Nono koa anie manao art hafa ( il n'etait pas loin du grade de 1er DAN en Karaté Shotokan ) .Artiste feno izy ary ny tenako no anisan'ireo olona nambarany fa andalina mozika Izy ary handeha France !
Mba aiza izany "Nono" @ zao?toa tsy mba hita mandray anjara @ireny seho gasy any ivelany ireny? sa hoe tsy antsoina? Kara*o fa mba té ahita anao ny mpankafy eeeeh

Misaotra anao mizara !
Mafinaritra ahy rangah i Nono a !!! Mankasitraka indrindra Nono a !!!
Misaotra anao manoratra !
Ny henjana
Marina tokoa !
Merci zoky
Ampifaliana Zandry
Zanakao v yzit gasy azf
Tsia !
Sambatra nareo tsy mahay miteny malagasy
hihihihi
zany ve !
Mba aiza izany "Nono" @ zao?toa tsy mba hita mandray anjara @ireny seho gasy any ivelany ireny? sa hoe tsy antsoina? Kara*o fa mba té ahita anao ny mpankafy eeeeh
Misaotra manoratra e
Enga anie ho hitan'i Nono ny hafatra