Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
  • 276
  • 969 863
💕💚🧡 HE SAMBATRA AHO JESOA RAHA MIARAKA AMINAO (FFPM 471) 💛💙💕
1. He sambatra aho, Jeso, raha miaraka aminao,
Fa ny làlanao dia lavi-pahoriana;
Ny ali-mampahory, ny raho-mitatao,
Eo anilanao dia mody fitahiana,
Tano aho Jeso, hiaraka aminao,
Izay làlana ombako e! mba hazavao.
2. Izao no faniriako manentsika ny fo
Ho sakaizano mandrakizay doria;
Na inona mihatra, na inona manjo,
Ianao no antenaiko hitantana ny dia.
O! avia, Jeso, tano aho e!
Tantanonao ny diako, Tompo mamonje!
3. Izay sakaizanao, Jeso, no ampoky ny soa,
Feno haravoana sy lavitra manjo;
Izay rehetra ilaina anananao tokoa,
Raha miaraka aminao, mionona ny fo.
Sambatra aho, Jeso, tretrika tokoa,
Ravo ny fanahiko, toloranao ny soa.
4. Inona no mamiko mihoatra noho Ianao?
Tompo manan-kery sy loharanon-tsoa?
Izay zavatra ilaiko azoko aminao
Koa onenonao ny foko.
Holapanao tokoa.
Manjakà, Jeso, ato am-poko Ianao
Izay fahotako e! ry Tompo, avelao
Переглядів: 106

