Son excellenece Andry RAjoelina et fils....Omar Bongo et fils dynasties izy ity....Misy Farany raha Jiaby leroaary tsy ho ela intsony izy ty....Zanahary tsy andrinareo,zalahy andrinay ihany ah...
@Zah_Gasy_Be_Kritika tsy vao avy namita adidiny nifoha moa ny malagasy y a 5 mois??????tsy ilaina inysony izay nandatsa draa m bahoaka..miyabataba toy ny loha yapaka sisa ataon ny mpomba az...12%..
On n'accepte pas mais si on révolte l'emmoreg réagi et tuent donc mieux rester chez soi et observer et attendre qu'il fini son mandat. A moins qu'il mettra son fils au pouvoir et qu'on sait déjà que les malagasy sont attirés par la bogossiter 😂😂
Minoa ahy ianareo fa tena tanteraka ilay dynastie raha io fomba fanaovana politika io foana no andrandraina eto amintsika, raha ireo mpanao politika ireo foana no andrandraina eto amintsika... Nisy ireny ny ampamoaka dia firy tamintsika no nanao reaction rationnelle, ny zavatra ataon'ny solombavambahoaka sy ny lalana lanian'izy ireo ao, firy no manao reaction ratiionnelle eny na ny solombavambahoaka mpanohitra fitondrana aza... Rehefa tsy hanohitra isika dia eto isika tavela eto
@Zah_Gasy_Be_Kritika mba omeo boka anatan olona.nuvidy i tany izany..mba omeo valin teny olona manontany...omeo zahay anaran olona namarotana i ladagascar...tsotra be ilay fanontaniana art mora vliana be...sahala am yaninao lafo..iza anaran olona namarotana azy...de zay koa i madagascar...ela nahenoana madagascar lafo lafo...teo aza i madagascar nataon ni sasany madagasca tiko Land...havanao nigadragadrainy à tsiafahy!!!tanindrazanao nataony am abran ny orin asany....manja be politika an!!!
Mifohaza isika Malagasy f maro ny Zavatra tsirariny ataon'i Rajoelina,hamotika ny Madagascar ntsika no tanjony f rah tena tia i Madagascar marina izy ts nanao io
Ka inona no mahagaga antsika e! Fanjakana tsy refesi-mandidy no misy ao Madagasikara. Tsy tokony mahazo milatsaka ho président i Andry Rajoelina satria Vazaha taratasy. Dia nilatsaka ihany izy. Tsy tokony ho lany izy satria vitsy ny mpifidy azy, dia lany ihany izy. Forcer-ndRajoekina daholo ny zavatra rehetra. Ka ho gaga ianao raha forcer-ny ny zavatra rehetra, hatramin'ny zanany lasa solotenan'ny fanjakana Malagasy. Manomboka eto ny dynastie Rajoelina. Andry Rajoelina mpanjakan'ny Madagasikara.
Ka izy à io zavatra io de manaraka ilay baiboly hoe :" NY ZANAKA DIA AO AMIN'NY RAY". Satria ny azy de afangarony daholo ny zavatra rehetra rehefa mety aminy.
Satria hanangana le hôtel 5 étoiles izy de Zay no nifanarahany tam deba any Dubaï oe ampidiro eto Emirates fa za hanangana hôtel 5 étoiles any nosy be Zay anie leiz e , raraham pianakaviana ,tokony tsorina marina
Misy hafatra mivantana @ arena rajoelina ity Mba hanontanio an'i mamanao fa mety tsy hain'i dadanao ny atao hoe any ambany Rangolahy ? Ny Zanaka Malagasy Marobe no efa any ambany Rangolahy tsy nahatratra ny taonanao io ka Aza miditra @fiainan'ny Firenena ianao fa ianao no iza ? Mandeha miaina any tanin'olona any ianao fa Avelao ny Malagasy Dia aza miverina intsony fa mampididoza Ny Firenena Mazava tsara angamba!
