ENY SA TSIA HO BEN'NY TANANA VE GASIKARA FENOSOA❓️

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 15 вер 2024
  • #madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
    #viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
    #dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
    @andryrajoelina1499
    #madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
    #tvplusonline #mbstv
    Abonnez-vous
    Merci beaucoup

КОМЕНТАРІ • 31

  • @StarmaMada
    @StarmaMada 27 днів тому +2

    Très intéressant beaucoup

  • @BakolyAndrianabelinaRakotobe
    @BakolyAndrianabelinaRakotobe Місяць тому +4

    Mety isika rehetra miaraka @ Ravat io fa tsy Raval . Tandremo fa sao dia miala Ankatso dia Ambohidempona, na iza ihany moa ny Alexis ??? Hoy ny fitenenana.

  • @PatriceGoussot
    @PatriceGoussot 26 днів тому

    Bravo, honorable . We love you.

  • @bodoharisoaravoavahy5238
    @bodoharisoaravoavahy5238 27 днів тому +1

    Aza mampiomehy

  • @elathbaret6543
    @elathbaret6543 Місяць тому +2

    Raha tsy izay rehetra dongadonga sy pentsapetsambava rehetra dia mi hieritreritra n'ny hangalatra an'i dago. Tsy nisy mafy toa an'i ra tompokolahy Déba Tao fa raha Tonga n'y andron'i lisany reo aloha ... Mba tandremo ihany n'y politika ry akama a.

  • @user-ot6ew4xt4u
    @user-ot6ew4xt4u 19 днів тому

    Raha be fofon'aina i Gasikara dia manana chance be ho lany Maire de Tana.

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 28 днів тому +1

    Betsaka ny olona niseho azy ho tena henjana sy nitondra hevitra vaovao amin'ny fanaovana politika vaovao eto Madagasikara fa vao niditra eo amin'ny tena sehatrin'ny politika avo lenta toa niova sy nivaona tanteraka fona amin'ny hevitra fototra nijoroana tany amboalohany ka iza moa i Gasikara no hahavita hanova an'izany.

  • @Zah_Gasy_Be_Kritika
    @Zah_Gasy_Be_Kritika 23 дні тому

    "PremiER position" hono (minitra faha 6:00). "Na ianao mpanohAtra" (minitra faha 6:15). Ny "campagne" hono (minitra faha 8:08) sns sns. Toy izany ny teny gasy sy teny frantsain'ny olona mpikabary sy nianatra teny Ankatso. Tsy aleo ihany Mr. Tatandraza, satria na somary niangaran'ny fiainana aza izy ka tsy dia lasa lavitra tamin'ny resaka fandratoana fahaizana sy fahalalana ara-tsekoly dia mahay sy ambony kokoa ny lentany sy ny talentany amin'ny fahaizany miresaka. Raha nisy nanohana tsara sy ampy hatramin'ny fahakeliny angamba izy iny dia mety tena lasa lavitra dia lavitra. Ingiahy hônôrabla eto somary taitaitra sy tsy dia mahatombina tsara izany. Ny lalao pôlitika @ fahazain'ny gasy azy anefa ity vao manomboka.

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 29 днів тому

    Bravo Gascar à !

  • @francoisrabemanantsoa5067
    @francoisrabemanantsoa5067 Місяць тому +1

    Tsy Maharesy Ravalo io, misy hanohana amin'ny hala-bato àngamba ka ny lohamboto n'ny CENI sy HCC àngamba.
    TSY ratsy aloha ny ita nataony e, gazety, sy izany heviny izany e.
    Mila relation @ bailleurs des fonds io Tanà io ka sa izy raha manana na tsia.

  • @lantonirinarakotoarimalala7789
    @lantonirinarakotoarimalala7789 28 днів тому

    Za vao nahita an ilay koe andraharo. Ny . Buraeu an' I gasikara. De hoy ao hoe. Hvm zany

  • @christianrafelimanana593
    @christianrafelimanana593 Місяць тому +1

    Tena ratsy b ny sary sy n'y feo ry RNM a! Tsy voamarokareo ve!nefa matihanina? Sa kosa reseau?