Відео

Havako ô, tsy mety raha mifanaratsy isika samy kristiana fa lasa sakan @ valimbavaka (Jakoba 4.1-12)
Переглядів 62114 днів тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara NY VAVAKA MANOVA ZAVATRA 1. Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao. 2. Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo. Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahit...
Havako ô, ny anjely dia nirahin'Andriamanitra hiaro ireo mino an'i Jesosy (Hebreo 1.1-14)
Переглядів 53514 днів тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara NY ANJELIN'I JEHOVAH MIARO ANAO 1. Ny Anjelin'i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy. (Salamo 34 : 7) 2. Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko. (Eksodosy 23 : 20) 3. Tsy fanahy ...
Havako ô, ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy teo @ hazo fijaliana (Galatiana 1.1-1)
Переглядів 44214 днів тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MATY HAMONJY ANTSIKA NY TOMPO 1. Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika i Kristy. 2. Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin'ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an'ny tenany,...
Havako ô, voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ?
Переглядів 6052 місяці тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara FIAINANA MANDRAKIZAY NO OMEN'NY TOMPO IZAY MINO AZY 1. Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany Lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. 2. Ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandraki...
Havako ô, mibebaha ianao raha te hahita fitahiana eo @ fiainanao (1 Korintiana 6.1-11)
Переглядів 8722 місяці тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MILA MIAIKY HELOKA HIANAO (1) Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsy fahamarinana rehetra. (I Jaona 1 : 9) (2) Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo fam...
Havako ô, diovy ny tenanao raha te handray fitahiana avy @ Tompo ianao (1 Korintiana 5.1-13)
Переглядів 1,2 тис.2 місяці тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara HODIOVIKO HIANAO HOY NY TOMPO 1. Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio; ny mba ho afaka amin'ny fahalotoanareo rehetra sy ny sampinareo rehetra no hanadiovako anareo. 2. Sasao madio aho mba ho afa-keloka,ary diovy aho mba ho afa-pahotana. 3. Ry Jerosalema, sasao ny fonao ho afaka...
Havako ô, ahoana ny fomba anehoanao ny fitiavanao ny tanindrazanao ? (Salamo 137.1-9)
Переглядів 4983 місяці тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara IZA NO HIRAHIKO ? 1. "Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? " Dia hoy izaho: "Inty aho, iraho aho." 2. Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. 3. Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra 4. Mandehana any amin'izao to...
☘️🍁 Andriamanitry ny voninahitra (Rija Rasolondraibe) 🍂🍁
Переглядів 1 тис.3 місяці тому
☘️🍁 Andriamanitry ny voninahitra (Rija Rasolondraibe) 🍂🍁
Havako ô, Tompo anie Jesosy ka afaka antsoinao mba hamaha io olana lalovanao io (Salamo 110.1-8)
Переглядів 1,1 тис.4 місяці тому
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MITSINJO NY OLO-MARINA NY TOMPO 1. Ny mason'i Jehovah dia mitsinjo ny marina, ary ny sofiny mihaino ny fitarainany. 2. Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy. 3. Ary izay notendreny no nantsoiny koa; ary izay nantsoiny no nohamarini...
💛🌴💙 EO AMBANY FAHASOAVANAO (AMAF) 🧡🥀💚
Переглядів 2924 місяці тому
💛🌴💙 EO AMBANY FAHASOAVANAO (AMAF) 🧡🥀💚
Havako ô, na mandalo ady sarotra aza ianao dia tsarovy fa tsy mandao anao izany ny Tompo
Переглядів 1,6 тис.4 місяці тому
Salamo 109.21-31 (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara) TSY MAHAFOY ANAO NY TOMPO 1. "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory" 2. Hataoko ahoana e no fahafoy anao, ry Efraima… Onena ny foko, mafy loatra ny alaheloko. 3. Zanako mahafinaritra va i Efraima, zaza malalako va izy, no dia fatra-pahatsiaro azy isaky ...
🧡🌿🏵️ MOA VE JESOA DIA MIHEVITRA NY MOMBA NY FIAINAKO ? ❤️🥀💙
Переглядів 2474 місяці тому
🧡🌿🏵️ MOA VE JESOA DIA MIHEVITRA NY MOMBA NY FIAINAKO ? ❤️🥀💙
Havako ô, efa voahombo niaraka @ Kristy t@ hazo fijaliana ve ianao ? Ka sahy hilaza hoe : ENY
Переглядів 8154 місяці тому
Havako ô, efa voahombo niaraka @ Kristy t@ hazo fijaliana ve ianao ? Ka sahy hilaza hoe : ENY
🥰 💚🌿 FINARITRA NY OLANAO 🧡🥀💛 (FFPM 332)
Переглядів 1294 місяці тому
🥰 💚🌿 FINARITRA NY OLANAO 🧡🥀💛 (FFPM 332)
Havako ô, tsy izay miditra ao ampon'ny olona no mahaloto azy fa izay mivoaka avy ao amin,ny olona
Переглядів 8364 місяці тому
Havako ô, tsy izay miditra ao ampon'ny olona no mahaloto azy fa izay mivoaka avy ao amin,ny olona
🏵️🥀💚 Jesus, I love You 💛🌿🌷
Переглядів 424 місяці тому
🏵️🥀💚 Jesus, I love You 💛🌿🌷
Mampandini-tena sy mampahery ny kivy hatrany ny mpanompon'Andriamanitra (Asan'ny Apostoly 27.13-26)
Переглядів 9974 місяці тому
Mampandini-tena sy mampahery ny kivy hatrany ny mpanompon'Andriamanitra (Asan'ny Apostoly 27.13-26)
😢💞 Ity ilay zanakao nania fa hiverina Aminao (Fibebahana) 💮🍀
Переглядів 6174 місяці тому
😢💞 Ity ilay zanakao nania fa hiverina Aminao (Fibebahana) 💮🍀
Na misamboaravoara aza ny sambokelinao dia matokia fa tsy mandao anao Jesosy (Marka 4.35-41)
Переглядів 1,7 тис.4 місяці тому
Na misamboaravoara aza ny sambokelinao dia matokia fa tsy mandao anao Jesosy (Marka 4.35-41)
🥈⭐🌴 J'attendrai le retour du Seigneur 🥇🙏😇
Переглядів 1034 місяці тому
🥈⭐🌴 J'attendrai le retour du Seigneur 🥇🙏😇
Havako ô, vakio ny baiboly fa io no manoro anao ny lalana hahazoana ny fiainana mandrakizay
Переглядів 9624 місяці тому
Havako ô, vakio ny baiboly fa io no manoro anao ny lalana hahazoana ny fiainana mandrakizay
💛🌿 MISY FIARA LEHIBE (MIDERA FIFOHAZANA FJKM) 🥀💝
Переглядів 1334 місяці тому
💛🌿 MISY FIARA LEHIBE (MIDERA FIFOHAZANA FJKM) 🥀💝
Havako ô, raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao dia hotahiana @ lafiny rehetra
Переглядів 1,5 тис.4 місяці тому
Havako ô, raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao hianao dia hotahiana @ lafiny rehetra
🌿💙 HAZOMANGAKO (AMAF) 🥀 💝
Переглядів 964 місяці тому
🌿💙 HAZOMANGAKO (AMAF) 🥀 💝
Havako ô, nomen'ny Tompo fahefana ianao hamoaka ny fanahy maloto izay mahatonga olana eo @ fiainanao
Переглядів 9354 місяці тому
Havako ô, nomen'ny Tompo fahefana ianao hamoaka ny fanahy maloto izay mahatonga olana eo @ fiainanao
🧡🥀💛 COMME UN PHARE (David Durham) 🥰 💚🌿
Переглядів 754 місяці тому
🧡🥀💛 COMME UN PHARE (David Durham) 🥰 💚🌿
Havako ô, efa voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ? Raha tsy izao dia rahoviana ?
Переглядів 6394 місяці тому
Havako ô, efa voasoratra ao @ bokin'ny fiainana ve ny anaranao ? Raha tsy izao dia rahoviana ?

