- 26
- 1 232 811
Ranaivo Léonide
Приєднався 9 лют 2015
ANKALAZAO NY TOMPO - Efa akaiky ny Mesia
Hira hoan'ny "Avent" na Fiavian'ny Tompo, faminanian'i Izaia mpaminany, negro sîritual t@ taona 80, narahana zava-maneno vaovao
Переглядів: 12 090
Відео
ANKALAZAO NY TOMPO - Aza matahotra e, ry Maria (Sal 45)
Переглядів 8 тис.6 років тому
ANKALAZAO NY TOMPO - Aza matahotra e, ry Maria (Sal 45)
ANKALAZAO NY TOMPO - Tompo ô, lehibe marina
Переглядів 15 тис.8 років тому
ANKALAZAO NY TOMPO - Tompo ô, lehibe marina
ANKALAZAO NY TOMPO - Ie misaotra ny Ray aho
Переглядів 8 тис.8 років тому
1975 - en souvenir de feu Rabotovao (Levita)
ANKALAZAO NY TOMPO - Mbola be ny tiako ambara
Переглядів 17 тис.8 років тому
Enregistrée en 1990 instrumentale - Grand merci au RP Désiré Solo Andriantsifa (Baigny)
ANKALAZAO NY TOMPO - Izao e no hiseho
Переглядів 25 тис.8 років тому
enregistrée en 1975 instrumentale, en souvenir de feu Frère Betoine (compositeur aussi du chant "ireo tsy mahalala anao")
ANKALAZAO NY TOMPO - Handeha an-kafaliana
Переглядів 45 тис.8 років тому
Version originale orchestration
ANKALAZAO NY TOMPO - O ry Tompo tia anay
Переглядів 7 тис.8 років тому
Version originale orchestration
Maran Atha! ANKALAZAO NY TOMPO
Переглядів 3,6 тис.8 років тому
MARAN ATHA ! Tongava Ianao Hira isan’ny nanamarika ny faha-20 taonan’ny Ankalazao ny Tompo tamin’ny taona 1991, fa vao natao fandraisam-peo taty aorian’ny taona 2000, raha ny hoe « maran Atha » dia teny arameanina izy io (fiteny nampiasain-dry Jesoa) ary nataon’ireo kristianina tamin’ny taon-jato voalohany ho teny fifampiarahabana! 1-Tonga indray Ianao ry Jesoa Fa manina Anao ny aty aminay Tong...
Aoka hanatona ny Tompo (Valinkira - Ankalazao ny Tompo
Переглядів 11 тис.8 років тому
Hira novokarin'ny Ankalazao ny Tompo taoarian'ny taona 80, niaraka tamin' Itpkl Frera Ignace Arisolo Gaetan (confec)
Maran Atha! Tongava Ianao (Ankalazao ny Tompo)
Переглядів 9268 років тому
MARAN ATHA ! Tongava Ianao Hira isan’ny nanamarika ny faha-20 taonan’ny Ankalazao ny Tompo tamin’ny taona 1991, fa vao natao fandraisam-peo taty aorian’ny taona 2000, raha ny hoe « maran Atha » dia teny arameanina izy io (fiteny nampiasain-dry Jesoa) ary nataon’ireo kristianina tamin’ny taon-jato voalohany ho teny fifampiarahabana! 1-Tonga indray Ianao ry Jesoa Fa manina Anao ny aty aminay Tong...
Izaho no fananganan-kovelona (Ankalazao ny Tompo)
Переглядів 159 тис.9 років тому
Composée en 1973, ré-enregsistrée par l'Equipe A.T récemment!
Raha tsy miaritra ny fahoriana isika Sal 114
Переглядів 63 тис.9 років тому
Raha tsy miaritra ny fahoriana isika Sal 114
O ry Jeso Kristy Tompo ô arahiko Ianao
Переглядів 57 тис.9 років тому
O ry Jeso Kristy Tompo ô arahiko Ianao
Misaotra tena tiako be ny tonon’ny hira miteny .
