Christian DS - AZA VONOINA NY SOMARÔHO HOY i Député François La banane : Mamy RAVATOMANGA ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 7 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 24

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 2 місяці тому +4

    LABANANY LABANANY MANENY NOSY BE NIFILY ANAO MANENY MANENY OLO TSY MANA HAZON DAMOSY RIHA LABANANY MANAO PUB HO AN’OLO AVAO TY ASANAO ,,,LABANANY DISO FIANTEFA ILAY KABARINAO

  • @ericramzi5445
    @ericramzi5445 2 місяці тому +5

    nareo amin'i faritra aza manaiky baikon'ireo prix scolaire reo

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 2 місяці тому +5

    REFA VOA AVY EO NY MERINA REHETRA NO HENJEHINA NEFA NAREO NO TSY MAHAY MIARO NY FARITRA NAREO FANTARO FA TSY MISY HO ANAREO EO AMFARANY MITAHIA RE ENAO RY TPKV NINIE DONIA A

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 2 місяці тому +5

    o la banany o la banany. iha nigadra iny tsy teo nanavotse anao pdg zao,,,fa zahay vahoaka malagasy ro nitabataba tato..,DISO DILA LOATSE TY FISOLELAHANAO,,,INO ILIRAN’NY SOMARO AMIN’NY PDG ZAO????TOKONY FARA FAHAKELINY NYFILOU NO NIRESAHANAO ,,,MAMPIHEHY MAMPALAHELO RIHA LABANANY

  • @assaniali6901
    @assaniali6901 2 місяці тому +2

    Merci nazava tsar koragna nao zegny merci

  • @ericramzi5445
    @ericramzi5445 2 місяці тому +5

    mahavo olobe nareo any misolelaka amin'ireo olona tsy aninona tsy aninona reo ,jereo zao io bandy mikabary io misolelaka

  • @radaul7409
    @radaul7409 2 місяці тому +3

    Marina nanao

  • @RudiJean
    @RudiJean 2 місяці тому +4

    Za mbo gaga nanjary PDG namany wawa nanangana Somaro io ayyyy
    Diso calcul tam Député ayyyy tegn marign iiii

  • @ericramzi5445
    @ericramzi5445 2 місяці тому +3

    sady jereo mbola atao PDG,PDG inona koa io ,io fisolelahanilesany any amin'i faritra io tsy mampandroso anilesany,,manimba an'i Madagasikara no hain'io fa tsy manangana zavatra izany

  • @saholybouchet1174
    @saholybouchet1174 2 місяці тому +2

    Ho tanteraka fanirianao ry banane mbo ho lasandravato daholo nareo mianakavy ao

  • @philibertsolondrainy3192
    @philibertsolondrainy3192 2 місяці тому +3

    Bizarre! Bizarre

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana 2 місяці тому +1

    Donia zegni novonohinareo

  • @manangamananaelievalloys1582
    @manangamananaelievalloys1582 2 місяці тому +3

    Na delestage fo tsy voa resoudre ke ho lasa Maurice. Energie base de developpement

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 місяці тому +1

    Zio moa izy namôrogno sômarôho fa tsy Wawa ? 🥺🙄

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 2 місяці тому +2

    MihaMAZAVA ny nafenina. Tazomy @ rambony rireto ny devoly😡

  • @verojois115
    @verojois115 2 місяці тому +1

    Mailomailo anareo Nosy-be fa halainy Mamy Ravatomanga ambongadiny io tanana io .
    Eo nareo raisimpotsiny .
    Olo ef voay be io mbl lelafigny ?

  • @ortenciakalomaro164
    @ortenciakalomaro164 2 місяці тому +2

    Mamy ravatomanga koa ma tompiny Somaroho io. Efa ho adala. Hempaka zaho aminy propamgady ty we

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 2 місяці тому

      Tsy ela zio mbola tsy homboany-drô atao
      Fa commence miditry tsy kelikely rô hitako .
      Tisy raha ataony tavaratra tsy ataon-dro tsy mampalahelo rô
      Mampa tiandoha 🤮🤮🤮🤮

  • @BravaKzty
    @BravaKzty 2 місяці тому +1

    Députe nosy be tsao tsinisafo nadraigny igny zalay inoma tokony amoniany mamy ravatomagna so maro iozala sa vola mamy ravotomagna io sa adiveriseurany mamy ravatogna wawa😂😂😂😂😂😂😂

  • @NaziaNirina
    @NaziaNirina 2 місяці тому +1

    Mahagaga

  • @ahmadaladullah7860
    @ahmadaladullah7860 2 місяці тому +2

    Marina anao

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 місяці тому +1

    Fa nisy fanafô koa sômarôho zala ?
    Mapalahahelo tsy fitiavan drô cotier ê !
    Alôry moa ataony Madagascar anjary
    Sôma zio
    Tsy hitako ra tsy itiavan-dro zio

  • @JrGuillaume-o5s
    @JrGuillaume-o5s 2 місяці тому

    Magnala onondrahana Ms onorable fa vahokana reo tsisy nitehake ary koa ny olo be natsagnanao teo iny tsy nisy raha notenenina fa sode enao no handegna aminy vahokanao reo raha tsitanteraka ny zavatra nolazainao ireny

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 місяці тому +1

    Fa tsy tiandro edy baka sômarôho satria cotier namôrogno izy
    Samby olo mitandregny tay Boretaka nazy