Hatr'izay toy izao foana. Fa io toetra tsy mitombina io indrindra anie no mampahatra an'ity firenena sy ra Malagasy. Izy manao izay tiany rehetra ( manapaka sy mandidy). Nefa, raha ny tena marina dia ireo " parlementaires" no tokony hijery akaiky sy hanapaka. Nefa izany zavatra izany de any amin'ny tany ntandalana no ahitana an'izany. Sary bakoly sy ataony fitaovana fotsiny ireo " parlementaires" ireo. Efa diso tafahoatra loatra é. Mijaly sy mahantra tokoa ra Malagasy.
De père en fils! Ingérence sadasada=> mifangaro ny affaire familiale privée sy ny affaire d'Etat !!! Ampy 'zay o! Mifohaza rythme Malagasy ! Conflit d'intérêts zany e! HATR'AIZA NO FETEA E???? Tena tsymisy tahotra ntsony!
LANY ANDRO AMIN' NY TOKONY TOKONY TOKONY NY MALAGASY, FA NY FOSOTRY NY FAHAPOTEHANA ETO AMINTSIKA DIA NY LAXISME SY NY FITANILAN 'NY SEHA-PANJAKA TOKONY HANDRAY ANDRAIKITRA , DIA NY FITSARANA SY NY TAFIKA IZANY. MIHARITRA NY ONJANY ETO ISIKA MIANAKAVY. MAHEREZA E!
Miasa amin’ inona moa zanak Rajoelina ? Ampianaro mandainga sy mangltra koa zanaka nao Rajoelina Déjà tsisy ilany gasy an’ ireo Arabo ampahantra an’i malagasy reo Mampa te anompa ny toetra nao rajoelina Ino loatra moa fidiram-bola ni zanaka Rajoelina p Enrichissement sans cause fahitako azy Mifohaza atsika ry malagasy fa lasan’ny Vahiny i Madagascar malalatsika Hisangisangy amin’ny arabo ny malagasy Ho lasany vahiny ny arena tsika gasy Ajanony -p any ny fifaneraserana amin’ny rabo by io fa tsy ilaina malagasy Ho titra ny fananany malgasy raha mbola io ihany ny président gasy Mitsangatsangana ry tanora Tsisy hidirany Harenan-Drajoelina ny firenen’ny gasy rehetra Mitsangatsangana ry Tanora Ho ratsy fahanterana Ianao io Rajoelina
Jamba sy mohana daholy ny malagasy rehetra,tsy misy mahita ireo zavatra ny tetindrasy ataony andry, fa toa lasa vahiny ny Madagasikara. Fa intsika lasa tsy jamba
Mbola aiza no hahazo anareo rehefa manaiky hampinanany maloto ao. Ireo tafika sy gendarmes ireo ihany no fototr'izao. Nga handova an'ireo nareo. Mba tongava saina ry vendrana a. Ataony tohatra fiakarana fotsiny. Hanao ahoana ny hoavin'ny zanakareo?? Nareo no matiantoka fa ny azy jereo
Mpanao politika ve hahagaga ny fisainany!Izato ianareo ireto dia misahirana manenjika azy. Aza lany andro manenjika ny hafa mba asehohy ny zava-bitan'ny zanakareo e!Ahoana moa no tsy hirehareha ny Ray aman-dreny hoe ny zanaky ny tena mahavita zavatra goavana, indrindra ho an'ny firenena. Amiko dia isaorana daholo izay afaka mitondra anjara biriky ho amin'ny fampandrosoana ny firenena.
