Pasteur Jocelyn RANJARISON - Tiako IANAO de Voahirana

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • INty aho indray ry Tompo hitoetra eo anilanao
    Indraindray miantso vonjy any aho
    Tanaty tahotra
    Anio maraina anefa aho
    Dia mangataka aminao
    Inty aho hilaza fa tiako ianao
    REFRAIN:
    Tiako IANAO
    Nefa tsy ampy ny teniko
    Fantatro fa hitanao tokoa
    Ny ady lalin\\’ny foko
    TiakoIANAO
    Nefa tsy ampy ny teniko
    Inty aho hilaza fa tiako ianao
    ’Ty aho indray ry Tompo ô! hihira Ireo resaka
    Reo teny tsara lahatra
    Nataony rehetra
    Tsy hangina intsony aho
    Ento hanatrehanao
    ’Ty aho hilaza fa tiako ianao
    Tiako IANAO........

КОМЕНТАРІ •