Fomba maro samihafa no anasitranan'ny Tompo ny marary (Marka 7.24-37 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 13 лют 2024
  • Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    RAHA SENDRA MARARY HIANAO
    1. Jehovah hanohana azy eo ambonin'ny farafara itsaboana azy; ny fandriany rehetra eo am-paharariany dia hovanao.
    2. Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino : hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy; handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny.
    3. Misy marary va eo aminareo ? Aoka izy hampaka ny loholon'ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin'ny anaran'ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy; ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy, dia havela ny helony. Koa mifaneke heloka ianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Ny fiasan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra.
    4. Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika; kanjo isika kosa nanao Azy ho nokapohina sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina...ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.
    5. Ary i Jesoa nandeha eran'i Galilia ka nampianatra tao amin'ny synagogan'ny olona teo sy nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra tamin'ny olona.
    6. Dia tsy hisy loza hanjo anao,na aretina hanakaiky ny lainao. Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao.
    7. Fa manompoa an'i Jehovah Andriamanitrareo, dia hitahy ny haninao sy ny ranonao Izy; ary hesoriko aminao ny aretina.
    8. Ary i Jesoa nihodina ka nahita azy, dia nanao hoe: "Matokia, ry zanako vavy, ny finoanao no efa nahasitrana anao." Dia sitrana ilay vehivavy tamin'izay ora izay.
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
    (1) Salamo 41 : 3
    (2) Marka 16 : 17 - 18
    (3) Jakoba 5 : 14 - 16
    (4) Isaia 53 : 4 - 5
    (5) Matio 4 : 23
    (6) Salamo 91 : 10 - 11
    (7) Eksodosy 23 : 25
    (8) Matio 9 : 22
    **************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
    / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
    / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR
    / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagascar.blogspot.com/...
    JÉSUS VOUS AIME.
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT

КОМЕНТАРІ • 1

  • @andriamanjatobe1261
    @andriamanjatobe1261 5 місяців тому

    misotra betsaka pasteur,de ni voninahitra ho an'Andriamanittra irery ihan🙏🙏