Mahavariana fa misy maka na maso na taolam paty na volamena na omby na sokatra na fasika eny fa na dia ny zo maha olona aza dia ekentsika daholo 😭😭😭 na maso hitomaniana aza tsy misy intsony
De ho goaka maso eto tsika mianakavy kkkk..tsy mihomehy loza fa mba hoe mijery lay côté mahatsikaiky ee..za tezitra re somonga ny ahy hoy ny NTAOLO izay 😂😅
Ny asa ataon tsirairay ataov zay mapandroso az fa az marary saina amizan e, panohitra ko ef hay fa hifanaratq sy hifanenjik, na aty amin tan hafa aty aza mitov n ao amitsik dhl ihan
Zahk alo ts hijer anizan fa tsis androtsak anaty vilaniko rats zahk ihan n mikofoka mitady, fa reo samy malaheli ny te hilalaka ao dhl, panarats ko tsimahita maminy amizan dia mandoto saimbahoaka, ataov ao nenareo
ZAHO MPITAZANA, TSY MPANAO POLITIKA . RAVO ZAHO FA MALALAKA FIVOAHAN - TSIKA MALAGASY , SY HIDIRANY VAHINY MPIZAHA TANY....AZAHOANA ,TOMBONY ISAN - KARAZANY... ARA - BAROTRA.... VIVE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR 🎉🎉🎉 MADAGASCAR
T3 no fari-pahaizan'ny filou vazaha Dia Io izy midedaka mampisehoseho n'y zanany Bacc+24 MBA hampiso'drotra n'y voninahiny sy n'y harenany.Tsy mahalala menatra nefa izany no nanonganany an-dRa8
Sao dia heverinareo fa hitovy fisainana @Atoa Marc ravalomanana aza i Filoha Rajoelina io izay tsy mety soloina na ny zanany na ny antoko Tim hanolo ny toerany fa izy hiany na efa manomboka antitra 75 ans aza izy, ka tsitako mihitsy ny olana fa efa fahita aty @firenena afrikana koa izany fa ny anareo fialonana no betsaka no fahitako azy
Mila fanazavana madio ataon ny Bianco mba hahafantarina ny marina momba io raharaha nepotisme io fa tsy vitany mametraka fanontaniana fontsiny!!!. Ahoana ny ho tohiny?
Ino koa hidirany befialonana? Hita fa mazava tsara raha volagniny io. Anao mihintsy tsy mahazo zay zavatra teneniny. Avereno 7 fois ty vidéo comme ça tu comprendra ce qu elle veut dire.
tsy andraikiny izany nga izy ity anazy , firenena no resaka eto fa tsy raharaham-pianankaviana ka efa tsy hisy sehatra ho an'ny Malagasy intsony atsy ho atsy fa ho firenena ataon'ny vahiny finanana fotsiny, firenena efa mahazo loza mahantra mbola io ihany no arovana jamba loatra ianao fa mila misokatra kely ny maso sy ny saina. ary mbola ohatr'izao ny toe-tsaina malagasy tsy mampivoatra efa tsy mety mbola terena handroso, efa lavaka dia mbola merci prezida!!!!!! tena loza
Son excellenece Andry RAjoelina et fils....Omar Bongo et fils dynasties izy ity....Misy Farany raha Jiaby leroaary tsy ho ela intsony izy ty....Zanahary tsy andrinareo,zalahy andrinay ihany ah...
Très intéressant beaucoup ça
Mifohaza ry 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Malagasy Namako efa mahasosota mare koahe ly e
@Zah_Gasy_Be_Kritika tsy vao avy namita adidiny nifoha moa ny malagasy y a 5 mois??????tsy ilaina inysony izay nandatsa draa m bahoaka..miyabataba toy ny loha yapaka sisa ataon ny mpomba az...12%..
En Afrique c'est comme ça.Du père en fils ...
Mora ny famohana ny harenampirenena vol direct sady ho azy irery i Madagascar. Ny madinika manefa ny Trosa daholo, mba mifohaza ry Gasy
Very ilay firenena e
Raharahampianakaviana ?
Ny vahoaka mihosipotaka
Vita tanteraka ve izany Air Madagascar ?
Indrisy
Si les Gasy accepte ça ce sera un pays irrécupérable
C est presq foutu là 😂
@@Andriananahahary101 tu as raison
On n'accepte pas mais si on révolte l'emmoreg réagi et tuent donc mieux rester chez soi et observer et attendre qu'il fini son mandat.