КОМЕНТАРІ

  • @lalainanomenaravelosaona189
    @lalainanomenaravelosaona189 2 дні тому

    Ireo lavitra taloha Lasa akaiky avokoa Jesoa no famelana Izy no fahazavana F'efa nasandratra Izy Efa nasandratra Izy Efa nasandratra Iiiiiiiiiiiizy Nasandratra Izy 🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉

  • @razafitsiarovanatohera3854
    @razafitsiarovanatohera3854 5 днів тому

    IZY tena tia anio doria... tsara loatra

  • @JoseRakoto-j8r
    @JoseRakoto-j8r 10 днів тому

    Mb te hahay n'y lalana (droit) jesoa n'a jesosy , olonanivavaka sad nono any jehovah

  • @doseup489
    @doseup489 14 днів тому

    Merci edy rô eee

  • @user-vj8ch2ic3h
    @user-vj8ch2ic3h 16 днів тому

    Seigneur ,tu es digne de louange ,tu es st par ta grandeur , par ta, puissance ,change notre cœur de pierre en cœur de chair , apprend nous s'examiner et à se comporter être digne ,et mériter ton amour, pardonne nos pêches ,nos iniquités nos transgressions , apprend nous a aimé comme tu nous a aimé ,ote en nous tous, jugements l'égoïsme ,nos manque ments, l' endurci ement de nos cœurs , apprend nous a marcher selon ta volonté ramène nos pensées captives à l'obéissance Ton Fils Jésus-Christ notre Seigneur et Sauveur et merci de nous accorder le pardon du péché , merci Père pour ta fidélité,ta miséricorde . Que ta présence et ta lumière nous éclaire , Ta parole est une lampe à nos pieds et une lumière à nos sentiers . Seigneur sonde nous , connais nos cœurs, éprouve nous connais nos pensées si marchons dans le mauvais chemin , ramène nous sur le sentier de l' éternité,au nom de Jésus amen

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 20 днів тому

    Misaotra Mana isanandro. Voninahitra an' Andriamanitra 🙏

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 20 днів тому

    Mankasitraka nizara sakafo🙏 Wish u the best in this new year 2025🙏🙏🙏

  • @norotianarkt
    @norotianarkt 20 днів тому

    Misaotra Tompo o

  • @RAZAFINDRAKOTOEDDY
    @RAZAFINDRAKOTOEDDY 20 днів тому

    Misaotra betsaka indrindra zoky Malala an !

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 21 день тому

    Misaotra @ fizarana n'y Tenin'Andriamanitrz. Sakafo sarobidy🙏

  • @FanomezanaFanoums
    @FanomezanaFanoums 25 днів тому

    🥰 misaotra ny aminy fampianarana 🙏

  • @AinamitiaJose
    @AinamitiaJose Місяць тому

    Isaorana be dia be fa tsy manavakavaka ny fikambanana mpandinika ny Soratra Masina izay mampiely an'ity fandaharana ity. Matetika aho dia maheno hira Katolika ao antenantenan'ny Toriteny. Tahian'ny Tompo hatrany ianareo 🙏🙏🙏🙏

  • @zonyhavana4752
    @zonyhavana4752 Місяць тому

    Tsy ho very mandrakizay ny toriteninao Pasteur

  • @eleonoremandizi403
    @eleonoremandizi403 Місяць тому

    Mankasitraka indrindra tompoko tam fampianarana ny teny masina🙏

  • @ninanoriolavolamanga6626
    @ninanoriolavolamanga6626 Місяць тому

    12/2024 ❤🎉 Deraina Jesosy❤

  • @eleonoremandizi403
    @eleonoremandizi403 Місяць тому

    Ho an'Andriamanitra ny voninahitra , mankasitraka indrindra tompoko ny am hafatra , ny Tompo hombanao🙏❤️

  • @eleonoremandizi403
    @eleonoremandizi403 Місяць тому

    Mankasitraka Pasteur

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q Місяць тому

    Amena🙏🙏🙏🙏

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q Місяць тому

    AMENA❤❤❤

  • @herverakotondrabe9146
    @herverakotondrabe9146 2 місяці тому

    Reveko ity hira ity merci nizara, m'lay be

  • @DoraMonk-j8s
    @DoraMonk-j8s 2 місяці тому

    Misaotra tompoko amin"ny fampaherezana....fa ny Malagasy anie dia mihatsy van ara-panahy...voalaza fa vao mainka aza MITOMBO NY MPANOMPO SAMPY, NY MPANAO ODY RATSY...SNS...NEFA DIA HIBOKA NY FIANGONANA ISAKY NY ALAHADY....

