Harijaona Gabriel Ralaibozaka
Harijaona Gabriel Ralaibozaka
  • 16
  • 188 825

Відео

Pasteur Jocelyn RANJARISON - Tiako IANAO de Voahirana
Переглядів 33 тис.4 роки тому
INty aho indray ry Tompo hitoetra eo anilanao Indraindray miantso vonjy any aho Tanaty tahotra Anio maraina anefa aho Dia mangataka aminao Inty aho hilaza fa tiako ianao REFRAIN: Tiako IANAO Nefa tsy ampy ny teniko Fantatro fa hitanao tokoa Ny ady lalin\\’ny foko TiakoIANAO Nefa tsy ampy ny teniko Inty aho hilaza fa tiako ianao ’Ty aho indray ry Tompo ô! hihira Ireo resaka Reo teny tsara lahatr...
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Nandao anao ela aho, Raiko ô
Переглядів 47 тис.4 роки тому
1 Nandao anao ela aho, Raiko ô, 'Zao dia te hody aho Maniry hiankina an-tratranao 'Zao dia te hody aho. 'Ty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako! 'Ty tamy aho, Raiko malala ô, Raiso ny tanako! 2 Maniry hanana fiadanam-po 'Zao dia te hody aho Sy mba hivesatra ny zioganao 'Zao dia te hody aho. 3 Itambesaran'ny ota natao, 'Zao dia te hody aho Matoky anefa fa horaisinao 'Zao dia te hody aho. 4...
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Ry foko ry Mpamonjy
Переглядів 29 тис.4 роки тому
470 - Ny foko, ry Mpamonjy 1. Ny foko, ry Mpamonjy, Mangetaheta Anao, Maniry lalandava Hikambana aminao. Fiv : Tsy afaka ao am-poko Ny faniriana Anao ; Oneno, re, ny foko Ho lapanao! 2. Ny androm-pahoriana, Raha lapanao ny fo, Manjary fitahiana, Izay manadio ny fo Tsy afaka ao am-poko, sns… 3. Ny ora fifaliana, Raha ao anilanao, Mamelom-paniriana Hanao ny sitrakao : Tsy afaka ao am-poko,sns… 4....
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Hosana any amin'ny Avo indrindra
Переглядів 3,9 тис.4 роки тому
Hosana, Hosana Hosana any amin'ny Avo indrindra Mankalaza izahay ny Anaranao Misandrata Andriamanitra ô Hosana any amin'ny Avo indrindra...
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Ry Jeso Masoandronay ô
Переглядів 5 тис.4 роки тому
547 - Ry Jeso Masoandronay ô! 1. Ry Jeso Masoandronay ô! Ny aizin’ny fo lasa tokoa Fa tonga aty anatinay izao Mazava lehibe. Fiv : Eny, Jeso! Zoky be fitia, Soa lehibe no nentinao taty, Avy izahay, mba hisaotra Anao Noho ny fitiavanao. 2. Vangianao ny tokantrano Ka menatr’ ery, kaody sy lao Ny fomba ahitana angano Izay tsy mba sitrakao. Eny, Jeso! sns… 3. Mpanjaka Fiadananay ô Ekena tokoa ny he...
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Fenohy amin'ny fanatrehanao aho
Переглядів 38 тис.4 роки тому
Fenoy amin’ny hosotrao aho Fenoy amin’ny fanatrehanao aho Fa mila Anao misimisy hatrany aho Sy ny hosotrao Fenoy Anao aho Tompo anio
Pasteur Jocelyn RANJARISON - Amasino aho fa te ho fanatitra ho Anao
Переглядів 10 тис.4 роки тому
Hamasino aho (2) Fa te ho fanatitra Ho Anao Hamasino aho
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 29 fevrier 2016
Переглядів 2,9 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Job 8 : 6 - 7 : “ Ary raha madio sy mahitsy hianao, Dia hifoha hamonjy [Na: hiambina.] anao tokoa Izy Ary hampiadana indray ny fonenan'ny fahamarinanao, Ka na dia kely aza no niandohanao, Dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. ” Serasera Facebook : richard.randriamalala.5
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 22 fevrier 2016
Переглядів 2 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Oha 11 : 24 : “ Misy mahafoy, [Heb. mamafy.] nefa mitombo fananana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra, [Na: mihazona ny hareny.] nefa tonga malahelo ihany. ” Serasera Facebook : richard.randriamalala.5
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 15 fevrier 2016
Переглядів 1,9 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Eks 33 : 18 - 19 : “ Ary hoy Mosesy: Mba ampahitao ny voninahitrao aho. Fa hoy kosa Jehovah taminy: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran'i Jehovah eo anatrehanao ” Serasera Facebook : richard.randriamalala.5
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 01 février 2016
Переглядів 5 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Lio 6 : 12 : “ Ary tamin'izany andro izany dia nankany an-tendrombohitra Jesosy mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy. ” Serasera Facebook : Serasera Facebook : richard.randriamalala.5
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 25 janvier 2016
Переглядів 3,1 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Isa 43 : 13 : “ Eny, hatramin'izary andro izany* Izaho no Izy, Ary tsy misy maharombaka amin'ny tanako; Miasa Aho, ka iza moa no mahasakana izany? ” Serasera Facebook : richard.randriamalala.5
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 18 janvier 2016
Переглядів 2,3 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Job 1 : 7 - 12 : “ Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Avy taiza hianao? Dia namaly an'i Jehovah Satana ka nanao hoe: Avy nizahazaha teny amin'ny tany aho ka nivezivezy teny. Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Efa nandinika an'i Joba mpanompoko va hianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin'ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an'Andriamanitra ka mifady ny ...
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 11 janvier 2016
Переглядів 1,7 тис.8 років тому
Fandaharana : TENY FIAINANA Mar 5 : 2 - 6 : “ Ary nony niala teo an-tsambokely Izy, niaraka tamin'izay dia nisy lehilahy azom-panahy maloto nivoaka avy teny amin'ny fasana ka nifanena taminy; fa nitoetra tao amin'ny fasana izy; ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin'ny gadra aza. Fa efa nafatony matetika tamin'ny gadra, na ny tànany, na ny tongony; nefa ny gadra tamin'ny tànany...
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 04 janvier 2016
Переглядів 3,1 тис.8 років тому
TENY FIAINANA - Toriteny - Pasteur Richard Randriamalala - 04 janvier 2016