  • @user-fm1ib2zd1y
    @user-fm1ib2zd1y 27 днів тому

    Mana bava otran tgv raha tsy lany de tsy depute lasa mpanao gazety , sain jaza lery blabla fotsiny hafa ihany efa mana traikefa dia i Dada filoha Ravalomanana ihany

  • @josoaratianimarina217
    @josoaratianimarina217 Місяць тому +1

    Mba mametraka fanontaniana aho hoe, mba nanao ahoana ny nataonao na ny position nao Atao Ravoajanahary taminao Talen'i TVM. Misaotra tompoko

    • @Zah_Gasy_Be_Kritika
      @Zah_Gasy_Be_Kritika 23 дні тому

      "Trandraka an-tanimena, volon-tany arahiny", izay daholo no nisy sy misy ary hisy eto amintsika sy any andafy rehetra any. Izay daholo rehefa haino aman-jery sy an-tsoratra ambany fifehezan'ny fitondrana mba tsy hilazako hoe baikon'ny mpitondra fanjakana.

  • @jeanlouisrakotoarinala8556
    @jeanlouisrakotoarinala8556 Місяць тому +1

    Tena tiko be ny fotokevitsity bandy ty mankahery anao Gasikara

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 23 дні тому

    Pas intéressant ! Dommages ! Il ne sait pas sur quel pied danser ! 😂😂😂

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 29 днів тому

    Za gasikara ilay jiolahimboto nefa nianatra teny ankatso , fantatrao tsara za ! Ny tenako dia nifidy anao tsara mintsy t@ élections législatives teo ! Fa zao kosa , raha hieritreritra hifaninana @ Président Ravalomanana enao dia hivadika aminao tanteraka aho ary anahirana ny tantara sy ny tohiny

  • @rollandrazafindrakoo
    @rollandrazafindrakoo 21 день тому

    Un journaliste est médisant aucune réflexion, aucune faculté de planification, réactif à l'exécution d'une activité (mentalité d'un leader skip)

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Місяць тому

    Mzaobvao mahatsapa tena fa ts ilaim bahoaka malagasy intsony...aleonanyanarivo ihanymanaiky ankadalaiko....tsy hay iza no tena lihiba araka filazan ny fitmrongon i tim...tena nihiba tokoa tam présidentiel.. resin i siteny!!!!loooooza...am.taona hoavy tokony milatsaka ho filoham pokonnyany mba moramora kokoa mankadala vahoaka am.laisoa tnandamoaka

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 28 днів тому

    Fa maninona i Gasikara miteny ny tenany au troisième personne?

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Місяць тому

    Ny mpanao gazety no maro hanaraka any Député Gascar Fenosoa 🤷🏽‍♀️.
    Manaiky izany ny olom-boatendry fa hanaradrenidrano na inn na inn ee

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 29 днів тому

    Tiny Gascar s'y n'y fotok'evitrany matoa arahin'ny olona izy

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 Місяць тому

    Ny pluralism raha Izany no demokrasia Tiana ho vpizina eto Dia ny Rep faharoa no demokratika kokoa teto Mada satria tonga Ratsiraka nasainy iray ho iray ny antoko politika fa Tsy nety ry zareo na Izany aza nangonin ny toa @ Mandatehezana na Dia Tsy mora ny nampiombona azy ireo

  • @BakolyAndrianabelinaRakotobe
    @BakolyAndrianabelinaRakotobe Місяць тому

    I Kotozafy ihany no Alexis 😂

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Місяць тому

    Et la vieille sorcière Rina a détruit air Madagascar

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 Місяць тому +1

    Voté pour les jeunes

    • @acharaz6926
      @acharaz6926 29 днів тому +1

      C'est pas un argument. Ce jeune homme est un bavard, rien dans la tête. Arrêtez de dire n'importe quoi.

  • @Smymahl
    @Smymahl Місяць тому

    Alefa gascar a! Tehefa Tsy Tim na tgv fotsiny d mety e! Ilatsaho n'y Marie fa miandry anaovana ny seza eny @ repoblika eeeee

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 Місяць тому

    Hisy ideolojia vaovao Izany eo @ siansa politika na filozofia:GASIKARISME