Hira fidirana tamin'ny première communion anay ny taona 2011🙏🙏❤❤❤
❤❤❤❤❤
Ankalazao ny Tompo Hérin andro voalohany
Tiako ery.🥹🥹❤️❤️
Merci o
9iaaa9009yy8656 1:33 😅la éperons o98i800opppppl😅😅🎉u6😮i656😮
Jamba aho teo aloha mahiratra aho ankehitriny
🥰
😂sao mba afaka manome ilay tononkira hoe Izao fitahiana rehetra,izao,.....mba mangataka tompoko raha sitrakao.misaotra mialoha
VICTOIRE RASOAMANARIVO
❤ joyeuses Pâques à tous 🏡💒 ET à toutes m familles 💋 Duris
❤❤❤ mandria am-piadanana ianareo papa sy mama 😭😭😭
EXULTET Malagasy
Ma gmoma zh Madagascar ❤❤😢hira ity❤🙏
Hatsiarovana an,i Mgr Jean Paul Randriamanana
2024 tena mila ho latsaka ny ranomaso mihaino azy. Zao vao tena tsapa ny maha alina masina indrindra azy. Tam fahazazana faly fotsiny handeha hamonjy sasakalina fa mba hilalao eny ampiangonana miaraka am namana 😅
Mia mamma ❤👏👏👏
❤
❤❤❤❤
Mankasitraka
Mahafinaritra be ré olona o, tsara, dia samy ho tahian'ANDRIAMANITRA daholo e
Hatsiarovana ny reninay ity hira ity, efa 40 izao no nahalasanany fa mbola mandatsa-dranomaso maheno ity hira Zay nankafiziny teo @ fiainany, mandria ampiadanana Mama sy papa, ny zanaka ❤rehetra, zafy zafiafy mahatsiaro lalandava anao sy Papa ❤❤
zao 30/05/2023 vao Itako. Tao paroasinay Tsaramasay
Mankasitraka 👍
Veloma Marina i Kristy . Aty andilambato , manina n'y Lamesa n'y Paka any GASIKARA e.
Mankasitraka
Misaotra mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️
Misaotra betsaka, fa tena tsara sady mahasoa ny hira, ary fa tsy anareo irery fa an'ny Fiangonana manontolo ny hira. Isaorana Andriamanitra
♥️
1- Fantatrao, Ray ô, izay nafeniko hatrizao dia ny otako rehetra tao anaty foko tao : nosaronako, naleviko tsy hisy mpahalala ! Fantatrao, Ray ô, izay nafeniko hatrizao Koa inty aho tonga fa niantso ahy ianao : Izany fahotako izany no ateriko Aminao (in-2) 2- Fantatrao, Ray ô, izay nataoko taminao Endrikao tsy nojereko, Teninao tsy nohenoiko sy ny fiainako laniako tsy araky ny sitrakao ! Fantatrao, Ray ô, izay nataoko taminao Koa inty aho tonga fa niantso ahy ianao : Izany hadisoako izany no ifonako Aminao (in-2) 3- Fantatrao, Ray ô, izay kasaiko mbola hatao faniriana sesehena tsy mifantoka Aminao : ka mitrotro volohala sy mivimbina hakiviana ! Fantatrao, Ray ô, izay kasaiko mbola hatao ! Koa inty aho tonga fa niantso ahy ianao : Izany tebiteby izany no atosako Aminao (in-2)
Ô ry Tompo tia anay ! Aza entina misedra 'zay tsy zakanay izahay, aza avelanao ho irery fa raha feno ny fotoana hiverenanao indray, mbola hino ve izahay ? 1- Fa impiry moa 'zahay no esoina noho ianao, Raha miezaka mitia 'reny zandrinao ireny ! Zary menatra izahay fa lazaina mpanonofy sy mpandrendrika vahoaka Hanantena ny tsy misy ! 2- Fa impiry moa 'zahay no vonoina noho ianao, raha mikiry mampanjaka 'zany fahamarinanao ! Ny anarany lotoina, ny fiainanay fofoina ; tsisy toerana ho anay am'izao tontolo izao 3 - Firifiry moa ny olona tsy mino Anao akory nefa indro fa mahomby eo ambany masonay Izay iriny tsy mivaona izay ataony igagana azy izao tontolo izao, ka voailika izahay ! 4- Firifiry moa ny olona miandrandra famonjena, ny finoanay anefa tsy mitombo fa mihena ! Olon-dresy hamavoina olo-marina vonoina, anirahanao anay, nefa miahotra izahay ! 5- Fa impiry moa ianao no nilaza taminay fa lalam-pamonjena no natolotrao anay : Famonjena itokiana tamin'ny hazofijaliana efa nentinao nandresy an'izao tontolo izao.
