ndriiiii!! tony ny vazaha tia teny malagasy nefa isika ity mila tsy ampiasa azy intsony fa lasa vary amin'akotry!! loza!! tia kolontsaintsika izy nefa isika manary azy tsikelikely!! beurk be ilay toe-tsainantsika: ny eo am-bilia tsy lany ny any ambilany takarina... Mila miova!!!!
Tena vazaha mahafehy tsara ny teny gasy. Tsara be le video e. Miandry ny video manaraka. Bon courage ho an 'ty vazaha ty. Tohizo fa tsotra sy tsara ilay fanomezama zavatra tsara ato @you tube eee
Karakory ma la' olo ity. Ha! Boaka aia ma nareo zany? Nandeha nibalabala tany amin' ny Bôro. The way he says it is a bit robotic and a tad mixed with Merina phrasing lol but otherwise correct. It means "What's up my man! So hey, where do y'all come from? You went to stroll by the 'Bord'"? In the city of Mahajanga, Bôro is short for "Bord de la Mer" (coastline). And it is this long boardwalk almost everybody goes to in the evening to hang out with friends, watch the sunset, eat street food, climb the big baobab tree the French used for executions, and watch indian boys race and show off wheelies with their motorcycles. At least that is how it was when I grew up there.
Mazava otran'ny gasy miteny mihitsy!❤
Ça me rend heureuse de découvrir un vazaha qui parle parfaitement ma langue maternelle. Bravo 🙂🙂🙂
ndriiiii!! tony ny vazaha tia teny malagasy nefa isika ity mila tsy ampiasa azy intsony fa lasa vary amin'akotry!! loza!! tia kolontsaintsika izy nefa isika manary azy tsikelikely!! beurk be ilay toe-tsainantsika: ny eo am-bilia tsy lany ny any ambilany takarina... Mila miova!!!!
Im from Madagasikara. His accent is perfect. You are a good man
Bravo, tena mahay ianao naka volon tanin i Mada. Magnifique. Rien que l Amour
I learn Malagasy
Thanks 🇸🇪🇸🇪🇸🇪🇸🇪
C'est magnifique vazaha miteny gasy.
Bravo e...mankasitraka tompoko o
Mety manofy lay ramatoa hoe vazaha miteny gasy 😂😂😂
Tena mankasitraka e, voafehinao tanteraka ilay teninay.Tsy toy ny vazaha mihintsy ny fiteninao fa toy ireny teraka teto ireny.
Izaho tena tia ny video anareo bon courage
Misaotra betsaka e!
Mitohy ny tantara an!
Taiza ony kay no tena mba nianaran'izy io teny gasy e ? Bravo b mihintsy !
Dia faly be ihany koa Ve izao ny vazaha rehefa mahita sy maheno anareo miteny ny fiteniny? 👏🏾👏🏾😉
waow!!!!!!!. mafnaritra be le iz!!!!!!!
mba tiako raha mba atao mibahana kokoa ny fampianarana teny anglisy
Mankasitraka, tena miaky 100% anareo letsy zah, soa fianatra, tsara, sady tena fahasambarana ny manaraka ny vidéo -nareo!!
Sareo kosa aloh r le vazaha
Je trouve que tu es bien parlé la langue malgache, bravo.
Sur MIT's vaza ahh.. Ten fluent mitsy enao
Draidray ! fa angaha ise io moa tsy Malagasy ? Dia maninona raha arafitra teny malagasy tsara ny
feheza-teninao rehefa manoratra ianao Miezaha re !
Tsarabe
❤❤❤👍
mafy lerye na za ary tsy mahay sakalava
Misaotra Payton .Faly aho satria Malagasy.
IZAHO KOA FALY TOA ANAO SATRIA MALAGASY. ARY IREAREHAKO IZANY .
Tsy adinonao mitsy ilay ramatoa adala tsy mino anao miteny Gasy zay an! Mampalahelo, mampihomehy tokoa izy.