A moins qu'il mettra son fils au pouvoir et qu'on sait déjà que les malagasy sont attirés par la bogossiter 😂😂
Mapalahelo fa toa tsy tsapan'ny Malagasy intsony hoe anazy Madagasikara satria tsy sarotiny akory isika fa manaiky izay hanaovan'ny sasany azy
@Zah_Gasy_Be_Kritika Marina be mihitsy ity voalazanao ity
Dia gaga enao ! matory daholo
Tsy Malagasy no matory fa izay hita fa te hanelingelina tonga de gadraina,, tsy mety misoka-bava ny vahoaka
Mba alefaso eto le tenini i le amiral iny azafady .....
Minoa ahy ianareo fa tena tanteraka ilay dynastie raha io fomba fanaovana politika io foana no andrandraina eto amintsika, raha ireo mpanao politika ireo foana no andrandraina eto amintsika... Nisy ireny ny ampamoaka dia firy tamintsika no nanao reaction rationnelle, ny zavatra ataon'ny solombavambahoaka sy ny lalana lanian'izy ireo ao, firy no manao reaction ratiionnelle eny na ny solombavambahoaka mpanohitra fitondrana aza... Rehefa tsy hanohitra isika dia eto isika tavela eto
Lafo Tany tsika, mampalahelo reraka razambe niady taloha😢.
@Zah_Gasy_Be_Kritika mba omeo boka anatan olona.nuvidy i tany izany..mba omeo valin teny olona manontany...omeo zahay anaran olona namarotana i ladagascar...tsotra be ilay fanontaniana art mora vliana be...sahala am yaninao lafo..iza anaran olona namarotana azy...de zay koa i madagascar...ela nahenoana madagascar lafo lafo...teo aza i madagascar nataon ni sasany madagasca tiko Land...havanao nigadragadrainy à tsiafahy!!!tanindrazanao nataony am abran ny orin asany....manja be politika an!!!
Mifohaza isika Malagasy f maro ny Zavatra tsirariny ataon'i Rajoelina,hamotika ny Madagascar ntsika no tanjony f rah tena tia i Madagascar marina izy ts nanao io
Gasy draba, hita fa tsisy raha aradalana mandalo tsisy masahy mihetsiky.
Aza manao draba n gasy enao, fa enao ko anatin zan
@@MalalatianasyviaRajaonarison za vazaha, tsy gasy.
D gaga enao
Ka inona no mahagaga antsika e! Fanjakana tsy refesi-mandidy no misy ao Madagasikara. Tsy tokony mahazo milatsaka ho président i Andry Rajoelina satria Vazaha taratasy. Dia nilatsaka ihany izy. Tsy tokony ho lany izy satria vitsy ny mpifidy azy, dia lany ihany izy. Forcer-ndRajoekina daholo ny zavatra rehetra. Ka ho gaga ianao raha forcer-ny ny zavatra rehetra, hatramin'ny zanany lasa solotenan'ny fanjakana Malagasy. Manomboka eto ny dynastie Rajoelina. Andry Rajoelina mpanjakan'ny Madagasikara.
Tegna marigny volagnanao
Fa nanondrana 2 Chariot 🛒 Lingots D'or taminy andro voalohany natongavany io sidina Émirats 🇦🇪 io ny panao business halatra harenam-pirenena malagasy.
@@estellesoumira7010 ka ine mo atao na de 20 a 100 chariots aza no bizina ataon'reo e, mitazana fotsiny ra Vahoka mahantra, matahotra gadra s'y basy,
Ka izy à io zavatra io de manaraka ilay baiboly hoe :" NY ZANAKA DIA AO AMIN'NY RAY". Satria ny azy de afangarony daholo ny zavatra rehetra rehefa mety aminy.
marary saina reto olona reto
😊
Formation en restauration no nataony ka lasa nanao afera indray. Mahereza ry malagasy ! 😂😂😂😂
Satria hanangana le hôtel 5 étoiles izy de Zay no nifanarahany tam deba any Dubaï oe ampidiro eto Emirates fa za hanangana hôtel 5 étoiles any nosy be Zay anie leiz e , raraham pianakaviana ,tokony tsorina marina
@@jaomarengatsikoza3140 tel père tel fils 2 vauriens traitre voleurs
Mahagaga an!
