Avelao Nini Donia hy se reposer en paix ary raha nisy soa vita tsy fitanisa sinon ianao ohatra ny tsy nanao nininona ary ny zanany noho tokony tompony voalohany asa navelany misaotra tompoko tompoko
Ianao foza tsy mila mangalatra ny hiaran'ny Nini, sady taratasy hosoka no hapisehonao ny olona, avelao ny azy ho an'i zanany fa enao tsy zanany ka tsy handova azy, miatsara velatsy !
Ampela tsy mahay menatra
Tsara hira fa le Akajo nanovanao de 0range nefa Zanakany Enerqua. Iny tompoko
Manararaompaty ty 🤑🥲
Tokony izy velona de nasina Sonia de netina tany fajakana
Zay tsy azo.valozana
Otrany t@ zay nomeny
Razako alalana hoe manaova trano de netinay tany firaisana
Le izy 10 Taona aty arina.maty izy de hoe fananana zaraina io de
Naseo taratasy vita resaka
Anareo Anie tsy mahay miaina e, Tokony navoakano manko taratasy iny talohan'ny namoahanao cover iny, fa tsy avelanao ho tezitra n'y olo vao manazava anareo
Avelao Nini Donia hy se reposer en paix ary raha nisy soa vita tsy fitanisa sinon ianao ohatra ny tsy nanao nininona ary ny zanany noho tokony tompony voalohany asa navelany misaotra tompoko tompoko
Taratasy tsisy cachet ty akory? Ra misy mi contesté tsy afaka igny
Merci
Tokony légalisé nareo teny @ firaisana Dia MBA aradalana tsara n'y porofo
Ianao foza tsy mila mangalatra ny hiaran'ny Nini, sady taratasy hosoka no hapisehonao ny olona, avelao ny azy ho an'i zanany fa enao tsy zanany ka tsy handova azy, miatsara velatsy !
PESTE MANIPULATRICE 🐍🐍PROFITEUSE👹👹 AZ MANAIKY NAREO ZANANY 😠😠
Le reprise alo tsara fa tokony mentionné fona hoe cover le izy fa tsy clip officiel direct.
enao mitsy no ramatoa mpanota fadin'olona . inona @lay hoe fady no tsy azonao? 😡😡😡😡🤬