Gascar Fenosoa - Mpanao gazety, hirotsaka hofidiana ho solombavambahoaka.

Поділитися
Вставка

КОМЕНТАРІ • 11

  • @PierrotAlbert
    @PierrotAlbert 5 місяців тому

    Très intéressant beaucoup ça

  • @FanambinanaRasamoelina
    @FanambinanaRasamoelina 6 місяців тому +3

    Tena manana Tanjona bé i Gascar zan👌 aleo tode président de repoblique miints Gascar a! Partant za @le hanova an'i Madagascar

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 6 місяців тому

    Mirary soa anao mba ho tonga somatsara @ tanjogna fa tena hisolo vava ny vahoaka Malagasy madinika marigny anie enao GASCARA FENOSOA AN 🎉❤🙏

  • @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF
    @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF 6 місяців тому

    Tena marina vé fa RAVATOMANGA no namatsy vola ?an', Gasikara

  • @bolosen8809
    @bolosen8809 6 місяців тому

    Tena hisolovava vahoaka vé amin'ny hikatsahana ny mety vé sa hisolo anay vahoaka hihinana ny hetranay

  • @bolosen8809
    @bolosen8809 6 місяців тому

    Ianao izany rehefa avy eo ho tapim-bava toy ireo nampanao mpanao gazety nanao politika

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 6 місяців тому

    Miatazona teny Gasikara . Efa nosimbain'ONITINA REALY, sy BM=LALATINA nitatatata fony mpanao gazety nefa vao nahazo toerana dia veloma lava vahoka ny tombotsoany n' Ontina REALY aloha toy izay koa BM makandoa vao mahita ny haratsiantoetrany

  • @danielrazafimahery619
    @danielrazafimahery619 6 місяців тому

    O! Ry Malagasy tongava saina. Doniny ireo mpitondra ankehitriny TAPANY IANAREO dia asainy mandoha HERANY.
    Moa tsy izany va??

  • @ihzomisadirazafi1159
    @ihzomisadirazafi1159 6 місяців тому

    Tandremo ary soa dia lasa Pô litika fa tsy politika an

  • @modesterakotoarimanana8899
    @modesterakotoarimanana8899 6 місяців тому

    Tafa