aza ilaozanao - Pst Jocelyn Ranjarison

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024
  • Aza ilaonao aho Tompo. Very isika raha miala amin'ilay nahary antsika dia Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy

КОМЕНТАРІ • 51

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 4 роки тому +2

    Enao JEHOVAH ANDRIAMANITRA no heriko sy fiarovana feno ho ahy heo aminy fiainako rehetra na mora na anaty ady sarotra matoky anao aho fa aza hesorinao ato anatiko TOMPO FANAHY nao zay nomenao ary avereno amin'ilay fitiavana voalohany AMEN

  • @antsafleurys4271
    @antsafleurys4271 6 місяців тому +1

    Hira nampahery ahy indrindra tamin’ny ady sarotra nolalovako ❤ fa teo foana Izy, misaotra Jesosy!

  • @rafotsymanitra7050
    @rafotsymanitra7050 8 років тому +3

    Tsy mahavita tena irery aho Tompo ô fa mila anao izaho manontolo , tsinotsinona izay rehetra mety ananako Tompo ô raha tsy misy Anao , aza ilaozanao aho , aza manary ahy , hiala eo anatrehanao , aza esorina amiko Tompo ô ilay Fanahinao , fa very aho raha tsy eo Ianao , tsara loatra , Aleloia ,AMEN!

  • @rinaherilantorakotovahiny676
    @rinaherilantorakotovahiny676 7 років тому +2

    tena mila Anao ny fiainako manontolo JESOSY a! tsy mahavita ahy ny volako, ny fahaizako, ny heriko, Ianao no zava-drehetra amiko Tompo.

  • @MbotinasyElina-te3cv
    @MbotinasyElina-te3cv 10 місяців тому +1

    Tiako loatra zany tokon-kira izany .
    Aza esorina amiko Tompo ô,
    ilay fanahinao fa very aho

  • @rijavola6972
    @rijavola6972 5 років тому +2

    Aza esorina amiko TOMPO o ilay fanahinao, fa very ao raha tsy eo ianao, Amen

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 5 років тому +5

    Tsy mahavita tena irery aho
    Tompo ô! Fa mila Anao
    Izaho manontolo
    Tsinontsinona
    Izay rehetra mety ananako
    Tompo ô! Raha tsy misy Anao
    Tsy natao hisaraka Aminao aho
    Na hanalavitra Anao
    Fa asa angamba
    Izay mety hanjo ahy
    Raha toa ka hilaozanao
    Réf : Aza ilaozanao aho
    Aza manary ahy
    Hiala eo anatrehanao
    Aza esorina amiko
    Tompo ô! Ilay Fanahinao
    Fa very aho raha tsy eo Ianao

    • @kathiefrancette2991
      @kathiefrancette2991 5 років тому

      Valiente Chiquita misaotra nanome ny parole 😘

    • @bondyalan5656
      @bondyalan5656 5 років тому

      Rah ts misy anao eo amin n'y fiainako Tompo dia foana ny fiainako

  • @patriciaholy1153
    @patriciaholy1153 3 роки тому +2

    very aho raha tsy eo ianao

  • @ranoromalalalantoharitiana4604
    @ranoromalalalantoharitiana4604 10 років тому +2

    tena tsara be ilay hira , Tena tsy mahavita tena tokoa isika reha tsy miaraka aminAndriamanitra , eny fa na dia eo ny hery sy tanjaka dia tsy tokony hiala amin'ny Tompo , fa ialy fanahin'ny Tompo no ampina ho antsika

  • @faradomoinaraveloson4284
    @faradomoinaraveloson4284 4 роки тому +2

    Aza ilazaonao aho,aza esorina amiko Tompo o lay fanahinao mandrakizay

  • @ramyrasamison2145
    @ramyrasamison2145 9 років тому +2

    Tsy mahavita tena irery aho Tompo fa mila Anao; tsy natao isaraka Aminao aho na analavitra anao asa izay manjo ahy raha alavitra Anao; aza ilaozana Anao aho Tompo fa tena mila anao fa very aho raha tsy eo Ianao

  • @nalisoarajaona8206
    @nalisoarajaona8206 8 років тому +1

    Misaotra anao aho Jesosy mbola mampahery ahy sy mbola mihazo ahy hantrany eo antratranao,Amen,

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 8 років тому +2

    Aza ilaozanao aho, aza manary ahy hiala eo anatrehanao. Aza esorina amiko Tompo ô lay fanahinao. Fa very aho raha tsy eo ianao. AMEN

  • @deramiadana
    @deramiadana Рік тому +1

    Amen ! J'adore cette chanson 🤍

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 5 років тому +4

    Aza esorina amiko Tompo ô lay fanahinao fa very aho raha tsy eo ianao Amen 💞🙏

  • @misoalalainarandriamifidy3287
    @misoalalainarandriamifidy3287 6 років тому +2

