Rehefa mba andraikitrin'ny Filoham-pirenena sy ny Praiministre ny misafidy zay ho Ministre handrafitra ny Governemanta vaovao atsangan'izy ireo eo dia avelao hanana safidy malalaka sy aleo haka fotoana lava tsara handinihana izany fa tsy voatery atao maika toy ny mahazatra dia avy eo fanakianana lavareny indray no ataonareo mpanohitra
I Lalatina aloh ref ts tinareo ho minisitra tsony de ataovy ambassade malagasy aty Liban izy eee.ts rariny kosa rah ahintsanareo n olona tia s mahvita be ho an'tanindrazana toireny
Olona iray sisa no nandrasana : Romy tendrena ministry ny angovo sy ny harena ankibon'ny tany !
Mila aongan ity fitondrana ity fa tsy mandé amin izay laoniny
Matin y poizimbolavo ai Madagascar ao daholo ianareo mianakavy rehefa tsy makeny andalambe
Kotozafy iany no Alexise
Anaro koa mosary anaorô mitsangana fo ela ny ela
Fitondrana mampimébe ty fitondrana ity ataonareo kilalao le fiananan ny Malagasy
Ataovy ohatry ny fiara, soloy ny pièce efa simba, izay hita fa tsy mampadeha ilay fiara, soloy pièce vaovao izay hita fa mampandeha tsara ilay fiara ... fa tsy pièce occasion indray no apetraka ao, ka tsy misy fihovana ...
Pourquoi changer une équipe qui gagne imbue dans l'autosatisfecit ? Azy ny fitondrana, miandry fahagagana inona moa isika avy @ ity fitondranan-jiolahy ity ?
Ramato razafimôla
Ino agnaragna Kara zegny
Nanjary sôma i Madagascar
Tsisy asiny eky
Efa fitondrana tsy misy ilàna azy e, mirary dia mirary izahay raha hiongana faran'izay haingana
Romy voos VO lasa nody any e d'efa ministeran habadoana ko
Rehefa mba andraikitrin'ny Filoham-pirenena sy ny Praiministre ny misafidy zay ho Ministre handrafitra ny Governemanta vaovao atsangan'izy ireo eo dia avelao hanana safidy malalaka sy aleo haka fotoana lava tsara handinihana izany fa tsy voatery atao maika toy ny mahazatra dia avy eo fanakianana lavareny indray no ataonareo mpanohitra
Tant que vahoaka tsy mitsangana , tsy haï eky ny hiafarany Madagascar
Aiza ve tsy miova fo eky ro voalavo mandrobadraha aby ty
Tsy manao afa tsy ny maka tahaka ny ataon' fireneny nahazoany taratasy 8 cm
Ry Henriette prénom périmé tsy itsisy anareo mianakavy fa poiziny ao daholo ianareo rehetra
Évaluation poizimbolavo
Iti no minisltry ny fitsarana tena be kolikoly , malemy tsy azoka refa miteny nefa dia malama tahaka ny savony .
I Lalatina aloh ref ts tinareo ho minisitra tsony de ataovy ambassade malagasy aty Liban izy eee.ts rariny kosa rah ahintsanareo n olona tia s mahvita be ho an'tanindrazana toireny
Vas-y andefimandriny aza poiziny kala sorcière