Bravo frère contine et ne lache pas vous êtes les portes paroles de ceux qui souffrent et du peuple que dieu vous bénisse à tous les 3 Joachim souhamil
Tsy resaka fanaovanana gazety mihintsy no nisamborana azy, fa aza mandainaga. Ivelenin'ny fanaovana gazety ny antony. Aza mba dondrom-...ihany ry deputé minono ah. Ilahy no tena mpinono an'i R8, tena ADEVOZINY mihintsy Tandremo ndray sao hitabataba oe tsisy fahalalahana eto fa enao efa ela nitoratorahana lotra ka nahavoa masonangatra. Refa voasambotra dia mitady iafina ao ambadiky ny oe mpanao gazety ndray. Raharaha maro no miandry an’i Fernand Cello satria efa maro no nitory azy amin’ny fakana vola aman’olona io na manao racket etsy sy eroa. Fiaran’olona nangalariny, dossier maloto maro be fa tsisy idiran’ny asa fanaovangazety. Sady asa fanaovangazety zany tsy eto amin fb, tsy manana karatra maha mpanao gazety akory io, mpandainga sy mpanely tsaho no asan’io na manao recoupement aza tsy ainy. Aza adino fa efa nifona ampaibemaso mitsy izy fa nataotra ho tratra kanefa mbola nanohy ny adalana fanaony iany dia aleo hanao ny asany ny mpanao famotorana sy ny mpitsara fa tsy mila asiana tsindry be eto amin fb eto ndray.
MBA ataovy ny fomba Malagasy avereno ny fomba Malagasy toiny. Taminy 1947 rehefa mataotra baby ny Malagasy MBA tsy hiala ao daholo izy amboadia ireo rehefa atao ny fomba gasy olona mivoaka foana ireo ary betsaka ny misy razany fanjakana Maha hongana ireo rehetra ao ireo
🇲🇬 Président chetoany, ralahy nao rajojo tsy mijery koragna nao, mivolagna fo anao. Vahoaka mijaly ou tsy mijaly, il s'en fout complètement, fa kara io dictature, le chef a toujours raison. Problèmes tsy mety vita, tabataba pour rien, koragna tsisy dikany isan'andro, tsy mampiova raha, ataova révolution, la guerre. En avant vahoaka jiaby, anao en tête, stop bla bla bla ! 💪💪💪
Mahereza nareo mpanao gazette, ivelany Io fitondrana gestapo io. Mahatsiaro anare❤
Marina loatra n'y nao zokibe👍
Merci zokiko...Efa hatry ny ela isika ty miditra anaty lavaka sy famonoana.... samborina vady aman-janaka...dur kanefa zao foana.... Tsisy atao
Bravo frère contine et ne lache pas vous êtes les portes paroles de ceux qui souffrent et du peuple que dieu vous bénisse à tous les 3 Joachim souhamil
Tsisy Homme intègre isika mampalahelo
Fitondrana tsisy rah pare
Tsy efa provocation daholo ho an ny vahoaka malagasy ve izao fisamborana tsy hita fototra etsy sy eroa izao. Mampiheritreritra😢😅😢😢
Tsy resaka fanaovanana gazety mihintsy no nisamborana azy, fa aza mandainaga. Ivelenin'ny fanaovana gazety ny antony. Aza mba dondrom-...ihany ry deputé minono ah. Ilahy no tena mpinono an'i R8, tena ADEVOZINY mihintsy Tandremo ndray sao hitabataba oe tsisy fahalalahana eto fa enao efa ela nitoratorahana lotra ka nahavoa masonangatra. Refa voasambotra dia mitady iafina ao ambadiky ny oe mpanao gazety ndray. Raharaha maro no miandry an’i Fernand Cello satria efa maro no nitory azy amin’ny fakana vola aman’olona io na manao racket etsy sy eroa. Fiaran’olona nangalariny, dossier maloto maro be fa tsisy idiran’ny asa fanaovangazety. Sady asa fanaovangazety zany tsy eto amin fb, tsy manana karatra maha mpanao gazety akory io, mpandainga sy mpanely tsaho no asan’io na manao recoupement aza tsy ainy. Aza adino fa efa nifona ampaibemaso mitsy izy fa nataotra ho tratra kanefa mbola nanohy ny adalana fanaony iany dia aleo hanao ny asany ny mpanao famotorana sy ny mpitsara fa tsy mila asiana tsindry be eto amin fb eto ndray.
Ao anatin'ny 3 mois ozy dia tsy hisy tsony ny délai stage tany Ambanja t@ campagne présidentielle 2018 dia nitehaka tokoa ra Vahoaka😂😁😬
Adeha lavaka atsika ty
MBA ataovy ny fomba Malagasy avereno ny fomba Malagasy toiny. Taminy 1947 rehefa mataotra baby ny Malagasy MBA tsy hiala ao daholo izy amboadia ireo rehefa atao ny fomba gasy olona mivoaka foana ireo ary betsaka ny misy razany fanjakana Maha hongana ireo rehetra ao ireo
FA SAMBORONA ATAO INONA JEU DE FANENJIKA INDRAY TSY KAJO
mety tdy diso izany