  • @Yannick-zg3zm
    @Yannick-zg3zm 2 місяці тому

    Misaotra indrindra tompoko fa mahery

  • @j-news.science7555
    @j-news.science7555 2 місяці тому

    Amen 🎉🎉🎉

  • @ashminkwt9380
    @ashminkwt9380 2 місяці тому

    Mankasitraka indrindra tompoko,AMEN ❤

  • @hajatianaratsimbazafy1659
    @hajatianaratsimbazafy1659 2 місяці тому

    LA VOIX CELESTE -Pasteur RAJOELISON

  • @TianaRasoloarimanga
    @TianaRasoloarimanga 2 місяці тому

    Mankasitraka tompoko ny am fampianarana

  • @josoarahoiljaon8703
    @josoarahoiljaon8703 2 місяці тому

    Misaotra @ fizarana saingy ilay hira dia manakona ny hafatra ho an’ny lalodalovana. Ny Tompo homba hatrany @ fanaparitahana ny filazan-tsara

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q 2 місяці тому

    Mankasitraka hatrany mizara tompoko ohh ,,,Amena 🙏🙏🙏

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q 2 місяці тому

    Mankasitraka hatran nizara Tompok fa,nade aty ampitandranomasina aza izahay de afaka manarak ny mana isan'andro hian ,,

  • @JuliaJuliasf
    @JuliaJuliasf 2 місяці тому

    Mankasitra pasteur

  • @JuliaJuliasf
    @JuliaJuliasf 2 місяці тому

    Mankasitra pasteur

  • @JuliaJuliasf
    @JuliaJuliasf 2 місяці тому

    Mankasitra pasteur

  • @HarimbolaSOAFARA
    @HarimbolaSOAFARA 2 місяці тому

    😅

  • @juvetarthu6154
    @juvetarthu6154 3 місяці тому

    😢😢 tiany mama NORCIA eky hira ity zay ai , indrisy anefa 💔🕊🕊 😢 Latsaka ranomaso zah isaka mihaino hira ity .😢❤❤❤❤

  • @StephanieSoa
    @StephanieSoa 3 місяці тому

    ❤❤❤

  • @paulineopango3768
    @paulineopango3768 3 місяці тому

    Prechons la croix, l'enlèveme nt,et la grâce

  • @paulineopango3768
    @paulineopango3768 3 місяці тому

    Pourquoi les pasteurs d'aujourd'hui compliqué l'évangile ?

  • @ChrisChristine-q4m
    @ChrisChristine-q4m 3 місяці тому

    Amen 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @AnnyahRANJANIAINA-o3q
    @AnnyahRANJANIAINA-o3q 3 місяці тому

    Mankasitraka hatran nizara oooh ,,❤❤❤

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 3 місяці тому

    Tsara B sady mampihetsipo bravo Fara🥰🥰🥰

  • @tahinachantal8275
    @tahinachantal8275 3 місяці тому

    Amen misaotra hatrany❤

  • @DoraMonk-j8s
    @DoraMonk-j8s 3 місяці тому

    MIALA TSINY AHO....TSY I ABSHALOM NO NANDOTO NY ANABAVINY...FA IZY NO NAMONO NY OLONA NANDOTO NY ANABAVINY...!!! VAKIO TSARA TOMPOKO NY BAIBOLY...PAR CONTRE NANDOTO NY VADITSINDRANON'I DAVID REHETRA IZY AVY EO....

  • @ezraandria1163
    @ezraandria1163 3 місяці тому

    Tsara izany!!🥰🥰

  • @NadiaStephanie-uh3we
    @NadiaStephanie-uh3we 3 місяці тому

    'salama pasteur Mankasitraka

  • @yox265
    @yox265 3 місяці тому

    Ntso tsy olombelona marina Jesosy ka miangatra 🙏

  • @LantomalalanirinaharisoaRavelo
    @LantomalalanirinaharisoaRavelo 3 місяці тому

    ❤❤❤

  • @BsksbBsksk
    @BsksbBsksk 3 місяці тому

    Amen 🙏🙏🙏🙏❤

  • @voahanginirinarazafitompo2985
    @voahanginirinarazafitompo2985 3 місяці тому

    Dera ho an'ny Tompo! ❤❤

  • @LantomalalanirinaharisoaRavelo
    @LantomalalanirinaharisoaRavelo 3 місяці тому

    ❤❤❤

  • @lalainatienhandriamampiono3787
    @lalainatienhandriamampiono3787 4 місяці тому

    Fiadanana e, misaotra indrindra @ fizaràna tompoko. Mba hiangavy tompoko mba ampidinina kely ny volume an’ilay hira ao ambadiky ny toriteny fa mafy loatra ka tsy heno tsara intsony ny toriteny fa saron’ilay hira. Ny tena tsara dia feon-kira ambanimbany dia ampy. Misaotra hatrany. Tahian’ny Tompo oh❤