Hatsiarovana ny reninay ity hira ity, efa 40 izao no nahalasanany fa mbola mandatsa-dranomaso maheno ity hira Zay nankafiziny teo @ fiainany, mandria ampiadanana Mama sy papa, ny zanaka ❤rehetra, zafy zafiafy mahatsiaro lalandava anao sy Papa ❤❤
efa lehibe ny Ankalazette maro no efa tena mandray anjara mivantana amin'ny famoronan-kira, fandraisam-peo sns... misy koa nefa no tsy dia hita noho ny fiainana e!
mankasitraka sy mankatelina anareo ANKALAZAO NY TOMPO ny tenako , tohizo fa tena tsara ! tena afa-po izahay kristianina @ hira fanompoana !! ary aiz ny ANKALAZETTE @zao e? hihihihi misaotra ô!!
ahoana io hira io Ralambomiarana Paulin ??pere Jean Batiste no nampianatra io antsika e! dommage notre petite soeur Ralambomiarana Faralalao n'est plus paix à son ame !!!!!

Ndriiiiiiiii, 52 taona lasa izany no nianaranay ity hira ity tao amin'ny sainte famille ,mbola hafa ny taloha e
Ô ry Tompo tia anay !
Aza entina misedra 'zay tsy zakanay izahay,
aza avelanao ho irery
fa raha feno ny fotoana hiverenanao indray,
mbola hino ve izahay ?
1- Fa impiry moa 'zahay no esoina noho ianao,
Raha miezaka mitia 'reny zandrinao ireny !
Zary menatra izahay
fa lazaina mpanonofy
sy mpandrendrika vahoaka
Hanantena ny tsy misy !
2- Fa impiry moa 'zahay no vonoina noho ianao,
raha mikiry mampanjaka 'zany fahamarinanao !
Ny anarany lotoina,
ny fiainanay fofoina ;
tsisy toerana ho anay
am'izao tontolo izao
3 - Firifiry moa ny olona tsy mino Anao akory
nefa indro fa mahomby eo ambany masonay
Izay iriny tsy mivaona
izay ataony igagana
azy izao tontolo izao,
ka voailika izahay !
4- Firifiry moa ny olona miandrandra famonjena,
ny finoanay anefa tsy mitombo fa mihena !
Olon-dresy hamavoina
olo-marina vonoina,
anirahanao anay,
nefa miahotra izahay !
5- Fa impiry moa ianao no nilaza taminay
fa lalam-pamonjena no natolotrao anay :
Famonjena itokiana
tamin'ny hazofijaliana
efa nentinao nandresy
an'izao tontolo izao.
Jamba aho teo aloha mahiratra aho ankehitriny
oh ry Tompo tianay aza avelanao isedra izay tsy zakanay izahay
O ry tompo Tia anay Aza avelanao irery izahay 🙏🙏🙏🙏
mankasitraka, tena tsara ny fiderana
BJR...TSY AMELA ANAO IRERY IZANY ANDRIAMANITRA RAHA TOA KA MINO AZY IANAO
😭😭😭😭Mamela. Ni helokai ri tompo
Misaotra betsaka nizara Tompoko. 🙏❤️
Aza entinao misedra izay tsy zakanay izahay fa nofo malemy sy osa..........!
Atsiarovana zavatra betsaka tamin zan fotoana zany ty hira ty
Aza entina misedra zay tsy zakanay izahay 🙏
efa lehibe ny Ankalazette maro no efa tena mandray anjara mivantana amin'ny famoronan-kira, fandraisam-peo sns... misy koa nefa no tsy dia hita noho ny fiainana e!
Des années 70
Mahafinaritra foann. Mitahiry fahatsiarovana
❤❤❤❤❤😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏🙏😭😭😭😭
o ry tompo tianay azavelanao irery izahay !
TENA MARINA IZANY ......MANKASITRAKA TANTERAKA
Ahatsiarovako ny tao Ambatonilita
mankasitraka sy mankatelina anareo ANKALAZAO NY TOMPO ny tenako , tohizo fa tena tsara ! tena afa-po izahay kristianina @ hira fanompoana !! ary aiz ny ANKALAZETTE @zao e? hihihihi misaotra ô!!
Atsiarovako l anadahiko mahay mihira b zay ty.
Amen 🙏🙏🙏
Amen 😍😍🙇🙇🙏🙏🙏🙇
Amen
Tena mampihetsipo
hatsiarovako ny tany miarinarivo e !!!!!
atroasie (atroasie
tena tsara , mampientana fanahy, fanontaniana kely : bainin-dezy ve io @sary ambony avy io ?
Eka!!!
tiako lotra
tena mahafinaritra , mankasitraka
ahoana io hira io Ralambomiarana Paulin ??pere Jean Batiste no nampianatra io antsika e! dommage notre petite soeur Ralambomiarana Faralalao n'est plus paix à son ame !!!!!
Père Jean -Baptiste Ratsimba ve ?
oui
I Père Jean Baptiste Ratsimba no nanamasina ny mariage-nay tao @ fiangonana Saint Jean-Baptiste Antanimena tam fetin'i Saint Jean-baptiste!
boribory ny tany o !!!!mankalaza e !!!
Marina tokoa izany! Misaotra betsaka an!
Tiako mapadea menimeny
Tiako lotra ara atsarovako zavatra maro Ra miezaka mity reny zandrinao ireny ô tompo ô!