Arahaba Maria, feno fahasoavana; Momba anao ny Tompo. Hotahina ianao eo amin'ny vehivavy rehetra Ary Jesosy, ny ateraky ny kibonao, dia voatahy. Maria Masina, Renin'andriamanitra, Mivavaha ho anay mpanota mahantra, Ankehitriny sy amin'ny fotoana fahafatesantsika. Amena 🙏🏼💗🕊🕯🌺🇲🇬👍🏼
Tsy nampoiziko ito commentaire ito. Ndriii... Ho tantanany ny diantsika n'aiza n'aiza alehantsika. Tsy hamela ny zanany irery izy fa satria reny mamy be fitia ❤️❤️❤️ Tiako ianareo rahavavy. Ary tsy ny fahalaviran-toerana no hanova ny fitiavako anareo
Masina Maria no lalana nahatongavan i Jesoa Kristy teto antany.Noho izany izy no mpanalalana ny diantsika ho any @ i Jesoa zanany.Aza avela ho irery anay Reny malala fandrao resy
Mankasitraka fa izy io ve tsy MBA mety alefa any am wtssp MBA ho enoinay aty tany lavitra aty Tompoko ,MBA omena nume dia MBA andefaso re MBA mangataka eh
Seigneur, je remets ma vie et partager ma confiance et la loyauté me tente me dit que vous préconisez, ô Père Tout - Puissant ne peut pas vous laisser, n'inon'inoa comme moi, l' amour livrera que vous me disiez si je veux partir dans votre main exactement comme il a ma confiance et la loyauté envers moi vous tente avec moi
Arahaba Maria, feno fahasoavana; Momba anao ny Tompo. Hotahina ianao eo amin'ny vehivavy rehetra Ary Jesosy, ny ateraky ny kibonao, dia voatahy. Maria Masina, Renin'andriamanitra, Mivavaha ho anay mpanota mahantra, Ankehitriny sy amin'ny fotoana fahafatesantsika.
Amena
🙏🏼💗🕊🕯🌺🇲🇬👍🏼
T de fâcheux
@@angelorandrianantenaina879
Pas du tout, je prie à la vierge Marie, Ave Maria en 🇲🇬.
Mercis beaucoup.
Bonne continuation.
mariô MBA tatano n'y dianay mariô sotra betsak mariô reniko amen🙏🙏🙏
Atolotro ho an'ireo rahavaviko ito hira ito raha mijery zareo Poussy sy Tiffany ,tiko ianareo.Masina Maria mpitantana antsika sy miaro antsika hatrany
Eny rahavavy...
Reny mamy be fitia ,😍🙏😇
Tsy nampoiziko ito commentaire ito. Ndriii... Ho tantanany ny diantsika n'aiza n'aiza alehantsika. Tsy hamela ny zanany irery izy fa satria reny mamy be fitia ❤️❤️❤️
Tiako ianareo rahavavy.
Ary tsy ny fahalaviran-toerana no hanova ny fitiavako anareo
Masina Maria no lalana nahatongavan i Jesoa Kristy teto antany.Noho izany izy no mpanalalana ny diantsika ho any @ i Jesoa zanany.Aza avela ho irery anay Reny malala fandrao resy
merci
Masina Maria ô omeo fahasitranana ny marary rehetra tahaka ahy...amen
Maria reninay ô misaotra anao nitantana nandritra ny taona 2021. Mbola apetrakay eo ambany fiarovanao koa ity taona vaovao ity. Mino izany aho satria eo anilanao mandrakariva i Jesoa tompon'ny fahefana rehtra. Misaotra ry Maria. Amen
Misaotra Tompo nomenao hery s'y fahasalamana izahay telo mianaka miatrika izao fiainana izao. Ho tonga soa Aman tsara am lalana tsara. Amen
Marie ô mbatantano ny dia nay arovy zah zanaka ♥️♥️
Masina maria renin'Andriamanitra mivavaha ho anay panota ankehitriny @andro aha-fatesanay Amen🙏🙏🙏🙏
Maria o !Reny mamy be fity😍😘❤
Masina Maria fahasitranan ny marary.Sitrano ny marary rehetra!
tena oe mandona fo trop....Masina Marie...
