BACKSTAGE FARAKELY 26 JANVIER 2019 SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 31 січ 2019

КОМЕНТАРІ • 8

  • @RAHARIVOLOLONA1
    @RAHARIVOLOLONA1 5 років тому

    Tena tsara be! tena tiko! merci !

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 5 років тому

    Anisan’ny artistes reveko ilay Espagnol Alejandro sanz satria ilay performance ny guitarist. Ity tsy ambaka mihintsy. Tena tsara.Manaova Duo ianao sy Theo Rakotovao, fa milay izy manao teny tanindrana dia enao teny official

  • @jedandria5250
    @jedandria5250 5 років тому

    Kanto e!
    Pao-tsatroka manokana ho an'ny mpitendry

  • @tedyandrianjafitrimo1994
    @tedyandrianjafitrimo1994 5 років тому

    Tsara fa Ilay présence sur scène mba tokony mi s exprimé bébé kokoa fa mamplahelo foana ianao.

  • @randriamananjaramamyfitiav1443
    @randriamananjaramamyfitiav1443 5 років тому

    mankasitraka anareo e, tsara be ilay hira, mankasitraka ilay mpitendry ihany koa eee...

  • @jzohina
    @jzohina 5 років тому

    Milay hoah ee !

  • @rakotoaina5760
    @rakotoaina5760 5 років тому

    Fa ilay mpitendry guitare iray tsy hita mihitsy a

  • @fitiavanabagasy2595
    @fitiavanabagasy2595 5 років тому

    mankasitraka bdb eh