@@marcrkt9331 foutage de gueule
Comme si les Gasy sont cons il n y a que lui et sa famille
Izy aloha Zao no eo dia avelao izy hanao! Mandeha tour io fa azy aloha zao
Misy hafatra mivantana @ arena rajoelina ity
Mba hanontanio an'i mamanao fa mety tsy hain'i dadanao ny atao hoe any ambany Rangolahy ?
Ny Zanaka Malagasy Marobe no efa any ambany Rangolahy tsy nahatratra ny taonanao io ka Aza miditra @fiainan'ny Firenena ianao fa ianao no iza ?
Mandeha miaina any tanin'olona any ianao fa Avelao ny Malagasy Dia aza miverina intsony fa mampididoza Ny Firenena Mazava tsara angamba!
La DYNASTIE en marche...
fanjakana fatinalika
Gorôbaka indray Dago
Mahamenatra ary tena mitohy fona. tsy mety voky fa bon appétit be, la famille entière. Ho ela velona eh.
Hatr'izay toy izao foana. Fa io toetra tsy mitombina io indrindra anie no mampahatra an'ity firenena sy ra Malagasy.
Izy manao izay tiany rehetra ( manapaka sy mandidy). Nefa, raha ny tena marina dia ireo " parlementaires" no tokony hijery akaiky sy hanapaka. Nefa izany zavatra izany de any amin'ny tany ntandalana no ahitana an'izany. Sary bakoly sy ataony fitaovana fotsiny ireo " parlementaires" ireo. Efa diso tafahoatra loatra é. Mijaly sy mahantra tokoa ra Malagasy.
C'est la monarchie.😂
Dia ahoana izany ny amin'i Toujours Ravalomanana ? Iza no tena monarque ???
Tojo efa tsy président i ravalo no nilatsaka ho maire fa Ty nanana vola ohatrinona i Arena rajoelina nanaovany négoce sns.
Diniho lay bizne bé ndreo 😢
Efa tsy nifoha tsony ny gasy!😢😢😢
Vol Tananarive - Dubai = Porta poty ataony vahoaka mijaly. Trafic volamena ataony Rajoelina mianakavy.
De père en fils! Ingérence sadasada=> mifangaro ny affaire familiale privée sy ny affaire d'Etat !!! Ampy 'zay o! Mifohaza rythme Malagasy ! Conflit d'intérêts zany e! HATR'AIZA NO FETEA E???? Tena tsymisy tahotra ntsony!
Mazava ho azy. Morab ny bizina ngenjy amin zao. Ho an ze abonné eh.
Soa ihany fa iray taona ihany no haha filohan'ny SADEC azy fa aorian'ny 2025 dia hisy zavatra hitsifotra eto.
@@jaomarengatsikoza3140 zany ve ,saveriko maharitra hela misy 10taona .
Enga anie
Ary mba inona no nataonao ho an'n zanakao.......
Dubai Suisse Chine ...rehefa tsy hihetsika ny gasy d any andanitra angamba zany no hita ny valiny
Tel père tel fils v? Maty a Dago!!!!
Tena MBA loza ko zany maître Hanitra a ! Gaga mahita n'y filazanao s'y fanazavanao momba n'y zanaki Prezidan tsika,
C'est la politique Omar Bongo
Tonga dia azo tsaraina izy, raha tany tandalana ny ao Madagasikara.
Takiana ny fampiarana EMPÊCHEMENT ANY CÉDRIC 🤷♀️
Fa Oreo filoha teo aloha KO nga tsy Mbola nanao an'izao hoa e !!! 🤔🤔🤔🤔
Omanina hanohy ny asany? D mbola misy mpitia hihihi vendrat...