Maria Ô
Reny Mamy be fitia mba Tatano ny Diako👏👏
Masina Maria oh ! Mb tantano ny dia nay fa mbl lavitry nidianay
RENY MAMY BE FITIA TOKOA I MASINA MARIA!
Tena tsara rangah zany hira zany en! Tena lasa alavitra be raha votom-pinoana eo ampihainoana azy ! Mankasitraka e
Marie ô tantano ny dianay arovy re fa zanakao zahay Amen
Maria oh! mba tantano ny dia indrindra aty atany lavitra aty
MARIE O ! MBA TANTANO NY DIANAY, MBOLA LAVITRA NY DIA.OMEO HERY, HAROVY FA ZANAKAO. AME'N
Maria ô mba tantano ny Dianay
Tena mamy be ny miatso ny fanampian'Neny Malalantsika iombonana soa Jesoa nanome Azy
AMEN AMEN AMEN
Bonjour, est-ce vous fréquentiez l'église de Manjakaray étant jeune? Merci de votre réponse.
Maria o, mba tantano ny dianay 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Misaotra Marie aminy soa nataonao
Maria ô mba tantano ny dianay🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Maria ô ampio fa mbola lavitra ny diako 🙇🙇
Tantano aho Maria fa mbola lavitra ny diako
Masina Marie o ! Mba tantano ny dianay
Ry Maria ô mba tantano ny dianay 💖🙇♀️
Maria ô tantano ny dianay merci beaucoup ❤️💖🥰
Masina Maria reninay o, tantano hatrany ny dianay zanakao
Ry maria o, mba tantano ny dianay
Arovy re fa zanakaao zahay
Ampio re mbola lavitra ny dia
merci beaucoup mario ô
misaotra eeeeee
misaotra antsika aby!
Ry Mario o ,tantano ny Dianay
Maria reny be fitia ..arovy re fa zanakao zahay
misaotra neny
Maria o mba tantano ny dianay fa mbola lavitra izany dianay !
p
Reny ts mahafoy ny zanaka, ity zanakao ka mba tantano mandrak' ariva!
Masina Maria oh! sitrano aho
Tena tantano tokoa anay Maria fa tsy mahefa mande irery
chanson préférée avec mes enfants
Ampio re Mbol lavitra ny dia
Mankasitraka o!
Mbola lavitra tokoa ny dia , ianao no mitantana sy miaro ry reny be fitia
MARIA O TANTANO NY DIANAY?AROVINAO ZAHAY
Misaotra sy mankasitra foana ô!
Ny hira tena mampihetsi-po!
Ry Maria o Mba tantano ny dianay Ary omeo hery koa izahay fa zanakao.
Mankasitraka!
🙏🙏🙏🙏♥️♥️❤️♥️♥️
💝💝💞💞💖💘🙏🙏🙏
🙏🙏🙏❤️❤️❤️🙇❤️❤️🙏🙏
Mankasitra ee!
❤❤❤❤❤❤
Amen
misaotra e!
Masina Maria renin ny maro
Merc bcp
Anjara Leonie tsarovy fa tianao ny tompo
Maria o reny mamy be fitia , omeo hery izahay , tantano ny dianay fa mbol.lavitra NY dia
Mankasitraka fa izy io ve tsy MBA mety alefa any am wtssp MBA ho enoinay aty tany lavitra aty Tompoko ,MBA omena nume dia MBA andefaso re MBA mangataka eh
Misaotra ny chorale fa te à mampihetsim-pont art ma nova zavatra @ ny fiainana izany ira izany.
"Ry Mari ô mba tantano ny diako"................
❤️❤️
makasitraka
Andriamanitra ihany no ivavahana ary Izy ihany no mitahy
hovay ny fonareo ary katsao marina ny fanjakany sy ny fahamarinany
Tahin-Jesosy
Tsy terena ianao mahitsy amlah hihaino ny hira katolika oo !!! Na iditra katolika e !!
Seigneur, je remets
ma vie et partager
ma confiance et la loyauté me
tente me dit que vous
préconisez, ô Père Tout - Puissant
ne peut pas vous laisser, n'inon'inoa
comme moi, l' amour livrera que
vous me disiez
si je veux partir dans votre main
exactement comme il a
ma confiance et la loyauté envers moi
vous tente avec moi