Ny fahaizana mandamina tsara no entinao miady (Genesisy 1.20-31- Pasteur Razafiarison Emilien)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    NY FAHAIZANA MANDAMINA TSARA NO ENTINAO MIADY
    1. Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady, ary raha maro ny mpanolo-tsaina, dia misy famonjena.
    2. Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, ary ny fahaizana miady tsara no entonao miady.
    3. Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.
    4. Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, eny, Izy no mampianatra azy.
    5. Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy.
    6. Ampandreneso ny famindramponao aho nony maraina, fa Ianao no itokiako; ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, fa aminao no ananganako ny fanahiko.
    7. Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe : Mahagaga, Mpanolotsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay, Andrian'ny fiadanana.
    8. Fa raha tonga ny Fanahin'ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin'ny marina rehetra
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :
    (1) Ohabolana 24 : 6
    (2) Ohabolana 20 : 18
    (3) Salamo 32 : 8
    (4) Isaia 28 : 26
    (5) Salamo 23 : 3
    (6) Salamo 143 : 8
    (7) Isaia 9 : 5
    (8) Jaona 16 : 13
    ****************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
    / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
    / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR
    / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
    JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

КОМЕНТАРІ • 1