VIVE L' EMPIRE !!!😢
LANY ANDRO AMIN' NY TOKONY TOKONY TOKONY NY MALAGASY, FA NY FOSOTRY NY FAHAPOTEHANA ETO AMINTSIKA DIA NY LAXISME SY NY FITANILAN 'NY SEHA-PANJAKA TOKONY HANDRAY ANDRAIKITRA , DIA NY FITSARANA SY NY TAFIKA IZANY. MIHARITRA NY ONJANY ETO ISIKA MIANAKAVY. MAHEREZA E!
Nefa Ra8 no ni critiquer- na
Eeeeee d mivoaka anie ny arempirenena voyages organisés a oue sns...
Nefa minisitriny fahasalamana teo aloha nangataka fanampiana tany ivelany nikianiny Lalatiana
Nareo no be fialonana ....rehefa afaka manangana ve ilay olona dia izany no fomba fijerinao
Tsisy vision de loin enao izany, tsy ainao le resaka politique marina
Vol direct =trafic d'or direct
Miasa amin’ inona moa zanak Rajoelina ?
Ampianaro mandainga sy mangltra koa zanaka nao Rajoelina
Déjà tsisy ilany gasy an’ ireo Arabo ampahantra an’i malagasy reo
Mampa te anompa ny toetra nao rajoelina
Ino loatra moa fidiram-bola ni zanaka Rajoelina p
Enrichissement sans cause fahitako azy
Mifohaza atsika ry malagasy fa lasan’ny Vahiny i Madagascar malalatsika
Hisangisangy amin’ny arabo ny malagasy
Ho lasany vahiny ny arena tsika gasy
Ajanony -p any ny fifaneraserana amin’ny rabo by io fa tsy ilaina malagasy
Ho titra ny fananany malgasy raha mbola io ihany ny président gasy
Mitsangatsangana ry tanora
Tsisy hidirany Harenan-Drajoelina ny firenen’ny gasy rehetra
Mitsangatsangana ry Tanora
Ho ratsy fahanterana Ianao io Rajoelina
Jamba sy mohana daholy ny malagasy rehetra,tsy misy mahita ireo zavatra ny tetindrasy ataony andry, fa toa lasa vahiny ny Madagasikara. Fa intsika lasa tsy jamba
Zay aloha tsy handeha Emirates zany mandeha any. Aleonay tsy mande 😢
Eh! Fa inona Ty nahazo an'i rangahy? Sa avy nifoka artemisia?😅😅😅
Fa firy taona marina ity zanak'i Filoha ity ?
Multimillionnaire i Arena io dans 10ans. Dynastie vazah
Multimillionnaire ou pas ! Il paye.
Mbola aiza no hahazo anareo rehefa manaiky hampinanany maloto ao. Ireo tafika sy gendarmes ireo ihany no fototr'izao. Nga handova an'ireo nareo. Mba tongava saina ry vendrana a. Ataony tohatra fiakarana fotsiny. Hanao ahoana ny hoavin'ny zanakareo?? Nareo no matiantoka fa ny azy jereo
Miha antitra za d miha mitombo ny fahatsapako hoe tsy misy dikany manangona harena hilaozana eto am ty tany ty
Tena efa matory v n gasy.
Voky Bemanaiky manarapenitra daholo
Dondrona ny gasy
Tafaotra ny ataon'ny mpitondra anareo dia mirarakivy ny maro
Nanongam-panjakana ny filohanareo t@ 2009.......
Ataony mihinana maloto ianareo mianakavy izao
Amidy ankolaka
Vonoina ankolaka.....
Ny taranakareo potehiny tanteraka
Ianareo mihinana maloto
Aza mihetsika
Miandrasa fahagagana
Bado.....
D samy matory daholo, asa voan'inona aby
Toutes est possible, in n'y olana, MADAGASIKARA handroso. Ka ngah mo vorara n'y zanak' i n'y Filohampirenena hanokatra ornasa? aza mapme madama a!...
Mahagaga we dradradradrainy filoha ts manao kolikoly,de nareo nefa misaina izany ndray, tokony atao aminy alalany fanjakana ny valise raha hisy zany fa ts anazy manokana e,fa le ramatoa io koa mo efa delira lotra, otrany le goaika beloha nazy ihany
Rajoelina 1er….Rajoelina 2ème,
Résultats des fuites
Fa ho aiza isika e?
