Misaotra indrindra an’i Col. Charles sady mamoaka ny marina no mampatsiahy ireo miaramila fa zana-bahoaka izy ireo fa tsy natao fitaovana hiaro an’i andry domelina apooondra ka hamono ny civily!Antenaina faho tonga sainaizy ireosatria i richrdbaomba anietsymikarokaafa tsy ny tombotsoanu manokakana ka ianareo zana bahoaka no hirahiny hamono ny vahoaka! Mamerina fisaorana any Col. Charles!
Ny fahavalo ny foloalindahy malagasy dia tsy ny Malagasy Mandehana miady toy gaza Ukraine syrie... any@ tany miady hahazoana vola fa tsy ao @Tanindrazanay ao no miseho milay ./. Misaotra Anao Mon Colonel
Rajoelina sy ny préfet n’Antananarivo, avelao ny vahoaka ho ao Am 13 Mai, haneho ny heviny sy hitaky ny zony. Hajanony ny lacrymogènes Hirina Mba hiaro marina ny ZAna-bahoaka ianareo tafika tompoko Zay no handrasan’ireo vahoaka ireo Nareo mpanohitra mahereza ary mitsangana hitarika ny vahoaka
Areno ny erreur fatale nataonareo tam 2009 fa efa tongasaina ianao izany raha tena tongasaina tokoa fa elabe le resaka . 🙌 . Tsy misy ilany Rajoela ani Malagasy zany fa mifohaza anareo , alao akeo olo napetrakanareo takeo io .
Zao vao mety ho azon'ny tsy nahazo hatramin'izay fa patriote 100% io Manamboninahitra miteny io, satria nisy fotoana nahafahany naka sy nahazo ary ny nitazona ny fitondrana ka mety mbola naha filoham-pirenena azy mandraka androany, saingy tsy nataony izany satria tsy mifanaraka amin'ny toetsainy sy ny fijeriny. Soa ihany fa mbola eo izy afaka milaza ny MARINA fa raha tsy izany dia efa lainga sambo raika ny resaka rehetra mety nataon'ny sasany momba azy sy ny sakrifisy [nanaovany vy very ny ainy] tamin'ny fanafahana an'i Madagasikara tamin'ny toetra ratsin'i Ra8 & ny forongony tamin'izany andro. Dikan-javatra: efa ao anatin'ny voasary ny olitra saingy ny ilay voasary tsy kobo.
Olona 1 anatin tafika malagasy no mba mahatsiaro fa tokony miaro vahôka ny mpitandro filaminana 🤦 Mety ho samborina ity Colonel ty satria tsy miray @ mafieux à Madagougou 🤔
Bravo colonel
Merci mon Colonel mañana tandroka aron'ny vozona n'y VAHOAKA MALAGASY ho toa ANAO daholo anie n'y TAFIKA hanavotra n'y FIRENENA 🙏
Misaotranao Mon Colonel
sur mihitry za maka anao mon colonel
Hiarô Abako Anaoooooh 🙏🙏🙏🙏🙏 Sambatra koza gny sud-est manao io ngahyyyy Mankatsitraka rô Abaaaaaa ❤❤❤
Merci mon Colonel mankasitraka ho tahian'Andriamanitra anie ianao s'y n'y ANKOHONANAO 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Olo tsara ngahy Anao Colonel ❤❤❤ tsy tia raha ratsiratsyyyy
Misaotra tompoko amin'ny filazana ny marina , mitsinjo sy mijery ny fahorian'ny vahoaka🙏🙏👏👏👏
Bien dit mon colonel, j'admire votre courage et votre patriotisme.
Mankasitra indrindra Tompoko 🙏
Namoka ny marigny sy mahintsy
Misaotra betsaka tompoko fa manome hery ny vahoaka malagasy Tsy afa-manoatra zao resaka zao.
Mahavelombolo tompoko 🙏🙏🙏🙏👍
Encore.Encore merci, mon colonel Charles a 🙏🏻💪🏾💪🏾
BRAVOOOO👏👏👏, enga anie mba hahatonga saina ireo Mbola misalasala izao ataonao zao... Franchement, bravo pour votre agissement !!
Misaotra Ranadahy an❤🎉
Mba ho lava andro hiaognana anie enao 🙏🤍🤲🎉
Misaotra eeee
Tena mankasitraka 👏👏🥰🥰
🫡Misaotra tompoko manome lesona an'iny be galona @ "napà" iny.
Mankasitraka @ fanajana ny olom-pirenena Malagasy . Ho ela velona ianao mon Colonel.
🗣 NDAO✊🏽💪🏾🤜🏾🇲🇬
Big respect mon Colonel👊❤️
Bravo mon colonel
Merci mon chef
Merci Colonel !!!
