BACKSTAGE JEANNOT SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 15 гру 2017

КОМЕНТАРІ • 21

  • @patriciarandriamaromanana2196
    @patriciarandriamaromanana2196 3 роки тому

    Misy radio iray izay fihainoko mamerina mandefa hiran'i Jeannot.
    Nanotany tena aho oe lasa aiza marina ary ity mpihira ity, kanefa sady manan-talenta no tsara be daholo ny hirany.
    Tena kanto mankasitraka Jeannot 👍

  • @elisaravololoniaina8834
    @elisaravololoniaina8834 3 роки тому

    Grazie mille Jeannot

  • @draculabourget7920
    @draculabourget7920 5 років тому

    Rija kely ty vraiment maître, respe jeannot

  • @elisaravololoniaina8834
    @elisaravololoniaina8834 3 роки тому

    Mangataka ny dikankira Jeannot fa tsy afaka manaraka ny hira

  • @elisaravololoniaina8834
    @elisaravololoniaina8834 3 роки тому

    Grazie mille

  • @sylviaratsimandresy8960
    @sylviaratsimandresy8960 Рік тому

    Anio vao fantatro ny fisian'ilay mpihira/Tarika nefa tena tiko daholo ny hirany.Manao coucou an'i Rija kely izay ankafiziko na iza hampiarahiny feo na iza.

  • @raklio1
    @raklio1 3 роки тому

    Vendrana toy ny mpiteny vavy @ TV rehetra: Mamboatra fiteny, "Madagasikaza, fahazoa..."

  • @elisaravololoniaina8834
    @elisaravololoniaina8834 3 роки тому

    Mangataka ny dikankira ny jeannot laurent

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 6 років тому

    Misaotra niarahaba anay andafin_ riaka navalona ,zao aho vao nahita NY endrika fa feo foana no heno h@ zay ,bososy Be enao ,Jeannot elaela tsita tany ambatomanoina zao no nahitako azy farany taona 2005,na 2006 teo ,Tsara NY fandaharana

  • @topgun4722
    @topgun4722 6 років тому

    misaotra,misaotra,misaotra

  • @hajaaug-song823
    @hajaaug-song823 6 років тому

    Mankasitraka Jeannot a ☺

  • @faraantsa3652
    @faraantsa3652 6 років тому

    ndriiiii tiako loatra fa dia mankasitraka e

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 6 років тому

    Mankasitraka anareo fa mirary soa e!

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 6 років тому

    sakut Jeannot

  • @lalamamifenoandriamifidy141
    @lalamamifenoandriamifidy141 6 років тому

    Milay nama RA JEANNOT a

  • @andrianomesolofo6389
    @andrianomesolofo6389 6 років тому

    Hay ve tonton Pà izany kay zôdahako e!

    • @alfonsolucas6908
      @alfonsolucas6908 2 роки тому

      I know I am kind of randomly asking but does anyone know a good place to stream newly released movies online ?

    • @kyriecastiel7489
      @kyriecastiel7489 2 роки тому

      @Alfonso Lucas Flixportal :)

    • @alfonsolucas6908
      @alfonsolucas6908 2 роки тому

      @Kyrie Castiel Thanks, signed up and it seems like they got a lot of movies there :D I appreciate it!

    • @kyriecastiel7489
      @kyriecastiel7489 2 роки тому

      @Alfonso Lucas Glad I could help xD

  • @vahinynirina4531
    @vahinynirina4531 6 місяців тому

    arrogant be ilay mpanentana 🙄🙄