UNE PETITE RÉFLEXION : MAHAKASIKA ILAY ZANAKA PASITERA NANDONA OLONA TAMIN'NY FIARA 4*4 KA MATY ...

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 6 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 32

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ День тому

    Bravo pasteur fa namono olona 😉

  • @bijouraza4254
    @bijouraza4254 5 днів тому +7

    aloe miteny gasy ihnay koto an kkkk tena sahirana be enao aminy teny frantsay ;-)

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 3 дні тому +2

    Aza mety hofitahina ianareo. Tsy azo vazivazina Andriamanitra, fa izay afafin'ny olona ihany no hojinjainy:

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 4 дні тому +4

    Déjà une erreur de choix de langue ! Et de plus il y a une fausse interpretation de l'accident . Bonne et heureuse année 😅

  • @TonyBesabotsy
    @TonyBesabotsy 2 дні тому +1

    Tu te fatigués pour rien Koto
    C'est les religieux qui ont toujours. Raison. 😂😂😂

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 4 дні тому +2

    J'ai pas écouté la vidéo jusqu'à la fin mais il est nécessaire pour toi frère d'apprendre des termes religieux et juridique avant d'entrer dans un sujet hors de tes connaissances. Dans la religion il n'y a pas de peuple mais plutôt des fidèles et cet accident, juridiquement parlant, est un homicide involontaire. Ce n'est pas un crime mais plutôt une affaire correctionnelle. N'oublie pas aussi que les pasteurs et les prêtres ont fait des études en théologie. 😎 😎 😎 😎 😎

  • @PhilippeRasolonandrasana
    @PhilippeRasolonandrasana 5 днів тому +2

    Bonne année Mr Koto.Vous qui traitez les gasy de T2.Svp,essayer de nous traduire en malagasy votre idée

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 5 днів тому +5

    Sahirana be ni sofiko ri koto a😂

  • @ArmandMamba_
    @ArmandMamba_ День тому

    tokon atao n fiangonana ko ze aptsangana an le mati ao anatn 3 jours d afaka le resabe 😃

  • @Christian-n8u6t
    @Christian-n8u6t 4 дні тому +3

    Sody mba rangah io ary no classe T2 . kkkk. Ianaro tsara lo Koto n français fa tena T2 lotr enao zany. kkkk

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 4 дні тому +1

    Vous êtes toujours au " parfun " Koto. Ils roulent en SUV, grosses cylindrées et ils se ruent à l'église ou au temple avec. Ils prêchent les bonnes paroles aux gens humbles et au final ils collectent des " rakitra ". Si ce n'est pas une dichotomie ça, celà y ressemble fortement. Mais, pas de généralité cependant. En parlant du pasteur en question, on peut exclure et admettre qu'il n'est pas coupable des bêtises de ses enfants car personne n'est à l'abri de ce genre de situation. En revanche, si le fils est mis cause par la justice alors le père ne peut le disculper.

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg День тому

    Fahitako n'y tomobily Simba Io n'y moto no nandona tomobily poussé par devant

  • @gasikarazanatany
    @gasikarazanatany 5 днів тому +5

    Koto. Ataovy teny gasy fa tsy mamokatra loatra ilay teny frantsay...

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 5 днів тому +4

    Ilay accent no kianiny n'y olona refa miteny Frantsay ianao satria efa zatra le accent n'a sipan lifre fa hoe Misy diso vé n'y phrase ampesainy n'y africains aty andafy mahay lavitra noho vazaha ra résaka vocabulaire saingy mety accent any manimba sofintsika gasy

  • @ezechielrasi7672
    @ezechielrasi7672 2 дні тому +1

    Punaise parle malgache stp , utilise le temps comme il faut

  • @MR-ow4kb
    @MR-ow4kb 2 дні тому +1

    FA ANGAHA MOA I KOTO TSY EFA HOE HITORY FILAZANTSARA E?

  • @FelicieRalalaharimiadana-ug1bl
    @FelicieRalalaharimiadana-ug1bl 5 днів тому +4

    Sahirana be le teny frantsay fa ataovy teny gasy

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 5 днів тому +3

    Ataovy teny gasy koto à. Ohatry ny ianao indray no T2 aty andafy.

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 4 дні тому +1

    Ity ikoto tonga @ ilay fiteny hoe satriko aza maratra ny accident tsy fidiny fa tsy mety ny commentaire anao merci foana e!

  • @mamisoagremaud6052
    @mamisoagremaud6052 5 днів тому +4

    Araovy teny gasy ry koto fa miraikitra be ny lelanao @ teny frantsay hoooo

  • @MarorazanaNewmanCarmella
    @MarorazanaNewmanCarmella 4 дні тому +1

    Raha gasy no cible aminilay vidéo de atovy teny gasy fa mandany data, anareo marariny la frantsa nareo any de ze sahiraninareo hiaino revingadra nareo

  • @davidratrema6922
    @davidratrema6922 4 дні тому +1

    Koto a enao io anga tsy mba diso aza mampome e ary ela tsy ho suisse mandrakizay e fa gasy pour 😮😮

  • @Arison14
    @Arison14 20 годин тому

    Hay ve ity bandy ity sady tsy mahay miteny frantsay akory eh. Tsy naleo ve natao teny gasy sa iza no cible tiana hampitana ilay hafatra ? sady manao analyse bidon an'ilay accident fa tsy mahay manao recoupement akory. Facebook ve no niaingana nanaovana analyse ? O ry Koto ah ! Mba mahalalà menatra, mba olona nianatra hono dia izany no fomba fanaovana analyse de la situation. Za tsy dia mitovy fijery @ io Pasteur io fa juridiquement dia homicide involontaire ilay tranga raha resaka accident. Mahagaga anefa i Koto tsy mahita ilay analyse-na olona hafa nandeha tao nilaza fa ny havan'ireo mpitondra Moto dia efa nandrara azy tsy handeha satria efa mamo izy 2 lahy. Izao miteraka victimes innocents.
    Hay le tanjona fa fankahalana christianisme fotsiny fa tsy misy hevitra mitombina.

  • @Fatsourali
    @Fatsourali День тому

    N'importe quoi. Le domaine d'action du président de la FJKM dépasse le territoire de Madagascar. S'il dispose d'une suv, quel est le problème? En outre Pasteur Ammi enseigne lui aussi à l'université. Et là, ce n'est pas le seul enseignant qui roule en 4x4. Bref, ton problème est ailleurs 😊

  • @zafimananaeliot
    @zafimananaeliot 5 днів тому +2

    N'y mahagaga anefa n'y Pasteur eto Madagascar mbola masahy mi tsikera n'y mpanao politique fa hoe mpagalatra

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 5 днів тому +1

    Non ce n'est pas un gros 4x4 Koto a ,c'est un suv ,ny fiangonana no miantoka ny fiara ary ny finoana misy azy
    matanjaka be ara bola .koa tsy mahagaga izany (trano ,karama ,santé,vacances ,tout et tout hiantohana daholo )