Aiza ny ministre ny tourisme
Aleo hiasa izy
Efa tsy tia TIKO sy MAGRO eran Madagascar manome asa d aleo ndray hoany
Mpanao politika ve hahagaga ny fisainany!Izato ianareo ireto dia misahirana manenjika azy. Aza lany andro manenjika ny hafa mba asehohy ny zava-bitan'ny zanakareo e!Ahoana moa no tsy hirehareha ny Ray aman-dreny hoe ny zanaky ny tena mahavita zavatra goavana, indrindra ho an'ny firenena. Amiko dia isaorana daholo izay afaka mitondra anjara biriky ho amin'ny fampandrosoana ny firenena.
Tsy aleonao mangina
Diplomate tanora indrindra Izy zany ..assa o lasa Ambassadeur koa afany ..
Mila mitory any amin'ny tribunal international ny vahoaka 😢
Hibanaka tanteraka ny arenan by malagasy .Matavy doubay amin ny arenatsika
Mampalahelo anakay 😭 Madagougou
ministre va zany olona isaorana zany?
Halatra bevava, izay mahatonga ny firenena malagasy potika tanteraka sy mahantra farahidiny
Managintohina sy maharikoriko ny mihaino s'ny mijery azy mianakqvy ireo, s'ny mpiara- mias'@ rehetra
Hanao akory ny tohin'ny tantara?!
Tonga dia ataovy fitondrana mpanjaka
Efa nilazainy Luc Hervé fa anareo Malagasy dia kkkllll ka anareo Malagasy tena mamoalahelo ai kkk hivadika ho vy abiaby n'y volamena n'y Madagascar atoato kkkk kasa kolikoly n'y volamena jiaby kkk
Mahavariana fa misy maka na maso na taolam paty na volamena na omby na sokatra na fasika eny fa na dia ny zo maha olona aza dia ekentsika daholo 😭😭😭 na maso hitomaniana aza tsy misy intsony
De ho goaka maso eto tsika mianakavy kkkk..tsy mihomehy loza fa mba hoe mijery lay côté mahatsikaiky ee..za tezitra re somonga ny ahy hoy ny NTAOLO izay 😂😅
@@AnditehaRovandratovo izay izany ilay hoe tsy mihomehy loza aho fa ny loza no mampiomehy 😂😂
Loza kosa zany e!!!
zw vé nareo vo miresaka anzany,efa izy lo no eo de afaka 5taona indray,naréo no te ifidy aniô eo
" vol tant attendu " par QUI??? Vole fait par ...
Ny asa ataon tsirairay ataov zay mapandroso az fa az marary saina amizan e, panohitra ko ef hay fa hifanaratq sy hifanenjik, na aty amin tan hafa aty aza mitov n ao amitsik dhl ihan
Fa aiza zany misy anareo zany?
Ataovy dahoky eh
Enjana ty fitondrana ity
Mialona pory nareo Merina tay
Indrisy ry fireneko.
Fils de c'est un titre goavana e
De hivovoha ohatran Zao fôna zany ry mpanohitra mandra.pahatapitry n'y 2 e mandat
Hivovoa, fa refa lasan'ny Vahiny h@ fasandrazanao enao vao gaga, alain'ny olona fotsiny n'y Razanao ao ampasana, anao vao hivovoa ?
IZAO IZANY ILAY HOE LOVA TSY MIFINDRA VE SA FITONDRANA FAHAMPANJAKA? IZY MIANAKAVY IZANY DE MANDRAY ANJARA DAHOLO @ ILAY MADAGASCAR VE??? MBA RARINY KOSA VE IZAO ANDRIAMATOA FILOHA À???