Bravo Mon Colonel.
Misaotra mon colonel !
Bonne année 2025 mon colonel, l'avenir de notre pays dépend de l'homme du bon cœur ❤, et soyez nombreux, merci à vous
Bravo mon colonel. Merci ❤❤❤
Merci colonel Charles tena mahafinaritra ilay commentaire nao. Tena zany no atao hoe esprit militaire👍
ZANY NO TENA LELAHY MIJORO AMINY FAHAMARINANA HO ELA VELONA NY LELAHY
merci Colonnel
Makasitra anao zandry a mitsangana fa marina ny anao. Raiso ny andraikitra ianareo no dernière rempart anie makasitraka TOMPO hombanao atrany
Bravo🙏🏻
mankasitrak topoko ❤️💪💪👍👍
🙏🙏💪 Misaotra e. Lehilahy enao ranadahy. Tiako be e... Hanampy anao sy ny vady amanjanakao.
Makatsitraka
Mes respects mon colonel
👍👍👍
Tairo !
Merci fa tsara ny toetranao ❤❤❤
👍👏🏻👏🏻👏🏻
AMEN
Bonne annee mo colonel
Misaotra anao colonel
Bouge bouge bouge🏃🏃🏃
Merci mon Colonel. Aiza aby ireomiaramila marobe mihira isan’andro "izahay dia lehîahy, atao hoe sahisahy..." Mifohaza ianareo fa efa tonga ny LERA.
Makasitraka vao2 sy corange avy fa mijaly zahay madinika zao
misaotra ny tompo fa kay mba misy ihany ny tia tanin🙏drazana
Mankasitraka tàteraka anao Colonel Charles fa teny hatsipy ho an ny manampanahy, indrindra ho an ny mpanohitra rehetra. Mahereza daholo
Efa mandrava ny gendarmerie aty aminay fa mila vonjy
Enga anie ka ho maro aminareo miaramila ireo no ho tonga saina tahaka izao.
Ny olana, miasa be ny heriny vola amzao zavamitranga zao
Fanjakana jiolahimboto
Merci beaucoup MR oh
Ao Afrique du sud sy n'y ireo renivohitra n'y firenena africains misy maka gerican Amin continent africain,miova isika
Misaotra anao mon colonel mitsinjo anay vahoaka izay fa diranovana satria zanabahoaka koa ianareo hoy ianao. Maromaroa ny tahaka anao lehilahy sahy mijoro fa efa leo ny vahoaka
Misaotra indrindra an’i Col. Charles sady mamoaka ny marina no mampatsiahy ireo miaramila fa zana-bahoaka izy ireo fa tsy natao fitaovana hiaro an’i andry domelina apooondra ka hamono ny civily!Antenaina faho tonga sainaizy ireosatria i richrdbaomba anietsymikarokaafa tsy ny tombotsoanu manokakana ka ianareo zana bahoaka no hirahiny hamono ny vahoaka! Mamerina fisaorana any Col. Charles!
Colonel charles merci beaucoup, mais beaucoup de choses qui sont passés à Madagascar je pense que c'est un peu trop tard
io ragnaonao io MIHINTSY koa no tena fositra colonel ah ...
Merci
MISAOTRA TOMPOKO FA MANKAHERY NY VAHOAKA EFA MIRAVIRAVY TANANA SY SAHIRANTSAINA NY FANEHOANKEVITRAO.
🥰
Mivavaka ho anao Za fa de kakaindreo ianao milaza marina enao be io....
TENA TANDROKA ARON NY VOZONA NYMIARAMILA TAFIKA
zahay malagasy dia miandry olona maromaro ho tonga saina mitovy aminao, tena misaotra tompoko!
Mafonja dia mafonja ny fanehoan-kevitra sy ny hafatra fa asakasak'izay tsy handray ny tandrify azy. Mankasitraka betsaka anao tompoko.
marina
Zay efa leo manimba tanana
Zegny aby bruit mandeha nisy fifanarahana draiky reo manamboninahitra fa navandy i,y
Mitsefa ralahy fa Maty isika e MBA mandraisa fepetra
Tongava saina ry malagasy
Mampalahelo ahy Ianao ramalagasy
Ny fahavalo ny foloalindahy malagasy dia tsy ny Malagasy
Mandehana miady toy gaza Ukraine syrie... any@ tany miady hahazoana vola fa tsy ao @Tanindrazanay ao no miseho milay ./.
Misaotra Anao Mon Colonel
Rajoelina sy ny préfet n’Antananarivo, avelao ny vahoaka ho ao Am 13 Mai, haneho ny heviny sy hitaky ny zony.
