Tsy dia itako izay mahasarobidy an'zao ataonao izao ry Koto ary tsy misy dikany mivantana na tsy mivantana moa tsy manova na mahasakana ny asa ataon'i Paolo izany na ny toerany eto amin'ny firenena, ianao ihany no misy indro kely.
PAOLO ENJANA R'IKOTO A DISO KAJY ENAO Tsy voatery hamaly an'i Gascar aminzay tiany ko i Paolo fa afaka aodikodiny eo, fa misy ko stratégie tiany avoaka fa tsy ny qdt n'i Gascar Fa enjana i Paolo Emilio sy Patrick Raharimanana ireny. Efa avo lenta be ireo, ary manampahaizana Diso enao r'ikoto tamininy a ary Tsy voatery ho doué amin'ze Facebook ko ane ny olona e
BANDY TSY MILAMINA IO RY KOTO A. tsy te hiteny ratsy olona fa mba anontanio tamin'ny izy nanao concours IGE inspecteur général de l'Etat, fa ny olona tao de kop hoe inona no nataony, Zay le manampahaizana gasy e ary tsy mahagaga ireny raha miaraka amin'izao fitondrana mpandainga sy mpanao hadalana zao
Hahah,étude no maro bé?tsy maintsy mandroso gasikara miarak amdry bengy e.mandroso manenjk n'y farany.kely sisa de ho azo lay amboara e.amin taona ho avy manarak eo Dia ho Tonga Amin farany zareo
Olona 😂 mitsibadibadika, mikorontan-tsaina reo.
belle analyse bravo
Vu👋👏👏👍
Tsy dia itako izay mahasarobidy an'zao ataonao izao ry Koto ary tsy misy dikany mivantana na tsy mivantana moa tsy manova na mahasakana ny asa ataon'i Paolo izany na ny toerany eto amin'ny firenena, ianao ihany no misy indro kely.
Tena latsaka b za maeno an'ilay diplôme dé mba te anontany tena oe mahery ny bacc plus 21 zany izy 😂😂😂
Ialahy ry Koto manambany ny malagasy hoe bado, vendrana, dondrona. Ka io Paolo io izao atidoha be. Dia ahoana indray.
Ka gasy tena dondrona b indrindra eto tany
Nareo zao no bado eto😂
Mitovy ihany isika e. Sa nareo io tena favy be ? Mahay noho Paolo ??? 😂😂@@toxrazman1175
PAOLO ENJANA R'IKOTO A DISO KAJY ENAO
Tsy voatery hamaly an'i Gascar aminzay tiany ko i Paolo fa afaka aodikodiny eo, fa misy ko stratégie tiany avoaka fa tsy ny qdt n'i Gascar
Fa enjana i Paolo Emilio sy Patrick Raharimanana ireny.
Efa avo lenta be ireo, ary manampahaizana
Diso enao r'ikoto tamininy a ary
Tsy voatery ho doué amin'ze Facebook ko ane ny olona e
Tsy rehefa hoe nanao étude bobaka anie de manampahaizana e!!
Paolo Emilio no ahafantaranay azy aty r'ilay gegy ty a
BANDY TSY MILAMINA IO RY KOTO A. tsy te hiteny ratsy olona fa mba anontanio tamin'ny izy nanao concours IGE inspecteur général de l'Etat, fa ny olona tao de kop hoe inona no nataony, Zay le manampahaizana gasy e ary tsy mahagaga ireny raha miaraka amin'izao fitondrana mpandainga sy mpanao hadalana zao
MANIMBA OLONA NY POLITIKA ETO MADA RY KOTO a!
Hiiii diploma sandoka ry koto ah
😂😂😂😂
Hahahahahah😂
Hahah,étude no maro bé?tsy maintsy mandroso gasikara miarak amdry bengy e.mandroso manenjk n'y farany.kely sisa de ho azo lay amboara e.amin taona ho avy manarak eo Dia ho Tonga Amin farany zareo