КОМЕНТАРІ •

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 6 років тому +1

    Mankasitraka anao indrindra Fanja Andriamanantena !Tena miavaka tokoa ny feonao tsy miova mihitsy .Anisan'ny hiranao nanamarika be ny tany @ faha 18 ny taonako ireto hiranao ireto "Ry ady aok'izay ...efa be ny fahoriana ,be ny fijaliana "hoy lay tonony.Misy anankiray ko ty "nianatra aho""
    'Nianatra aho ny anadino anao
    Na sarotra aza tsy maintsy atao
    Fa ny tontolo mamerimberina
    Ny lasantsika tsy hiverina ....."
    Mba tiako indrindra ireo hiranao ireo!Mamerina ny fankasitrahana anao ny tenako .

  • @hericolelalasoa7659
    @hericolelalasoa7659 5 років тому +1

    miarahaba tompoko, raha tsy diso aho dia hira niarahan'i Tompokolahy Ramboatiana etienne sy Tompokolahy RadoAndriamanantena namorona ,ka ny tonony dia an'i Rado ny feony kosa an'i Bouboul, io hira hoe " TANANA" io.Misaotra nampahatsiahy fa mamelombelona tokoa ny ato anaty ny fihainona azy,mankasitraka indrindra tompoko.

  • @manitraravelonarivo6711
    @manitraravelonarivo6711 Рік тому +1

    Fanja, Rija, naly, Datita, Roger, tsy haiko ilay 1! merci beaucoup

  • @mrevsi3776
    @mrevsi3776 2 роки тому +1

    tena Voafantina tanteraka ireo musiciens , enjana nareo éh

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 6 років тому +1

    TSY ZOVIANA INTSONY FANJA ANDRIAMANANTENA -NITAIZA NY FAHAZAZANAY MANKASITRAKA ARY LAVA ANDRO IAINANA HIFANANTITRA AMIN6JANAKA AMAN-JAFY - VAKOKA SY HAZOMANGAN'NY FEO

  • @jacquesramanankandrasana8570
    @jacquesramanankandrasana8570 6 років тому +1

    MANOHINA NY FO TANTERAKA ILAY HOE HANDEHA HO AIZA I MAMA ARY AVY AIZA I MAMA -MANKASITRAKA AN'I RIJA MIPOA-TSATROKA

  • @fidymichelrandrianarimanan719
    @fidymichelrandrianarimanan719 6 років тому +1

    rahovina vao mb hisy CD fa mb te hanjifa an'izy reo miaraka msaotr mialoha e! d mankahery sy mamporisika hatrany azy reo koa

  • @lesmerveillesdemitia7863
    @lesmerveillesdemitia7863 4 роки тому +1

    Mankasitraka hatrany eh!

  • @user-cx9yd2xv5p
    @user-cx9yd2xv5p 9 місяців тому +1

    ❤❤❤❤

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Рік тому +1

    Bonnes chansons mais la sonorisation n' est pas top. Dommage.

  • @marcrandri186
    @marcrandri186 2 роки тому

    Le son est à chier ,, idem pour le contre bassiste

  • @marcrandri186
    @marcrandri186 2 роки тому

    Le son est nul , idem pour le bassiste