Ataovy manakoako Sal 65

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 24 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 31

  • @FianakamsRavelojaona
    @FianakamsRavelojaona Місяць тому +1

    Mafinaritra ny mankalaza ny Tompo 🙏🥰

  • @antanimenaragoaibe7323
    @antanimenaragoaibe7323 4 роки тому +4

    Ankalazaina ny asanao ry Ray oh, anio 23 Jolay 2020, anaty fihibohana, Mipetraha amin'ny maha vahoaka anareo ianareo, fa Andriamanitra dia Andriamanitra irery ihany. Misaotra anareo ekipa Ankalazao mametsovetso ny asan'Andriamanitra.

  • @MarsonElynah
    @MarsonElynah 2 місяці тому

    Hira fidirana tamin'ny première communion anay ny taona 2011🙏🙏❤❤❤

  • @herynirinaratovoarison7984
    @herynirinaratovoarison7984 2 роки тому +4

    Ataovy manakoako ny hoby
    Derao Andriamanitra, ry tany tontolo
    Ihirao voninahitry ny anarany
    Tolory fanompoana, fiderana azy ny Tompo (indroa)
    Lazao izy mihira hoe :
    Lehibe, mahatahotra ny asa vitanao,
    Andriamanitra!
    Lazao izy mihira hoe :
    Reo fahavalonao miaiky
    Ny herinao miezinezina!
    Lazao izy hihira hoe:
    Ny tany tontolo miankohoka anoloanao!
    Lazao izy mihira hoe:
    Mihira ho anao izao tontolo izao!
    Mihira miantsa ny anaranao (indroa)
    1- Avia ianareo mba higaga ny asan’ny Tompo,
    Mampihoron-koditra ny olombelona ny vitany!
    Izy nanova ny ranomasina ho tany maina,
    Afa-niampita ny onibe ‘reto tongotray!
    Teo izahay no nanao lanonana ho azy. (indroa)
    2 - Mahery izy moa, tsisy fetra ny fahamboniany,
    Hanara-maso ny firenena rehetra.
    Ka aoka tsy hidingin-drambo ireo mpikomy,
    Ankalazao ny Tompo, ô ry vahoaka!
    Aoka hanakoako ny antsa ho Azy (indroa)
    3 - 'Lay Andriamanitra mpamelona aina anay,
    Tsy mba mamela ny tongotray ho solafaka,
    Fa nosedrainao izahay toy ny volafotsy, ry Tompo ô
    Tianao ho nandalo fitsapana ny dianay
    Torotoro ary valalanina izahay e. (indroa)
    4 - Navelanao ny ratsy hamoritra any e,
    Ho toy ny biby folahina hoenti-manompo
    Ampandalovina anaty afo ny lalanay e,
    Ao ny rano mangeniheny no nidiranay!
    Fa navoakanao izahay norosoanao sakafo (indroa)
    5 - Mahatalanjona, ry Andriamanitra, ny lahatrao
    Ny famonjena ny olona no sitrakao
    Ny zanakao no nisolo voina mba ho zanak’ondry
    Ary ny Rany sy ny Fanahy no mpamelona aina!
    Ankalazaina ny asanao, ô ry Ray (indroa)

  • @herymandresyandrianandrasa1530
    @herymandresyandrianandrasa1530 4 роки тому +2

    Tsara iny chorale iny fa tokony kelikely beso eny maro ny zavatra vitan' Andriamanitra💕

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 4 роки тому +1

    Merci beaucoup pour le partage. C'est la première fois que j'entends ce chant et j'adore 😇😇😇😍😍😍

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 4 роки тому +1

    🙏Aoka hanakoako ny Antsa ho Azy 🙏

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 2 роки тому +1

    Misaotra mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

  • @zoukel
    @zoukel 9 років тому +12

    Mankasitraka e.ilaina tony hira tony ref aty atany lavitra...LEHIBE NY ASA VITANAO ANDRIAMANITRA AAA!!!! :)

  • @huguettetremoulet9025
    @huguettetremoulet9025 7 років тому +1

    Merci beaucoup nahatdarobako za nanao premier cominion sy bathem tamizany

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 2 роки тому +1

    🥰🥰🥰mankasitraka e

  • @sarahmamitiana4831
    @sarahmamitiana4831 7 років тому +3

    lehibe mahataotra ny asanao Andriamanitra 🙏🙏🙏💓💓

  • @nandrasanarufin8860
    @nandrasanarufin8860 8 років тому +1

    Tsara be! Isaorana anie Andriamanitra! Tohizo hatrany e!

  • @razafindrakotovonjiniainam1580

    zao 30/05/2023 vao Itako. Tao paroasinay Tsaramasay

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 років тому +1

    Ataovy Manakoako Derao ny Tompo
    Isaorana Andriamanitra Iray Tsitoha HALELOIA

  • @mahafalichristian8080
    @mahafalichristian8080 8 років тому +2

    Lazao izy mihira oe! ireo fahavalonao mihaiky ny herinao mihezinzina

  • @ravelonoromarieangel1508
    @ravelonoromarieangel1508 4 роки тому +1

    Misaotra fa tena tsara sady tiko be

  • @lucasjuliusraharintsoa5191
    @lucasjuliusraharintsoa5191 9 років тому +4

    Mankasitraka dia mankatelina

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 6 років тому +1

    Misotra anareo tiako mafy de mafy tokoa hira ty

  • @terezarazafin1096
    @terezarazafin1096 6 років тому +1

    Foarte frumoase.imi place.

  • @humanyt6725
    @humanyt6725 7 років тому +1

    voninahitra ho an'Andriamantra irery ihany

  • @irinnaandrianarijaona8013
    @irinnaandrianarijaona8013 9 місяців тому +1

    VICTOIRE RASOAMANARIVO

  • @rafalinandrasanafrancis489
    @rafalinandrasanafrancis489 6 років тому +1

    Tena mamelona ity hira ity! misaotra e

  • @mayagasy7711
    @mayagasy7711 6 років тому +1

    ahatsiarovako sampakazo @saint Paul tamatave

  • @princerasamizafy7478
    @princerasamizafy7478 8 років тому +2

    Tiako be mintsiny tia hira ity.faly za nahita anazy. Misaotra anareo e

  • @wwemalagasy7990
    @wwemalagasy7990 8 років тому +1

    tolory fanopoan ny fdr az ny tompo

    • @richardrazafindrabz4458
      @richardrazafindrabz4458 7 років тому +1

      wwe malagasy misaotra fa mahazo aimpanahy betsaka aty antany lavitra aty

  • @jbgarner5641
    @jbgarner5641 7 років тому +1

    ❤😇😇

  • @fanirydarea5610
    @fanirydarea5610 2 роки тому +1

    ♥️