Zahk alo ts hijer anizan fa tsis androtsak anaty vilaniko rats zahk ihan n mikofoka mitady, fa reo samy malaheli ny te hilalaka ao dhl, panarats ko tsimahita maminy amizan dia mandoto saimbahoaka, ataov ao nenareo
ZAHO MPITAZANA, TSY MPANAO POLITIKA . RAVO ZAHO FA MALALAKA FIVOAHAN - TSIKA MALAGASY , SY HIDIRANY VAHINY MPIZAHA TANY....AZAHOANA ,TOMBONY ISAN - KARAZANY...
ARA - BAROTRA....
VIVE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR 🎉🎉🎉 MADAGASCAR
T3 no fari-pahaizan'ny filou vazaha Dia Io izy midedaka mampisehoseho n'y zanany Bacc+24 MBA hampiso'drotra n'y voninahiny sy n'y harenany.Tsy mahalala menatra nefa izany no nanonganany an-dRa8
Sao dia heverinareo fa hitovy fisainana @Atoa Marc ravalomanana aza i Filoha Rajoelina io izay tsy mety soloina na ny zanany na ny antoko Tim hanolo ny toerany fa izy hiany na efa manomboka antitra 75 ans aza izy, ka tsitako mihitsy ny olana fa efa fahita aty @firenena afrikana koa izany fa ny anareo fialonana no betsaka no fahitako azy
Fialonana pour @ inona,fa normale izao Zavatta izao ?aza tondo velona ,fa rehefa mitsikera ny conneries ataon'i Rajoelina ve n'y olona ,dia fialonana no dikany izany.😡
Analyse n'olo vendrana koa ray ty😂😂😂😂😂
@@joseefanjanirina7962Normale be raha amin'anareo Samy mpanohitra
EFA FANKAHALANA NY ANAREO RY DINOSAURIERN 🦕 POLITIKA NY FANENJEHANA IHANY NY FENO ANDOHANAREO AMIN’I FO FENO FIALONANA
Mila fanazavana madio ataon ny Bianco mba hahafantarina ny marina momba io raharaha nepotisme io fa tsy vitany mametraka fanontaniana fontsiny!!!. Ahoana ny ho tohiny?
De inona no holana , ary to lasa halahelon kaninana fona nenareo ,
Angalaro n'y volamena e ...tsy mahavanombanona anie Io e
Befialonana TY RY kala hanitra
Ino koa hidirany befialonana? Hita fa mazava tsara raha volagniny io. Anao mihintsy tsy mahazo zay zavatra teneniny. Avereno 7 fois ty vidéo comme ça tu comprendra ce qu elle veut dire.
Ny zanakao, ry akoho Vavy maneno no tsy manana asa ankoatran'ny fizaràna rongony amin'ireo mpianatra eny Vontovorona, f'aza bé fialonana ê!
Dia inona ny olana raha nanampy ny rainy izy?✌️✌️✌️
tsy andraikiny izany nga izy ity anazy , firenena no resaka eto fa tsy raharaham-pianankaviana ka efa tsy hisy sehatra ho an'ny Malagasy intsony atsy ho atsy fa ho firenena ataon'ny vahiny finanana fotsiny, firenena efa mahazo loza mahantra mbola io ihany no arovana jamba loatra ianao fa mila misokatra kely ny maso sy ny saina. ary mbola ohatr'izao ny toe-tsaina malagasy tsy mampivoatra efa tsy mety mbola terena handroso, efa lavaka dia mbola merci prezida!!!!!! tena loza
Aza mba bado loatra e !
Azo ialana ny habadoana ry kala a! Mba mahaiza mandinika ny zavamisy fa tsy ilaozana mangery foana fotsiny e.
Tony le niveau T2 tsisy raha hainy mintsy!
Tonga ndray lay akohovavy maneno sy ireo forongony! Manampahaizana, Sady tanora mpandraharaha koa ny zanany fa tsy mitovy amin'ny anareo, mpamatsy rongony ny mpianatra, ry Madame ô!
very les elah ry gasy kel fa matory loatra. indrisy
Ô ry malagasy a mifohaza @ zay fa lasa tanitsika
Très intéressant beaucoup ça