Hajanony ny lacrymogènes
Hirina Mba hiaro marina ny ZAna-bahoaka ianareo tafika tompoko
Zay no handrasan’ireo vahoaka ireo
Nareo mpanohitra mahereza ary mitsangana hitarika ny vahoaka
Vahoaka Leo ampahamtrana d MBA nifidy d angalarina NY vatony d mitaky fahamarinana d ho vonoina ??????
Areno ny erreur fatale nataonareo tam 2009 fa efa tongasaina ianao izany raha tena tongasaina tokoa fa elabe le resaka . 🙌 . Tsy misy ilany Rajoela ani Malagasy zany fa mifohaza anareo , alao akeo olo napetrakanareo takeo io .
Ny.sokatra tapitra daolo 🥱🥱
Mankasitraka indrindra fa toy izao no ilaina tsy voavidy vola na tambazana fa hanompo ny tanindrazana sy hiaro ny vahoaka ao aminy
fa vahoaka aiza ilay ho vonoina, ny vahoaka efa sahirana mitady ny vary 4000 Ar kapoaka ve ???
Misy bruit agny nisy fifanarahana draiky Andry Rajoelina fa homena vola sy vola impot jiaby hoany
miandrasa 2028 e !
Zao vao mety ho azon'ny tsy nahazo hatramin'izay fa patriote 100% io Manamboninahitra miteny io, satria nisy fotoana nahafahany naka sy nahazo ary ny nitazona ny fitondrana ka mety mbola naha filoham-pirenena azy mandraka androany, saingy tsy nataony izany satria tsy mifanaraka amin'ny toetsainy sy ny fijeriny. Soa ihany fa mbola eo izy afaka milaza ny MARINA fa raha tsy izany dia efa lainga sambo raika ny resaka rehetra mety nataon'ny sasany momba azy sy ny sakrifisy [nanaovany vy very ny ainy] tamin'ny fanafahana an'i Madagasikara tamin'ny toetra ratsin'i Ra8 & ny forongony tamin'izany andro. Dikan-javatra: efa ao anatin'ny voasary ny olitra saingy ny ilay voasary tsy kobo.
Tsy mivàza raha marina zao an😊
Misaotra anao fa lasa guerre civile io.gasy Samy gasy hifamono Madagascar any Malagasy foko valo.ambifolo.mitambatra ihany ho hiarovana Io mada io
Mankasitraka tompoko "Andriamanitra i homba anao s'y n'y ankohonanao .n'y toi anao no ilain'ny Firenena .Andriamanitra tsy mandat izay mitoky aminy .⁰Mitondra anao am-bavaka n'y tenako tompoko.MATOKIA ilaÿ Nahary.
Tegna tsisy fandrosoagna antsika ty e , 1947 hatraminy androany mbola tsisy fiovagna.
à vos marques prêts par...
tompon"andraikitra 100isanjato ianareo tompoko , niray lalana tamin"i pilato fa tsy hoe olona solafaka akory .ankehitriny dia hoe zanabahoaka ,. Ny vahoaka eto foana fa ianareo mpitondra sy olon"ambony mandalo io tadidio da ny filoha ex corean tatsimo nosalborina omaly . Bassar alasad filoha Syriana 24 taona nanao dictatures herinandro monja nesorina taminy ny satroboninahiny , Fehiny na sioa na ratsy misy farany io
Olona 1 anatin tafika malagasy no mba mahatsiaro fa tokony miaro vahôka ny mpitandro filaminana 🤦 Mety ho samborina ity Colonel ty satria tsy miray @ mafieux à Madagougou 🤔
Atomboy grève commandant a
Mb ef heriny vahoaka ty resaka ataonao ty fa mb aza atao loatra raha tena hitanareo fa anareo miaramila ny heriny vahoaka ka arovy ry zareo
Ilay Colonel Tojo iny mba tianay hamaly hanao video koa ee😡
TOKONY ASINA TITRE TY FILM TY ALOHA OHATRA OE : "RA MIANTSO RA". IO ARY LAY FAMINANIAN'I PASTERA MAILLOLE.
Raha tsy nanangam panjakana nareo tsy toy izao isika
Ty tokony hapetraka ho reponssable militaire
Efa hita fa tsy mahataitra vahoaka ilay hetsika fanakorontanana tiana ho volena eto dia mody miantso mpitandro filaminana. Efa tsy amin'izany intsony ny tafika, izay isaorana azy ireo.
Merci MBA mijoro @ fahamarinana ❤🙏🏾
Ianao io ko responsabilités t@ fampiakarana an io joely io teo antsoy Lilyson aongany io fanjakana io
izy efa tonga saina
Mankasitraka 🙏🏽🙏🏽🙏🏽