Ataovy manakoako ny hoby Derao Andriamanitra, ry tany tontolo Ihirao voninahitry ny anarany Tolory fanompoana, fiderana azy ny Tompo (indroa) Lazao izy mihira hoe : Lehibe, mahatahotra ny asa vitanao, Andriamanitra! Lazao izy mihira hoe : Reo fahavalonao miaiky Ny herinao miezinezina! Lazao izy hihira hoe: Ny tany tontolo miankohoka anoloanao! Lazao izy mihira hoe: Mihira ho anao izao tontolo izao! Mihira miantsa ny anaranao (indroa) 1- Avia ianareo mba higaga ny asan’ny Tompo, Mampihoron-koditra ny olombelona ny vitany! Izy nanova ny ranomasina ho tany maina, Afa-niampita ny onibe ‘reto tongotray! Teo izahay no nanao lanonana ho azy. (indroa) 2 - Mahery izy moa, tsisy fetra ny fahamboniany, Hanara-maso ny firenena rehetra. Ka aoka tsy hidingin-drambo ireo mpikomy, Ankalazao ny Tompo, ô ry vahoaka! Aoka hanakoako ny antsa ho Azy (indroa) 3 - 'Lay Andriamanitra mpamelona aina anay, Tsy mba mamela ny tongotray ho solafaka, Fa nosedrainao izahay toy ny volafotsy, ry Tompo ô Tianao ho nandalo fitsapana ny dianay Torotoro ary valalanina izahay e. (indroa) 4 - Navelanao ny ratsy hamoritra any e, Ho toy ny biby folahina hoenti-manompo Ampandalovina anaty afo ny lalanay e, Ao ny rano mangeniheny no nidiranay! Fa navoakanao izahay norosoanao sakafo (indroa) 5 - Mahatalanjona, ry Andriamanitra, ny lahatrao Ny famonjena ny olona no sitrakao Ny zanakao no nisolo voina mba ho zanak’ondry Ary ny Rany sy ny Fanahy no mpamelona aina! Ankalazaina ny asanao, ô ry Ray (indroa)
🥰🥰🥰mankasitraka e
Amen 🙏🙏🙏
Mahatsiaro ny Havana rehetra efa nodimandry ,ireo mpiray tampó...Lasa tanora loatra😭😭
Ndriiiiiiiii, 52 taona lasa izany no nianaranay ity hira ity tao amin'ny sainte famille ,mbola hafa ny taloha e
En toi Seigneur je mets ma confiance, gardez auprès de vous maman et mamie qui nous ont quittés. C’est une de tes chansons préférées maman. Que la Sainte Vierge te garde auprès d’elle.
Humm, pâques 2022⛪🍇👏
🤲🤲🤲🤲❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏😭
❤❤❤❤❤😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏🙏😭😭😭😭
Tena mampifoha fanahy raha ny hiran ny ankalazao ny Tompo🙏
Ok merci
Ndry ahatsiarovako ny Komonio voalohaniko! tena mampivavaka tokoa anie zany!
Jesosy soa o MBA raiso iny zandriko iny fa lasa any aminao 🙏🏻❤️🙏🏻😭💔Miora a Mbola manatena ahitanao ndray eny @rahon ilanitra
☺️ 🙏
Atsiarovako l anadahiko mahay mihira b zay ty.
❤⚘
❤❤❤
Tompo ô, aza hilaozana amin'ny andron'ny fahoriako aho fa mitoky Aminao. 🙏