КОМЕНТАРІ

  • @ProgrammeEaurizon2025
    @ProgrammeEaurizon2025 3 місяці тому

    Mijery ny fahalehibiazan'i Pasteur aho dia miaiky ny fitondran'Andriamanitra sy ny fitahirizany ny olony, mialehibe ara-batana, mialehibe ara-panahy... Mankahery amin'ny asa fitoriana hatrany Pasteur sy ny fitaizanao anay ao anatin'ny hira sy ny vavaka. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏🙏🙏

  • @NathanaëlRanjarison
    @NathanaëlRanjarison Рік тому

    Amen

  • @hajianekena6909
    @hajianekena6909 2 роки тому

    Zay mihitsy ve ny fahazaonao ny atao hoe miaraka amin'ny Jesosy sa hoe hininao fitahana ny olona?

  • @tim.andria
    @tim.andria 3 роки тому

    Amen, vérité! je confirme amen amen!

  • @rolinebanezy2399
    @rolinebanezy2399 4 роки тому

    Amen Amen Amen

  • @rolinebanezy2399
    @rolinebanezy2399 4 роки тому

    Misaotra anao Tompo @ fiarovanao anay Amen

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому

    Tsiadiniko toriteninao RICHARD PASTEUR

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому

    Arooo karaha mbola velonaina eto antany fona

  • @soloforakotoniaina8929
    @soloforakotoniaina8929 4 роки тому

    tsara Jesosy

  • @suzensuzen1875
    @suzensuzen1875 5 років тому

    Aiz ngah no ahitan io Pasteur io na (num phone) Misaotra tompoko

  • @tokyrasolofo1733
    @tokyrasolofo1733 5 років тому

    misaotra betsaka

  • @vroomeli5455
    @vroomeli5455 5 років тому

    Mandria am-piadanana eo anilan' Jesosy Kristy Tompotsika Pasteur.

