho mora na ho sarotra dia za ho eo foana
Na fahavaratra na ririna na andro migaina be lohataona
Fa ho mafy fototra
Voazaitra ho tsara fatotra
Fitia tsy kilalao fa fitiavana matotra
Ka raiso ny tanako dia matokiaa (Matokyy Aho)
Hivadika aminao aloha ho ataoko sanatria
Fa tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsyyy
Fa ny ahy sy ianao , tantaram-pitiavana hafa Mihitsyy
Refrainn : Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizayy
Ho feno fahatsarana , fahasoavana tsy ho voatana ny antsika sy ianao Malala
Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho mandrakizay
Fa Tsika roa samy Tia , ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsy fa ny ahy sy ianao
" Tantaram-pitiavana Hafa Mihitsy "
Hmmmmm , hmmmmmmm
Ny Ahy sy ianaoo
Ny Ahy sy ianao
"Tantaram-pitiavana" Hafa Mihitsy .
tsara ❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉
Tena hoe tsara ❤🙏
bravo les deux
Bravo 🎉
Tiako b f merci beaucoup ❤️😘💞💓💕
otrany hoe mahita zavatra anaty mariage zany zah😁🥰🥰
Kay 🥹🥹
mankasitraka foana
Je l aime le chanson ♥️♥️🌹
😍😍😍😍
🥰❤️❤️
Tsara laotra,j’aime bien,mandona tsara
tsara be (y)
Tsara fa tohizo
Mankasitraka mlay b
tiako be tia hira ty
Mapte ifankatia be le hira :)
❤❤
❤🎉
😢🖤
❤
👏
❤😢❤
lyrics ici : ua-cam.com/video/dcJTz-KpVPw/v-deo.html
studio audio taiza moa
Colle
Otran oe Johanne le mihira
They look Filipino
Bé zeste loatra le oe Elow
Tsara b fa ra mikipy d otran oe Johanne le mihira
Tsar b
❤❤🥰
❤❤❤❤
❤
❤❤❤❤
❤❤❤❤❤