    Aza ilaozanoa aho Tompo ,fa tsy mahavita ten irery

  • @ramyrasamison2145
    @ramyrasamison2145 7 років тому +2

    Tompo o mba mangataka mafy Aminao aho Jesosy aza manary ahy ary aza avela andeha irery aho @ zao olana mahazo ahy @ fianako zao tena mila Anao aho Tompo sady mangetahetananao fantratra ny fianako

  • @jacquelinenomenjanahary5796
    @jacquelinenomenjanahary5796 7 років тому +2

    tsy mavita tena irery aho tompo fa mila anao izaho manotolo;amen

  • @skannick5382
    @skannick5382 8 років тому +2

    Tsy hisaraka aminao intsony aho Tompo o, fa very aho aho raha tsy eo anilanao...Aza manary ahy Tompo o!!!

  • @tianahaingoniony3380
    @tianahaingoniony3380 6 років тому +2

    Mbola manantena Anao fona aho Jesosy o!! Aza avelanao ho irery aho fa very aho raha ilaozanao!!

  • @dipalmasanjaniaina5858
    @dipalmasanjaniaina5858 5 років тому +2

    Aza ilaozanao aho tompo ohh

  • @nadyana559
    @nadyana559 9 років тому +4

    Tena mila Anao aho Tompo ô, tsy mahavita tena aho, very aho raha lavitra Anao! aza ilaozanao aho Tompô!

  • @noroharimalalarakotoarimin2343
    @noroharimalalarakotoarimin2343 4 роки тому +2

    Fa mila anao zaho manontolo!

  • @elimmomadagascar198
    @elimmomadagascar198 5 років тому +1

    AZA ILAOZANAO AHO TOMPO FA TSY MAHAVITA-TENA ! VONJEO ZAHO ANDRIAMANITRO O

  • @lalarazafindrazaka4685
    @lalarazafindrazaka4685 9 років тому +1

    tena tsy natao isaraka aminao tokoa aho Tompo ary aza ilaozanao mihitsy Amen !

  • @bondyalan5656
    @bondyalan5656 4 роки тому +1

    Mila anao izahay TOMPO o
    Ianao no Tena fiainana
    Amen

  • @volanaandriason5943
    @volanaandriason5943 5 років тому +2

    Feno ny fiainako misy anao

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 років тому +2

    Aza esorina eo amiko fanahy nao Tompo very aho raha tsy eo enao

  • @leonsoloniaina2676
    @leonsoloniaina2676 10 років тому +2

    Misaotra betsaka nizara fa tena tsara, sady mila ny Tompo foana isika e

  • @tatianahraherinambinina5165
    @tatianahraherinambinina5165 6 років тому +2

    tsy mahavita tena irery aho Tompo o!

  • @andriamihajaericsandro6742
    @andriamihajaericsandro6742 4 роки тому +1

    Ts mavita Tena aho Tompo ra tsy mis anao

  • @micaiahnantenaina7999
    @micaiahnantenaina7999 9 років тому +2

    aza esorin@ko tompo ilay fanahinao! zany ô

  • @saideva2461
    @saideva2461 8 років тому +1

    Tompo mila Anao aho

  • @mimichrisnah8649
    @mimichrisnah8649 5 років тому

    ALELOIA VONINAHITRA OAN "Andriamanitra irery ihany

  • @sonyarinahrasolohery273
    @sonyarinahrasolohery273 9 років тому +2

    Amen!tsara daolo ny tonon-kira

  • @RakRoots
    @RakRoots 8 років тому +4

    Amen (y)

  • @felanamamisoa1035
    @felanamamisoa1035 10 років тому +3

    ts natao isaraka aminao aho, na hanalavitra anao (y)

  • @eliarazafimahefa2190
    @eliarazafimahefa2190 10 років тому +2

    Voninahitra anie ho an'Atra irzry iany

  • @mendrikaraharijaona3017
    @mendrikaraharijaona3017 8 років тому +1

    aza manary ahy Tompo na de manalavitra anw aza aho

  • @priscarasoarivelo6903
    @priscarasoarivelo6903 6 років тому +1

    inona tokoa moa izahay JESOSY RAHA MISARAKA amiNAO???Very tokoa izahay raha tsy misy ANAO!Hitady ANAO mandrakariva aho TOMPO ô!

  • @miharyadr1982
    @miharyadr1982 8 років тому +1

    aza ilaozanao aho

  • @tianahaingoniony3380
    @tianahaingoniony3380 6 років тому +1

    Amen!!

  • @manouranaivoson1263
    @manouranaivoson1263 6 років тому

    Amen.😇😇

  • @mia9029
    @mia9029 5 років тому

    ❤️❤️❤️

  • @rijarakotondraibe6133
    @rijarakotondraibe6133 7 років тому +1

    ten mafnartra b le hira!