  • @flowers9464
    @flowers9464 5 років тому

    Amen

  • @mariechristinegonneau3267
    @mariechristinegonneau3267 5 років тому

    Misy olona miseho mivavaka nefa manao pacte am devoly satana no mapanakarena azy tsy mbola nisy panakarena nananpy ny mahantra

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Misaotra mpanomponao tompo o

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Amen Tompo o,,

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Mila anao aho jesosy, Tena mahakasik ahy dahlo NY toriteny Pasitera

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Za ten Mila mpanompon Andriamanitra tompok, inon tompok mb azku atao

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Misaotra anao jesosy noho mpanomponao amen

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Aoka enao jesosy no hita @taona 2019 ty jesosy

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Radio inon Kay lay Radio Tompoko

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Amen Tompo o, aiza kay mb mety ahitana Ani Pasitera Richard azfd

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Za mhtsy Pasteur misy zany, Mankasitraka Pasteur

  • @alomami3804
    @alomami3804 5 років тому

    Amen Tompo o,, Mankasitraka Pasteur, voninahitra hoan Andriamanatra irery ihany

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 5 років тому

    Mankasitra ôo Amen!!

  • @suzannerazafinjato9995
    @suzannerazafinjato9995 6 років тому

    De aona no hatao raha ohatra ka tratrany ilay fanahy ny fanahy ny fahatrana ny fianakaviana iray ? De inona no antony mahatonga an izany fana ny fahatrana izany ? Misaotra tompoko.

    • @laingosoarasamoela4005
      @laingosoarasamoela4005 4 роки тому

      Rohasina amny Anaran'i Jesosy

    • @jeanpaulvelontsoa9631
      @jeanpaulvelontsoa9631 4 роки тому

      Miaria arena any andanitra .arena aty antany misy kalalao manimba sy mpangalatra .raha azonao izao tontolo izao nefa very ny fanahinao .ry mino namako akeo izay fitarihany tompo .aloe manatra Tonga any andanitra toizay manana nefa very.tsy fanoarana no nolazainy jesosy mombany Lazarosy sy ilay mpanakarena fa tena misy vakio tsara topoko .

  • @felicianathalie5920
    @felicianathalie5920 6 років тому

    THJ PASTEUR Ô

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 6 років тому

    Makasitra anao Pasteur fa tena mafinaritra be ny toriteny lay Andriamanitra manakare mpasoavana ane momba anao sy ny Ankohonanao Amen and Amen

  • @niniksa1924
    @niniksa1924 6 років тому

    misotra betsaka Pasteur fa tena marina sady mazava be ny toriteny ary ny Tompo momba ano sy ny vady sy zanakao Amen

  • @flowers9464
    @flowers9464 6 років тому

    Amen

  • @yayachristine1988
    @yayachristine1988 7 років тому

    Mankasitraka Jesosy Tompo o

  • @mevasoalydia2385
    @mevasoalydia2385 7 років тому

    Amen

  • @mevasoalydia2385
    @mevasoalydia2385 7 років тому

    Amen mankasitrak ô

  • @mevasoalydia2385
    @mevasoalydia2385 7 років тому

    AMEN,MANKASITRAKA PASTEUR RICHAR ,Tahiny Jesosy inao sy ny Ankohonanao .Amen

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 7 років тому

    Miarahaba anao Mr Harijaona Gabriel Ralaibozaka , misaotra noho ny fizarana @ youtube itony toriteny itony fa tena manampy be dia be tokoa , fa mba mangataka anao ra mba azo atao ny mandefa ny Teny fiainana 2017 azafady ? tena mahafinaritra ahy tokoa mantsy ny toritenin'i Pasteur Richard Randriamalala io

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 8 років тому

    Mankasitraka ô

  • @yvesmarcel8092
    @yvesmarcel8092 8 років тому

    Misaotra Indrindra Pasteur amin'ny hafatr'i NY TOMPO ! mahafinaritra ahy ny maheno anao mitory ny teny soa mahafaly ! ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie no hanome hery anao mandrakariva hatanterahanao ny asa fitoriana !