BACKSTAGE BODO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Поділитися
Вставка

КОМЕНТАРІ • 12

  • @vohimarina9546
    @vohimarina9546 6 років тому +1

    Tiako i Bodo. Tadidiko iny concert voalohany t@ taona 1986 tao @ Grand Amphi an'ny Ecole de Médecine teny Ankatso iny! Latsa-bava hoe: tsara feo ity zazavavy ity ary mahay mihira!

  • @andrealearns6407
    @andrealearns6407 7 років тому

    Wow, Mitovy be aminy feo an'olona panao tantara aminy radio taloha ny feon'ilay presentateur.... tiko be.

  • @TafitaHeryFitiavanaANDRIAMANDI
    @TafitaHeryFitiavanaANDRIAMANDI 11 місяців тому

    "Anilanao tsy mba mangina, izay atao dia mahaliana ahy..."'

  • @anjaian8629
    @anjaian8629 6 років тому +4

    Mampatsiahy ny fahazazana.Misaotra Bodo a. Mankafy foana na aty antany lavitra aty aza. Mirary soa bdb.

  • @hatrinah534
    @hatrinah534 7 років тому

    Mbola ao fona ngoty2 nao tena mamiko 😚😚

  • @sisifara8899
    @sisifara8899 4 роки тому

    mankasitraka an' i Bodo tena kanto loatra mahatsiaro ny fahiny misaotra o

  • @nicolasdiot6392
    @nicolasdiot6392 7 років тому

    za mirevy Bodo foana eeeeeeeeeeeeee

  • @hanitraandriamparany9084
    @hanitraandriamparany9084 4 роки тому

    kanto d kanto

  • @swann6
    @swann6 7 років тому

    niala le bass zany eo amin 28mn

  • @laylasatry
    @laylasatry 6 років тому +2

    Ary dia tena "diva" tokoa, talenta, fahendrena, style, sns ao daholo)))

  • @moxaina1016
    @moxaina1016 7 років тому +2

    mangataka tarika johary apekarina eto @ back stage