Bodo tena mahay sy mahafinaritra, saingy tafahoara loatra ilay fonononana "R" @ teny frantsay. Zavatra teba azo amboarina mihitsy io na dia badalela aza, satria tsy ny "r" no tsy hain'ny badalela manonona da io "r" io rehefa misy renin-tsoratra toy ny DRA,TRA, DRI TRI DRO TRO sns.... Fa tsy ratsy na izanahy aza fa isan'ny mpanakanto tsara indrindra eto Madagasikara i Bodo
Tsy marina edy izy teraka 1969 zany edy ê😲😲😲1966 izy zay raha tsy diso za
Mpanao fitafy maontina sy mihaja foana, Tena modèle
Tiako toy ny Reniko i Bodo
Diva tsotra izao
WE LOVE YOU
Tsy miova mihitsy Bodo sady mpanakato tena akafizoko e
Mafinaritra be bodo 😍
Tsy afaka aminao miints ilay tsikinao mamiko Bodo
I love Bodo
bodo anisan ny artista goavana sady matotra tsy adino mihintsy fa mafy orina
Tiako loatra
Mbola zokiko ny taona nihirany bodo marina mafy hahahaha..
Solonify be
Diva 💐💐💐💐💐
Mankasitraka anareo e!
Ary raovina ny STEP HOLY ?
Bodo tena mahay sy mahafinaritra, saingy tafahoara loatra ilay fonononana "R" @ teny frantsay. Zavatra teba azo amboarina mihitsy io na dia badalela aza, satria tsy ny "r" no tsy hain'ny badalela manonona da io "r" io rehefa misy renin-tsoratra toy ny DRA,TRA, DRI TRI DRO TRO sns.... Fa tsy ratsy na izanahy aza fa isan'ny mpanakanto tsara indrindra eto Madagasikara i Bodo
zany aki tatie bodo ah,aza de atao tafahotra loatra le r,
Lazalazao Tsimiamboholahy oui j’ai remarqué fa kay zesta ty Rrrrrrr ty fa noheveriko ho tena mi roulerRrrr izy kay amboarina ,,, je suis déçue