Mapme ku le ramato mety ts mahay teny gasy ku iz Hihihihi
@@fitiavanaranovelona1701 te hiresaka hono izy fa tsy mahay miteny frantsay,nefa mahay miteny gasy tsara😏
Miaiky aho izay amin 'ny fahaizany ny tenindrazako
ANDRIANIKO NY TENIKO, NY AN' NY HAFA FEHEZIKO" . io no teny filamatra e!
Ohhh laolo ty e bravo 👌👌👌
Mahafinaritra ny mihaino anao Payton ary ny vocabulairenao mbola tsara noho ny ahy e !
LEGEND
TENA MANANA FEO MALAGASY 80 % mihintsy ity vazaha ity rehefa miteny malagasy.Ny mifanohatra amin'izany
anefa no mitranga ankehitriny izao satria misimisy ihany ireo tera -tany malagasy tsy mahay miteny
fa dia manao " teny vary amin' ny anana" hoy ny fitenenana .
Tsara anie ny fitenin tsika rhf atao Miadana e
Milamina Tsara jerinaka.
Tena vazaha mahafehy tsara ny teny gasy. Tsara be le video e. Miandry ny video manaraka. Bon courage ho an 'ty vazaha ty. Tohizo fa tsotra sy tsara ilay fanomezama zavatra tsara ato @you tube eee
Mlay e😉
1:20 Fitiavana -ny vevavy- ny tsapany lery lol
Zah Malagasy fa resiny ireto @ fahaizana Tena gasy ai.
Tiako kely le fandaharana. Tsotsotra nefa mfinaritra
Il parle mieux malgache que moi alors que je suis malgache 😂 et il ressemble trop à fuze 3
Miaiky aho 🤭 ôtran ´ny vazaha teraka tany Madagascar dia lasa nianatra tany Etats-Unis... zany hoe efa niteny gasy ihany taloha... t@ mbola kely...
😂
Maro be koa ny malagasy miteny vahiny. Mahagaga anao koa ve izany ?
@@germainflorent4365 Ka ilay olona vahiny miteny ny teninao anie no mahavariana sy mahagaga e ☺.Izaho dia tena variana mihitsy 🤗
Tena mankasitraka e
Mahafinaritra be nareo
Milay rangahy le fahalalam-pomba. Io no anisan ny mampiaiky ahy aty USA.
Hey Payton, Can you translate what did you say in Sakalava, please ? ;)
Karakory ma la' olo ity. Ha! Boaka aia ma nareo zany? Nandeha nibalabala tany amin' ny Bôro. The way he says it is a bit robotic and a tad mixed with Merina phrasing lol but otherwise correct. It means "What's up my man! So hey, where do y'all come from? You went to stroll by the 'Bord'"? In the city of Mahajanga, Bôro is short for "Bord de la Mer" (coastline). And it is this long boardwalk almost everybody goes to in the evening to hang out with friends, watch the sunset, eat street food, climb the big baobab tree the French used for executions, and watch indian boys race and show off wheelies with their motorcycles. At least that is how it was when I grew up there.
Soa be!!
Tena mafinaritra
Ao am tranon i Ari iz zany ee ? 😂 😂
zany ko ny remaqueko vô nanomboka le izy
Mahamenatra be fatsy mahay manoratra teny malagasy.Sa mahay ihany fa manao fanahy iniana ?
Mety mahay ihany, tsy aiko aloha, izany aloha mystery😘 Fa tsy maninona ianao raha menatra fa samy manana ny fomba fisainany ny olona
Why people are impressed that someone speaks Malagasy ? But no Americans are impressed that Malagasy speaks English ?
Du coup il n’est pas vazaha car il est né en état unis
Fa in izy ara zany aminao e, nga tsy vazaha doly refa vahiny fotsy e?
Il parle comme un malgache natif c'est assez bluffant
Tsy avela mipetraka ilay olona vao mametraka fanontaniana ! :/
efa izay mihintsy ilay conception tompoko... Manasa anao hijery ny vidéo sasany Iz'Izy